Salama Vatana

Salama Vatana

Share

Axé sur les gens et honnêteté est tout

14/09/2022

Omega 3

- Manadio ny systeme cardiovasculaire
- Mampidina tension
- Manala menaka ratsy
- Misoroka ny fihenjanan'ny lalan-dra sy ny fahatsentsenan'ny lalan-dra amin'ny fo sy amin'ny atidoha
- Manatsara ny fikorianan'ny ra
- Mitazona ny maha ara dalana ny fiasan'ny maso sy ny ati-doha
- Mikarakara indrindra ny lalan-dra madinika amin'ny fo, atidoha, maso
_ Aide mémoire nataon'ny olona rehetra mintsy izy io ( ho an'ny mpianatra, ho an'ny tanora, ho an'ny mpiasa, ho an'ny olona efa lehibe ..)

Contact 0349165122 izay liana fa tena
Naturel izy io

27/08/2022

MYRTILLES am teny frantsay
Anisan'ny voankazo tsy be mpihinana nefa tena mahasalama
# Ireto ny singa hita ao aminy :
1- Fibre
2- Vitamine C, K,
3- Manganese
Riche en anti oxydant
# Ny zava tsoa azo avy aminy:
1- Mahatsara ny saina, manampy ny fitadidiana, miaro an aretina Alzheimer
2- Mampidina tosi-dra, tension artérielle
3- Manala tavy, na ny tavy am kibo
4- Tsara hoan'ny tsinay
5- Miaro am aretin'ny fo
6- Anti oxydant
7- Tsara hoan'ny lalan-dra
8- Miaro am fiakaran'ny tahan'ny cholestérol
9- Tsara hoan'ny diabétique
10- Tsara hoan'ny maso
11- Miaro am cancer sady afaka hoan'ny olona misy cancer ihany koa
12- Miady am aretina infection urinaire
13- Mampatanjaka ny hozatra
14- Mampilamina ny saina, manala stress sns...
Atao jus na atao am décoration gâteaux, cake, atao am salade de fruits
Tokony mihinana azy matetika isika indrindra ny zaza, ankizy.

19/07/2022

Salama daholy isika mpanaraka ny page .
Hoatsika misy olana eo amin'ny taovam-pisefona indray zao .
Manadio ny taovam_pisefoana: produit Bio100%
fanadiovana avokavoka
🍀 Manadio ny ao anaty avokavoka
🍀Manala menaka ,vovoka,setroka sigara
🍀Mamono ny baktery sy viriosy amin'ny taovam-pisefona .
🍀Mampitombo ny hery fiarovana
🍀Mampitony ny kohaka sy asthme
🍀Manatsara ny fidirana sy fivoahan-drivotra
🍀Manampy oxygene ho fanatsarana ny havokavoka
Raha mila fanazavana tongava mp na miatso
☎034 91 651 22
👉 Manao livraison Tanà /Province

18/07/2022

👉 SALADE 🍀
✅ Ny Tombontsoa azo avy aminy:
- Manatsara ny hery fiarovana indrindra ny ririna toy izao.
- Mikarakara ny vavony mamoaka marikivy lava ireny.
- Manatsara tsinay
- Manala tavy ratsy Ary tsara ho an'i olona misy rari-tsaina sy taitai-dava
- Tsara ho an'i olona diabetika
- Mety ho an'ny olona manana olana ara-tsaina
- Manatsara ny maso
- Mamerina ny herim-batana
* Tsara ohanina alohan'ny sakafo ary Manatsara ny fandevonan-kanina

Izahay dia sady mikarakara ny fahasalaman'ny vatana ary manome ny secret ho an'ny fahasalaman'ny tany sy ny manatsara ny fambolena amin'ny alalan'ny > Bio 100℅..

☑️ Ny fahasalamana azo ary maintso ny tontolo e...

Salama Vatana: antsoy ny laharana 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

08/06/2022

Boostage anticorps:
🍀 Vokatra natoraly:
👉 Mampitombo ny hery fiarovana

Ny asany:
_ Mampahatanjaka
_ Misoroka ny cancer na homamiadana
_ Manatara ny fahanterana
_ Mahatsara ny Fikorian'ny rà
_ Mampitony saina
_ Manala ny vokatra ratsy ( poizina ) ateraky ny sigara, toaka, paraky, fidoroana..

✅ Mahatsara ny torimaso
✅ Mandamina ny olan'ny havokavoka ( sempotra, alergie )
✅ Olan'ny Voa
✅ Mamono ny selan'ny cancer na homamiadana
✅ Mamono otrik'aretina

👉 Tsara be ho an'ny olona voan'ny stress, harerahan_tsaina ( surmenage )..

☑️ Salama Vatana: antsoy ny 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

Photos from Salama Vatana's post 26/05/2022

Mbola mandray olona hatrany ho an'izay liana amin'ny Massage à pied na ilay antsoina hoe >
👉 Manotra tongotra amin'ny alalan'ireo zone reflèxe mifandray amin'ny taova rehetra..
Prix: 7.000 ar , afaka manao massage à domicile ( any aminao ).

Salama Vatana: antsoy ny 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

Photos from Salama Vatana's post 24/05/2022

Zinc pour Adulte et Zinc pour enfant ..

👉 Manana anjara asa ny ZINC eo amin'ny taovam_pananahana LAHY sy VAVY

✅ Ny Vokatsoa azo avy amin'ny Zinc:
1_ Antoka hampiteraka ny lahy sy vavy
2_ Manampy betsaka @ fomba fiasan'ny sela fotsy sy sela mena
4_ Manatsara ny asan'ny hery fiarovana ary mampikatona ny fery
5_ Manampy amin'ny fandevonan_kanina
6_ Manampy amin'ny fiasan' ireo taovam_ pandrenesana miisa 5 ( maso, hoditra , volo, sofina, lela )

7_ Manampy @ famoahana ireo fahalavoana ao anaty hivoaka izy
8_ Manampy ireo simba hoho

👉 Ireo olona mila azy:
_ ireo olona tsy ampy Zinc
_ manana olana amin'ny vavony
_ ireo olona misotro alikaola sy mpidoroka
_ ireo tsy mihinan_ kena
_ mihitsam_bolo , miha sola
_ misy fery tsy mety mikatona

🍀 Vokatra natoraly izy ity natao ho an'ny:
_ Zaza lahy ratsy fitombo ny filahiana na tsy mipetraka tsara ny voam_pilahiana iray na izy roa
_ Olon_ dehibe mora tonga spermatozoïde, na marefo ny spermatozoïde, na matsora ny spermatozoïde, na kamo mihintsy aza manao firaisana ara nofo..
_ Te hahazo lanja na vatana ihany koa dia singa fototra ny zinc , azo ampiasaina atao fanatanjaham_batana ( force ) izy no atao ( équilibre ) ..
✅ Prix: _ Zinc Adulte: 67.000 ar
_ Zinc enfant: 37.000 ar

☑️ Salama Vatana: antsoy ny 0349165122, na tongava mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

04/05/2022

👉 Soa fa misy ny ato amin'ny Salama Vatana

🚫 Mitandrema ry Malagasy Havako fa tena ratsy ho an'ny fahasalamana ireto
toaka, paraky, rongony, sigara
❎

Salama Vatana: 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko

Photos from Salama Vatana's post 28/04/2022

👉 Azo karakaraina avokoa ireo aretina mahazo ny taova rehetra ao anatin'ny vatana amin'ny alalan'ny:
🍀 Vokatra natoraly ato amin'ny Salama Vatana

✅ Ka raha sendra izany ianao dia aza misalasala miresaka aminay fa vonona ny hanampy anao izahay Tompoko.

Salama Vatana: 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

Photos from Salama Vatana's post 23/04/2022

Ho anao izay manana olana amin'ny resaka fitadidiana lasa tsy fitadidiana: mbola mpianatra ( indrindra ireo Classe d'examen) sy efa miasa na olon_dehibe mahazo taona.

👉 Natokana ho anareo ity:
☑️ Aide memoire éfficace 💯

Salama Vatana: 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Salama Vatana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.