Sissyh Beauty

Sissyh Beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sissyh Beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Andoharanofotsy.

15/05/2023

Cette photo montre que même si tu tombes,il faut toujours te relevé🥰
Vas jusqu'au bout de ton rêve n'arrête jamais même s'il y a des difficultés,ce n'est juste que des épreuves à franchir💪💪

12/05/2023

Quoi que tu fasses,bon ou mauvais;les gens auront toujours quelques choses à dire alors fais ce qui te semble bons et ignore les ondes negatives😇

Bon vendredi magnifique à vous 😘😘😘

Photos from Hollywood Stars's post 09/05/2023

🤪🤪aleo aseo kely aloha ity

09/05/2023

Apetrako kely eto ity fa tiko
Misy isaintsainana tsara mintsy🙂

09/05/2023

Coucou les manjas

Aona ty andro mangatsiaka be ty?

Sinon,bonne journée daholo😘😘😘

Photos from Sissyh Beauty's post 08/05/2023

Coucou les manjas🥰

Izao indray ny asa tanan'ny mpianatra tato SSissyh BeautyBSissyh Beauty
Aza diso anjara fa mbola misy foana ny atelier make up a!!
Tsy miova ny prix f 20000ar foana raha ianao no manantona anay

Photos from Sissyh Beauty's post 27/04/2023

Averintsika kely ndray aloha ity tuto kely ty😍

Arao finaritra a!!😘😘😘

27/04/2023

Coucou mes amies🥰

Traçage sourcils zay tsy mba fanaoko mintsy no nataoko teto,mba tsara ihany ve??

Izao ilay traçage raha mbola misy tsy mahalala,manome effet naturel moa izy io ,izay no mahasamihafa azy na crayon😍

Tinareo ve raha ny fomba fanaovana azy io ndray ny tuto ataotsika manaraka?😊

26/04/2023

Coucou mes manjas🥰

Mirary tontolo andro mafinaritra hoantsika rehetra😍😘😘😘

Aza adino f mbola misy foana ny atelier make up a!

24/04/2023

Maquillage simple tin'ny akamaroan'ny cliente😍
Disponible hatrany aho mampianatra otran'io a!

Coucou les manjas🥰
Satria moa ity page ity natao hoan'ny fahamanjana dia anolotra tuto hafa mintsy aho androany🥰🥰

Tsy momba ny tarehy indray aloha ity indray mitoraka ity fa momba ny volo🥰

Alefako eto aloha ity sary ity ampilendalendaiko anareo😂😂Ny maquillage tsy maintsy manaraka eny ihany😂😂😂

19/04/2023

Coucou tous le monde🥰
Manaona ny journée antsika ao??milamina ve??

Sinon,bonne journée daholo😘😘😘😘😘

18/04/2023

Je vous souhaites à tous de passé une trés belle journée,
Bisous😘😘😘😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Andoharanofotsy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
TANA102