Tou pa cher

Tou pa cher

Share

Mivarotra entana mora

21/12/2025

🎉 Manjamanja ny fety eee !
💇‍♀️ Brushing + finition (fer lisse) – 10 000 Ar
Nettoyage de visage
Manucure
🏠 A domicile io annn : za no manantona anao !
❌ Tsy misy frais de déplacement
⚡ Arararoty aingana e !
Tongava mp ary o
MAHAJANGA

11/12/2025

🎉 Manjamanja ny fety eee !
💇‍♀️ Brushing + finition (fer lisse) – 10 000 Ar
🏠 A domicile io annn : za no manantona anao !
❌ Tsy misy frais de déplacement
⚡ Arararoty aingana e !
📅 Mandray RDV manomboka ny 15 décembre zao

Photos from Tou pa cher's post 03/11/2025

Amidy mora

Photos from Tou pa cher's post 01/11/2021

Taille M/L
15000ar

26/10/2021

Azo jifaina eto Mahajanga

Ny argent colloidal TSIROMBOLAFOTSY:
Izy no tena be mpanjifa indrindra ato aminay, satria fantatry ny maro fa :
Mamono otrikaretina marobe izy
Na virus aza..
Manasitrana fery anaty sy ivelany izy, ary ao anatin ny fotoana fohy.
Mampatanjaka ny hery fiarovana izy
Manala allergie izy, satria manampy @ famoronana sela vaovao tsy misy allergie...
Tsirony? Toy ny rano mangatsiaka
Fampiasana azy? Sotroina @ sarony , sady azo ahosotra, azo atete anaty maso, sofina sns..
0341304643

Photos from Tou pa cher's post 26/10/2021

Category

Website

Address


Amborovy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tou pa cher posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Amborovy.