Soeur Violette
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soeur Violette, Health/Beauty, beanana, Andapa.
Tongasoa aminy tontolo Horoscope ( Lion) ny Tenako
Voalaza fa ny LION dia maneho herim-po,Fahasahiana Ary Fahatokisana
🎉 1 Aogositra — Feno 50 taona aho. 🎂🙏
Andro lehibe eo amin'ny fiainako ity. Misaotra an'Andriamanitra noho ny fahasoavany sy ny fitiavany izay nitondra sy niaro ahy nandritra ireo 50 taona lasa. Na teo aza ny sedra sy ny fahoriana, dia tsy nandao ahy Izy fa nanome hery sy fanantenana hatrany.
Mivavaka aho mba mbola hitarika ny diako, hanome fahasalamana, fiadanana ary fitahiana amin'ireo taona mbola ho avy.
"Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho." — Salamo 23:1
🙏 Isaorana anie Andriamanitra mandrakizay. Tratry ny tsingerintaona nahaterahana ho ahy! ❤️🎂
Hafatra nameny ery zafiko zaha Niany towww
Dadiko ho ela velona anie anao Ary hitombo hery Hatrany MBA hikarakarainao izahay zafinao MBA ho tafita aminy fiainana MBA hamalianay valimbabena ho anao
Je t'aime Dadiko ❤️❤️❤️❤️
Agny koa anao mamanay niteraka anay
Harabaina ianao ho ela velona Anie anao mamanay na dia tsy hitanay maso androany fa Mbola hihaona indray Andro agny.
Je t'aime Maman❤️❤️❤️❤️
Disponible
15/04/2026
Disponible
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Beanana
Andapa
205