Tiah style

Tiah style

Share

Vêtements ,chaussures,sacs,

23/04/2024

Ny tongolo gasy sy ny volo 🥰
Anisan'ny olana ho any vehivavy ny tsy fahasalaman'ny volo(mihitsana, vakivaky, tsy mitombo, manify...💇)

Entina amin-tsika eto ireo torohevitra rehetra mampalava, mampatevina ary mahasalama ny volo amin'ny akora natoraly❕🌻🌻🌻

💜1: Ny tongolo gasy💜
Ahoana ny manalava volo amin'ny alalan'ny tongolo gasy?

Tsotra:
✔️Alaina ny tongolo gasy hasiny vitsivitsy arak'izay mahampy anao.
✔️Voasana ary totoina ka tsihifina ary alaina ny ranony.
✔️Hosorana amin'ny odidoha ny ranona tongolo gasy.
✔️Avela hilona ora vitsivitsy ary sasao toy ny mahazatra amin'ny savony na shampooing ny volonao🥰

vokatsoan'ny tongolo gasy betsaka: souffre, vitamine C, B6 ary B1 ny tongolo gasy izay manampy amin'ny famokarana kératine, singa izay ilain'ny volo mampitombo sy mahatsara azy. Mety ho an'ny olona mihitsam-bolo sy manify🌼🌼
Asina j'aime page tsika mes chéries fa hizara zavatra mahasoa ho antsika fona tsy volo ihany fa mbola betsaka ny ho zaraina 😘😘😘

23/04/2024
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ankadimbahoaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address


Ankadimbahoaka