Michou Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Michou Beauté, Health/Beauty, Ankadimbaoka, Ankadimbahoaka.
01/12/2022
Tsiky2 kely louh rankizy ah 🤣♥️
19/11/2022
Salama ♥️
Efa akaiky Zao n'y fety an 🥰izahay ato Michou Beauté 🥰Dia hanao réduction beuh☺️satry dia 10.000 ar bé Zao Dia efa maha manja2 anao💓🤗
Zany Eo ihany fa tyh misy ankizy vavy kely mafatifaty bé omeko anareo😍❤️
Merci beaucoup : Fitahiana Mariah 🤩❤️
C'est Modèle à partir de 15.000 ar hatrany 🥰
Lieu : Madera Namontana
Contact : 034 13 462 57
08/11/2022
Coucou daholo ♥️
Omeko avant et après mafatifaty be ndray nareo androany 🥰♥️
Contact : 034 13 462 57
Lieu : Madera Namontana
02/11/2022
Salama daholo 🥰
Amizao akaikin'ny noely izao Dia misy ity Dia misy bande led décorative . Multicolore ity ato aminay 🥰 Izay mirefy 5metre bé Zao no sady misy télécommande s'y boîtier 12v/220v 😉
Afaka ovana araka izay itiavanao azy n'y loko 🌺
NB : TSY MATAOTRA ORANA 😮🤩NO SADY AFAK ATAO DÉCORATION EXTÉRIEURE IHANY KOUH 👍
Prix mora dia mora satry dia 25.000 ar dia mahazo led mafatifaty be nareo😍🥰
Contact :038 72 563 79
01/11/2022
Coucou daholo ♥️
Io tanana Io oa mila atao manja be foana ❤️🥰 na marary bé ary🤣❤️
Taïza ozy nareo Zah no nanao anio 🥺♥️.Tao By Fabyh
Tsara fandraisana bé izy no cool bé kouh 🥰♥️tena afa_po bé na Dia narary aza n'y tanako tsy enoko akory oe marary n'y tanako mahita anilay hoho manja kely 🥰♥️
Ka inona no andrasana fa tsy ndao anao manja2 daholo n'a hoho zany na tarehy
Am sarany mora Dia mora ♥️
Lieu : MADERA NAMONTANA
Contact :034 13 462 57
Bonjour daholo oh👋😻
Ialana tsiny indrindra rankizy fa tokony ho omaly izy ity no nataoko fa noho ny olana nisy dia androany no isarihako ilay mpandresy😍t@ilay lalao
Fifaliana gracia sy Yii sah no mpandresy tamilay lalao antsika 😍
Ho anareo roa mba midira mp kely amiko😍
Ho anilay nilalao rehetra aza malaeola ra tsy nahazo fa misy lalao foana eto am page😢😜😘💝zay fa bbisous be daholo😍
Bonjour daholo ♥️ ho avokatsika amzay ve oe Iza no mpandresy 🤩Tamilay lalao atsika🤩♥️?
25/10/2022
BONSOIR DAHOLO OH🥰♥️ TYH ARY ILAY LALAO AN
GIVEWAY KELY
IZY ITY IZAY AHAZOA🤤
_ COURS MAKE UP NA MAKE UP À DISTANCE HO ANY 2 SY NY 1 😘
TOY IZAO ARY NY FEPETRA 👍👍👍MANAOVA PUBLICITÉ KELY HO AN'NY PAGE AO @ COMMENTAIRES 👍😘IDENTIFEO NY NAMANA MARO2 HI J' AIME NY PAGEKO SY NY COMMENTAIRENAO 😍IZAY MAHAZO J'AIME MARO INDRINDRA NO MAHAZO NY VOALOHANY ARY MAHAZO COURS MAKE UP À DISTANCE 👍♥️NY MANARAKA KOUSA ATAOTSIKA TIRAGE ETO AM PAGE NY ZOMA IZAO NO FARANY 😘♥️
ARAHO NY FEPETRA FA MANARAKA IHANY NO MAHAZO NY LOKA🎁🎁
Zay Ary fa bonne chance daholo 🤞♥️🎁
Coucou daholo lisany 😊♥️
Vonona anao anilay kilalao amzay ve nareo♥️🥺?
20/10/2022
Coucou daholo ♥️😊
Omeko cadeaux kely lisany androany 🤗♥️satry tiko bé daholo nareo ah Dia omeko cadeaux tsara beuh😉♥️
Bonne chance daholo Ary🤗♥️
Mbola misy lalao ho ataoko kouh an♥️
Araho tsy tapaka ny page Ary an😊🥰
08/10/2022
Coucou daholo ndray 😍♥️
TSY
MITSAHATRA MANOME ZAVA _ BAOVAO ANAREO FOANA ZAH 🥺♥️
C'EST MODÈLE À PARTIR DE 15.000 AR
CONTACT :034 13 462 57
Lieu : MADERA NAMONTANA
30/09/2022
Bonjour daholo ♥️🥰
Maquillage du jours 👌 indray no otolotro 😍Anareo androany
Merci beaucoup 😉Mimosah Mimosah
C'est Modèle à partir de 15.000 ar
Contact :034 13 462 57
Lieu : Madera Namontana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ankadimbaoka
Ankadimbahoaka