Natur'Ally Mdg

Natur'Ally Mdg

Share

Salon et marque de produits clean dédiés aux cheveux texturés, depuis 2016

24/06/2026

𝗜𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘁𝗮𝗼 𝘀𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝘃𝗮𝗸𝗮𝗻𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 ?

Matetika kamokamo ry zavavy kely isany (na ry zalahy raha lavalava volo) mikarakara volo fa sady mangatsiaka no tsy mandeha mianatra, dia afatopatotra eny fotsiny.

Ireto misy fampatsiahivana ary :

⛔ Raha sendra misy hao, nahazo tany amin'ny vacances ohatra, dia 𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝗺𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁𝘀 𝗰𝗵𝗶𝗺𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀 𝗳𝗮 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗼𝘃𝗮 𝗻𝘆 𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻𝘆, 𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗵𝗮-𝗿𝗶𝗻𝗴𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝗵𝗶𝗻𝘁𝘀𝗮𝗻𝗮. Efa manana shampoing anti-poux isika (Shampoing Solide Pureté), dia afaka anaovana masque ihany koa raha misy liana

⛔ 𝗧𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗱é𝗺ê𝗹𝗮𝗴𝗲 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗼𝗹𝘆 𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻𝘆. Sady maharingitra an'ilay volo no maharary an'ilay zaza. Volo somary malamalana na lena avy sasana, asiana masque na après-shampoing, no tsara anaovana démêlage.

✅ 𝗔𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝘃𝗲𝗻𝘁𝘆 𝗺𝗯𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗵𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗸𝗶𝗿𝗮𝗸𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆. ⚠️ Tsy atao migeja ary tsy asiana tovana fa mbola marefo ny hodi-dohany, ka mety hampiongotra ny volony na hahasola ny faritra sasany amin'ny loha (alopécie de traction)

✅ 𝗔𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗿𝗲𝗳𝗿𝗲𝘀𝗵 𝗳𝗮 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗽𝗼𝗿𝗶𝘀𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿 no anaovana azy dia avy eo hosorana Baume na Sérum kely izy mbola mando iny. Izay ilay hoe "scellage d'hydratation".

☝️ Tsy mitovy ny fiasan'ny menaka rehefa ahosotra amin'ny volo mando sy maina. Andramo anie raha mbola tsy nanao e 😉

Ato aminay manokana, 𝗕𝗮𝘂𝗺𝗲 𝗕𝗿𝗶𝗹𝗹𝗮𝗻𝗰𝗲 𝗻𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗳𝗮-𝗺𝗶𝘀𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗹𝗮𝘃𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗿𝗶𝗿𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮.

Azo jifaina amin'ny vidiny 14 000 ar.

𝗭𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗿𝗮𝗼 𝗵𝗼𝗲 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗿𝗶𝗿𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝘃𝗮𝗸𝗮𝗻𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 ✍️

22/06/2026

𝗧𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗽𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗺𝗼𝘀𝗲 𝗶𝗿𝗲𝗿𝘆 𝗻𝗼 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗳𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝘃𝗼𝗹𝗮𝗵𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮.

📩 Alefaso ao amin'ny MP ny sary ahitana ny volonao ahafahanay manome devis personnalisé.

📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :

🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

Voir moins

21/06/2026

Miarahaba ny ray rehetra nahatratra ny andro anio !
Mankasitraka ny ezaka ataonarao hananan’ny zanakareo fiainana tsara kokoa hatrany 😘
Mahereza amin’ny ady atrehana isan’andro any amin’ny asa sy fitadiavana any 💪

20/06/2026

🎁 𝗙ê𝘁𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗣è𝗿𝗲𝘀 : 𝗰𝗮𝗱𝗲𝗮𝘂 𝗦é𝗿𝘂𝗺 𝗔𝗻𝘁𝗶-𝗰𝗵𝘂𝘁𝗲 & 𝗦𝘁𝗶𝗺𝘂𝗹𝗮𝗻𝘁 𝗿𝗲𝗽𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲

Maro be ny ady sy fanamby atrehin’ny raim-pianakaviana.

Tsy afaka ny hanampy azy amin’ny adiny rehetra isika, fa misy olana iray afaka ampiana ny mamaha azy : amin’ny 𝐯𝐨𝐥𝐨 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐧𝐭𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐚𝐦𝐚𝐧𝐢𝐟𝐲.

👉 Omena maimaim-poana anareo manao soin androany na mividy/ manao commande produits 3 ity sérum « Tonus & Pousse » ity.

🎁 𝗜 𝗺𝗮𝗺𝗮𝗻 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗿𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗿𝗲𝘀𝘁𝗼𝗰𝗸 𝗺𝗼𝗮 𝗶 𝗽𝗮𝗽𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗰𝗮𝗱𝗲𝗮𝘂

Ataovy dieny izao ao amin’ny MP ny commande ary 📩

Photos from Laureanah Mitia's post 19/06/2026

🌿✨ Coucou daholo! ✨🌿

Simba sy marary tahaka ilay sary voalohany ny voloko ka nisafidy ny Natur'Ally Mdg aho hitsabo sy hikarakara azy. 💚💆🏽‍♀️

Hanaovan-dry zareo soins réguliers ny voloko, ka hizara aminareo eto ny retour sincère momba ny fiovany sy ny vokatra ho hitako. 📸📝✨

Araho hatrany ary e! 🤗💚🌱

✨💕

19/06/2026

🎁 𝓒𝓪𝓭𝓮𝓪𝓾 𝓕ê𝓽𝓮 𝓭𝓮𝓼 𝓹è𝓻𝓮𝓼 🔥
´Ndao mba karakaraina ny volon’i papa e 😉
Misy cadeaux 2 azo isafidianana ato amin’ny Natur’Ally :
1️⃣ 𝗦𝗼𝗶𝗻 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗵𝗼𝗺𝗺𝗲 𝗚𝗥𝗔𝗧𝗨𝗜𝗧 : na hatraiza na hatraiza ny volony dia mety foana 👌
Sady mahazo an’ilay massage crânien mampatory eo ambony lave tête iny ☺️
Na izay na :
2️⃣ 𝗦é𝗿𝘂𝗺 𝗮𝗻𝘁𝗶-𝗰𝗵𝘂𝘁𝗲 & 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 : tsy gras ary tsy hita mihintsy hoe manao menaka izy satria synérgie d’huiles sèches io.
Anisan’ny olana mianjady matetika amin’ny lehilahy ny volo mihintsana na miha-manify, aleo sorohana dieny vao manomboka.

𝐀𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐜𝐚𝐝𝐞𝐚𝐮 ?
Omena maimaim-poana ho anareo rehetra :
1️⃣ Tonga manao soin ny zoma 19 sy sabotsy 20 jona.
Na ireo izay :
2️⃣ Mividy produits 3 na mihoatra, na ny mivantana aty amin’ny salon, na ny ao amin’ny MP atao livraison 📦

18/06/2026

𝗠𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗼 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 🧐🤔 ...?
Alefaso ny pronostic ary hoe 😉

17/06/2026

Azonareo an-tsaina ve ho adiny firy vao mahamaina volo ohatr'izao rehefa manasa loha irery any an-trano ? Indrindra rehefa ririnina ?

👉 𝗜𝘇𝗮𝘆 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗺-𝗽𝗶𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟚𝟘𝟙𝟞 : 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗼𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼

📩 Alefaso ao amin'ny MP ny sary ahitana ny volonao ahafahanay manome devis personnalisé.

📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :

🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

12/06/2026

🌿 𝐈𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐛𝐞 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐫𝐢𝐫𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 : 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐟𝐢𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚, 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐦𝐞𝐥𝐚 𝐫é𝐬𝐢𝐝𝐮𝐬

Afaka mandeha irery na asiana scellage sérum, huile na baume kely raha tianao halefaka kokoa ny tenue-any.

✨𝗠𝗮𝗻𝗴𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗲 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗮𝘇𝗼𝗻𝘆, na manisy scellage ianao na tsia.

15 000 Ar ny flacon, kely mandaitra fa andramo 👌

P.S : 𝘐𝘻𝘺 𝘯𝘰 𝘨𝘦𝘭 𝘱𝘰𝘶𝘳 𝘣𝘢𝘣𝘺 𝘩𝘢𝘪𝘳 𝘷𝘪𝘵𝘢 𝘔𝘢𝘭𝘢𝘨𝘢𝘴𝘺 𝘯𝘪𝘷𝘰𝘢𝘬𝘢 𝘷𝘰𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯𝘺 😉

📩 Afaka manao commande ao amin'ny MP na mividy mivantana aty amin'ny salons Natur'Ally

🏠 Natur’Ally Mahamasina, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally Andavamamba, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

10/06/2026

🌺 𝐅𝐢𝐧𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐉𝐄𝐋𝐋𝐘 🌺

Mampangirana volo be, sady mitondra hydratation nefa tsy manavesatra ny gel JELLY 👌

𝘐𝘻𝘢 𝘯𝘰 𝘮𝘱𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘢𝘻𝘺 𝘥𝘪𝘢 𝘢𝘩𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘪𝘵𝘢𝘯𝘢𝘳𝘦𝘰 𝘢𝘻𝘺 ?

𝘔𝘢𝘯𝘥𝘦𝘩𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘳𝘺 𝘴𝘢 𝘢𝘧𝘢𝘯𝘨𝘢𝘳𝘰 ?

💡 Ny azy teto izao nampiana Crème Nuage.

👉 𝐌𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦-𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐫𝐨𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 ahafahana misafidy izay produits mety amin'ny volonao.

📩 Mandefasa MP na manatona anay mivantana :

🏠 Natur’Ally Mahamasina, akaikin’ny Jade, 0340100198
🏠 Natur’Ally Andavamamba, ampitan’ny agence Jirama, 0324952363

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohibao?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


En Face Agence Jirama
Ambohibao
101

Opening Hours

Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00