Mongo Randragna

Mongo Randragna

Share

Soins, Astuces, et Conseils pour cheveux naturels
By Koly beauty 2.0

27/05/2025

Coucou les gens✨

Ireto indray misy olona 4 tsara vintana nahazo 1k de crédit maimaimpoana avy aty aminay😊

Satria eto aminy page dia misy ireo mandalo, misy ireo mijanona fa manaramaso fotsiny😅misy kosa anefa ireo izay mamelona ny page isaky ny manao fizarana izahay🤗
Oh: - Manao réaction foana aminy pub izay ataonay✨
- Manisy commantaire sns....

Manasa anireto olona ireto ary mba hiditra mp avy hatrany😊

Zÿzÿ Nãah Nãah ❤️ SStephania Soazanakanaka ❤️ LuLuriscah Noelahelah ❤️ NaoNaomii Nomenjanaharyhary❤️

Aza adino fa efa mikarakara ny lalao manaraka ndray izahay🤗 Asaina ary inao tsy hiala alavitra ary hanasa ireo namana hitsidika ny page✨

😊

21/05/2025

Crème coiffante Mongo Randragna by koly beauty 2.0💫disponible de suite; à base d'huile d'oignon et d'autre huile végétale💫💙

🛍️Achetez dès maintant.
📌Expédition partout à Madagascar

Photos from Mongo Randragna's post 20/05/2025

Coucou les gars✨

Satria vehivavy foana no manao retour, fa androany dia ity ramose kely mafinaritra ty no mba hizara ny hafaliany rehefa avy niosotra ilay vokatra Mongo Randragna 🤗

✨Huile de rouposse hany hoy izy no nampesaiko fa sady manatsara volo no mampangirana ary manalefaka volo kay✨

Misaotra betsaka foana @ retour re olona ôô 😍. Eto dia entanina daholo isika mba tsy hiala alavitra fa efa ho tonga ny lalao manaraka. Ataontsika tsotra kely am'zay ilay izy amin'ity indray mitoraka ity😊

🛍️Hoanareo izay hividy menaka dia aza misalasala mandefa hatra miafina❤️

_______🏵️________

Prix: 12.000ar huile repousse
12.000ar CrèmeCoiffante

📌Hoanireo izay any @ faritra dia 0ar frais de transport raha maka +2 ho bonus ami'nizao ankatoky ny fety ny reny izao😘

17/05/2025

Misaotra tsy mitsahatra mizara ny tsara hoany mponina Facebook malagasy�Miroboroboa foana fa izahay manaraka eny hany�

16/05/2025

Miongotra foana ve ny volondry?
Tsy mety lava mihintsy fa mijanona eo hany?
Misy faritra sola na manify vetivety eo tsy hay fiaviana? 😩
Tapatapaka sy reraky ny produit isankarazany zao?

🦋Ity ary ny vaha-olana 🌺 Huile sérum mongo randragna, spécial repousse à base d'huile d'oignon😍. Akora manalava volo isankarazany ohatra ny gingembre (sakamalao), ail (tongolo gasy) , aloevera(vahoana) ary karazana menaka natoraly hafa be dia be.... Ireo no nafangaro mba ahazoana résultats mahafapo sy aingam-piasa🦋✨

📍Raha manana olana iray aminireo voatonona teo na hafanireo ianao dia aza misalasala mandefa hafatra miafina fa efa vehivavy amanjatony maro no efa nahita vokatra ary afampo tato aminay🌺

---------------🦋----------------
🖇️Hoantsika @ toerana mangatsiaka Ambositra ohatra dia ohatr'zao ny pozin'ilay menaka rehefa mandry❤️ Mbola izy hany io fa tsy misy atahorana☺️🦋

Passez en mp dès maintant pour obtenir plus de détail ✨
🏷️Prix: 12.000ar

15/05/2025

De mbola sary indrana hany koa😁

15/05/2025

😩

Photos from Mongo Randragna's post 15/05/2025

Hoantsika eto Ambositra efa dispo eto hany koa ny menaka Mongo Randragna 💐😍

Manao livraison izahay 🌺
Prix tsy miova 12.000ar hany☺️

📌Aza gaga ianareo raha lasa mandry ilay izy fa mangatsiaka eto, mbola izy hany iny tsy misy zavatra miova ny ao anatiny☺️

14/05/2025

Sary indrana

13/05/2025

Hello! 💐✨

Androany ndray isika dia hiresaka momba ny "VOLO MIONGOTRA" hoan'ny rehetra☺️

Inona ary ny antony mety ahatonga ny volon'olona iray miongotra(😅) :

❎ Tsy ampy calcium, Vitamine, fer
❎Mety miasa saina loatra hany koa
❎ Rera-batana lava
❎ Olona mitebiteby lalandava
❎ Tsy fahampiana torimaso (mbola tantara hafa ny vaha olana am'ty resaka heure fixe, sns)
❎Misy fanafody tsy zaka na sakafo tsy zaka nefa tsy fantatra ndraindray

🤒Matetika dia ireo vehivavy bevoka, na mampinono, miasa saina no tena tratrany.

⚙️Indro ary misy vaha olana hafa indray atolotra ho antsika rehetra (mety @ daholo be) rehefa miongo-bolo☺️

Zavatra ilaina:

🌺Akondro 1
🌺Menaka coco na olive 5 sotro fihinana

Fikaraka:

Mixena ny akondro raha tsy manana mixeur dia potserina na totoina afangaro ilay menaka.

📍Tsy asina rano fa mahazo otrany masque zany ianao dia iny no ampesaina avy eo.

Fampiasana azy:

Hosorana tsikelikely @ hodidoha, atao pause na ajanona 15 à 20 min eo ho eo dia kobanina avy eo✨ atao 2fois par semaine ilay izy na 1 fois🤗

📍Sady mampaniry volo izy ity no mampatevina azy😘

Zay ary no afaka natolotra antsika anio, mirary tontolo andro sambatra🤗
Zarazarao raha nahasoa anao mba ho hita ny hafa hany koa🙂✨

11/05/2025

Na ny liona ary mba mahakarakara volo ko nareo hakamoana tsotra zao😹😹

Aiza ity olona ray ity BaBakoly Razafimaharavo😴2025 sika zao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambositra?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ambositra