Irinah Beauté Mahajanga
Mivarotra articles maro samihafa izahay, Ary mivarotra produit cosmétique ihany kou❣️
Afaka mitaly lehilahy koa izahay fa ts voatery vavy foana.
Eto bazary Tsararano garatsarety no misy anay.
15/05/2026
Matsiro b fona oa nefa morab 😍
01/05/2026
Mahazo mankafia fotsiny ref mbl ts tapakvtr hakaty aminay.
_ Mitaly 4000ar par postiche
_ Pose faux ongles 6000ar(deco 3D 10000ar) tanana/ 7000ar tongotra vernis permanent
_ Curly 15000ar
_Brushing à partir 8000ar
Eto bazary tsararano garatsarety misy ny Coiffure Irinah Beauté
Aza adino mi abonnés ny page tsika
29/04/2026
Sur commande ze tinareo amreo sac à main reo, 2j Tonga commande.
prix: 32000ar
Mp Zay liana.
22/04/2026
Mbola misy misalasala foana ve nareo eto Bazary tsararano garatsarety sy ny manodidina. Tongava lay fa prix nay abordable b jiaby Ary nareo tena tsara fandraisana b🥰
_ pose faux ongles main 6000ar / déco 3D 10000ar
_ pied 7000ar
(Vernis permanent)
_ Mitaly 4000ar par postiche
_ Curly 15000ar
_ Brushing à partir de 8000ar
Tongava fa ho afapo nareo💅🥰
Afapo jiab ze tato aminay fa tongav lay Bella isany in💕 Eto bazary Tsararano garatsarety misy anay.
Manao pose faux ongles
Mametaka tissage
Extension cils
Mitaly
Curly
09/04/2026
Iza no mbl misalasala manantona anay fa tena matsiro b fona ne oa e🥰💗
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Wina Papita, Kanto Andrianarivelo, Andoniaina Malala, Elio Frado, Xi Braüche
Aza adino m'identifier namana i abonnés ny page tsika 🙏🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tsararano
Amborovy