Mihaja coiff

Mihaja coiff

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mihaja coiff, Beauty, cosmetic & personal care, Antalata Nord, Ambohimahasoa.

08/05/2026
21/08/2025

Pose tissage 🌺

Vaovao be ato am Mihaja Coiff a 🥰
Sur rendez-vous ndray izy ty ry malala...

Cliente Satisfaite 💓

Photos from Mihaja coiff's post 28/04/2025

📢📢 IRETO ARY IREO OLONA NAHAZO TAMIN'NY LALAO IZAY NATAONTSIKA 🥰😍
Averiko eto fona ny prestation gratuit natao fanomezana tamin'ity lalao ity 😍

1er : Coloration + Brushing avec finition Steampod 🥰😘
2em: Brushing avec Finition Steampod 🥰

Marihiko eto fa manankery et na 29 - 30 Avril, amin'ireo date ireo zahay no mandray Zay olona hisitraka ny fanomezana 🥰😍

Hoantsika izay tsy nahazo de aza miala fa mbola maromaro ny lalao iarahantsika eto 🥰😍
Ato ihany koa no ahitanareo ny asa vitæ avy ato am sy izay prestation vaovao mbola hoavy. 🥰😍

Mirary soa antsika rehetra, 🥰😍

28/04/2025

Coucou 😘🥰❤️
Tapitra androany ny lalaontsika a😘, avOkanay eto rariva ireo 2 nahazo azy 🥰❤️

Photos from Mihaja coiff's post 22/04/2025

Vitasoa ny fety aby oooo 🥰❤️
Voalohan-teny aloha de mankasitraka anareo rehetra nametraka fitokisana tam 🥰
Mahafinaritra fona ny fiarahantsika, ny fifandraisana ❤️ Araka ny efa nampanantenaina dia hisy lalao iarahantsika eto, ny lalao dia tsotra.

🥰 Mentionneo amin'ity publication ity ny namanao hi- abonnés ny Page


✓✓Izay Commentaires 2 bé réaction indrindra dia omenay .........🙈🙈
1ere: Coloration + Brushing avec finition Steampod 🙈🥰❤️ (misy lokom-bolo afaka isafidiananao tsara ato aminay 🥰)
2em: Brushing avec finition Steampod 🥰❤️

28 Avril hoavy Zao no avoakantsika eto ny nahazo ny loka, hisitraka ny Prestation Gratuit 🙈🥰

Photos from Mihaja coiff's post 13/04/2025

LES FILLES 🥰LES FILLES

Elaela kie tsy hita tato am page a, 🙈
Asintsika Jeu kely ve ho fankalazana ny P***a???

Alohan'izay aloha de atoronay anareo ny santionany am

Mampatsiahy antsika fona fa mandritra ny herinandro alohan'ny fety dia izahay. Dikany, raisinay daholo izay tonga, fa izay tonga alohan'ny am 21h (9h alina) kosa anefa raha mbola misokatra ny coiffure mazava hoazy, afaran'izay tsy mandray olona intsony.

hi abonnés ny page tsika raha te hisitraka ny lalao ianao....
Izay rehetra mi-invité namana ihany no afaka milalao 🥰😘

13/12/2024

Vendredi en beautsé😘🥰

Photos from Mihaja coiff's post 11/12/2024

Manimanitra fety an 💗
Miandry anareo zahay ato am Mihaja Coiffure 😘 mba asio retour kely aloha avy aminareo Client(e) 🥰 Afa-po ve nandritra ny fotoana niarahantsika nikarakara ny hamanjanareo????

Hoavy ny fety zao a, vonona tsara ny equipe ato😉

Photos from Mihaja coiff's post 01/11/2024

TENA MAMIKELY 🥰😍💜

Photos from Mihaja coiff's post 01/11/2024

MISAOTRA MAMETRAKA FAHATOKISANA FONA 🥰💜

💚COUPE 🥰😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohimahasoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antalata Nord
Ambohimahasoa