Andie's Nails
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andie's Nails, Beauty Salon, Anosizato.
12/11/2025
💅 black french nails 🖤
18/07/2025
coucou les filles☺️
rapitso sisa ny promotion pose faux ongles 7000ar dia miverina prix normal💅
alaivo zao ary ny rendez-vous fa voafetra ihany no raisiko
🏠 lieux :Anosizato ouest
📞 0346886919
16/07/2025
coucou 👋
Andao asina promotion tinareo indray ary alo e❤️
❌PROMOTION ❌
Pose faux ongles classique 7000ar avec vernis permanent et déco(raha asina déco 3D dia manampy kely ?
h@ asabotsy ihany ny promotion fa araraoty
NB: sur rendez-vous
🏠 lieux : Anosizato ouest
📞 0346886919
11/07/2025
Iza no mbola tsy nahita oe aiza no hikarakara hoho rapitso ??
tongava mp aingana maka rendez-vous fa mbola afaka mandray aho rapitso😉
🏠 lieux :Anosizato ouest
📞 0346886919
30/06/2025
Andao hikararaka hoho❤️
Mbola malalaka androany
dia mbola afaka mandray rendez-vous ho an'ny rapitso h@jeudi😉
🏠 lieux:Anosizato ouest
📞 0346886919
❌ sur rendez-vous ❌
25/06/2025
Maro mpankafy ity modèle ity nandritra ny herinandron'ny promotion❤️
tsotsotra nefa tsara😍
📌pose faux ongles classique💅
Andie's Nails
23/06/2025
📢PROMOTION 📢
Satria mbola betsaka no tsy natratra dia andao tohizatsika ny promotion☺️
📌Pose faux ongles avec vernis permanent et déco au choix 7000ar (déco 3D apart)
offre valable manomboka androany h@alarobia
❌sur rendez-vous uniquement ❌
🏠 lieux :Anosizato ouest
📞 0346886919
19/06/2025
Mbola malalaka tsara tsara rahampitso fa tongava mikarakara hoho💅
Alaivo dieny zao ny rendez-vous 😉
❌ PROMOTION❌
Pose faux ongles avec vernis permanent et déco au choix 7000ar (déco 3D apart)
Ankoatran'ny promotion pose faux ongles dia manao Pose américaine ohatrany ihany koa (capsule gel x) 20000ar fotsiny
🏠 lieux :Anosizato ouest
📞 0346886919
18/06/2025
Pose faux ongles 7000ar💅
oui 7000ar avec vernis permanent et déco au choix
(déco 3D ihany no manampy)
offre valable h@samedi ihany
🏠 lieux: Anosizato ouest
📞 0346886919
❌ sur rendez-vous uniquement ❌
16/06/2025
. Bonjour☺️
Hiatrika Erinandro vaovao isika
Andao hikarakara hoho e💅
❌PROMOTION ❌
pose faux ongles avec vernis permanent 7000ar déco au choix fa déco 3D ihany no manampy( main ou pied)
Ataotsika h@samedi ny promotion
Sur rendez-vous ihany
🏠 lieux :Anosizato ouest
📞 0346886919
Bonne semaine à tous ❤️
10/06/2025
Pose capsule classique (faux ongles) 💅
🏠 lieux:Anosizato ouest
📞 0346886919
❌ sur rendez-vous uniquement ❌
06/05/2025
Afaka maka rendez-vous fa mbola malalaka tsara manomboka rahapitso h@asabotsy❤️
🏠lieux :Anosizato ouest
📞 0346886919
(Photo: Modèle afaka réalise-na)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Anosizato