Endless Beauty
" Ici, la Qualité passe avant le Prix" ♥️
26/12/2025
🥰 Un regard qui parle sans mots 💞
💯 Make Up chic, lumineux pour toutes vos occasions spéciales
Endless Beauty en face arrêt bus Dokotera Itaosy
📞 0383733136
26/12/2025
🌹 Tsy Misy teny ho lazaina fa dia fisaorana sy fankasitrahana Amin'ny fo feno fitiavana no Atolotray hoanareo marobe nahatoky anay hatramin'izay ka hatramin'izao 🫶🫶❣️🙏🙏
✨ Mirary soa indrindra dia Manaova fety sambatra 🙏
Endless Beauty ampitan'ny Arrêt bus Dokotera (Restaurant puzzle taloha)
☎️ 0383733136
⏰ 7h30 - 18h
ONGLERIE - ESTHÉTIQUE - COLORATION - COIFFURE - LISSAGE BRÉSILIEN - EXTENSION CILS - EXTENSION CHEUVEUX - ÉPILATION
Ps: Photo modèle et Réalisation
23/12/2025
❌ Ry mpanjifa hajaina !
👌 Aza mi - stress fa na tara hariva avy miasa sy ny Embouteillages aza Ianareo rahampitso dia raisinay foana Raha hikarakara vatana ato amin'ny Endless Beauty 🥰🥰
💯 Manomboka amin'ny 6ora sy sasany maraina ny équipe Rehetra Dia efa vonona handray anareo (Ny alohan'izay efa occupé 🙏🙏)
💌 Ny Salon izany dia MIKATONA ny andron'ny" KRISMASY " 25 Déc , fa miverina misokatra kosa izahay ny ZOMA 26 Déc amin'ny ora mahazatra 🙂
💯 Etoana dia mankasitraka feno anareo Tonga marobe tato amin'ny Salon izahay , ary Mankasitraka ihany koa ireo Izay mbola hoavy ,
🫶Ny Clientes fidèle tena Tsy adino ( Gros bisous ♥️)
✨ Ps: Tsy mandray Rendez - vous izahay hoan'ny rahampitso fa Izay Tonga ihany no raisina tompoko 🙏 (Premier arrivé, Premier servi)
♥️ Mirary Krismasy sambatra sy Taona vaovao feno Fifaliana hoantsika 🙏🙏
20/12/2025
🥳 En cette période de fêtes .....
Toutes l'équipe tient à souhaiter une EXCELLENTE FÊTE À VOUS, SURTOUT NOS CHÈRES CLIENTES 🫶🫶♥️♥️♥️♥️🎉🎉
🌹 MERCI pour votre fidélité et votre soutien 🤍
🙏 Une pensée spéciale pour l'une de nos clientes les plus fidèles, et aussi à la belle Star ⭐ qui nous honore toujours par sa confiance 🥰☺️😘😘
❣️ Mirary Krismasy sambatra sy feno fifaliana hoanareo izahay équipe ny Endless Beauty , ary Samy ho tratrin'ny Taona vaovao hieren-doza avokoa isika rehetra 🫶🙏🙏
💯 TRESSE - MAKE UP - ONGLERIE by Endless Beauty
🏠 Itaosy ampitan'ny Arrêt bus Dokotera
☎️ 0383733136
⏰ 7h30 - 18h
17/12/2025
🌹 Tes ongles sont ton premier bijou 💎💍
👌 PRÉCISION - CRÉATIVITÉ - FINESSE ET GLAMOUR
Confie-les à des main expert! 🥰💅
Endless Beauty Itaosy En face arrêt bus Dokotera ( Ex Restaurant puzzle)
📞0383733136
09/12/2025
✅ Sublime ton regard en un clin d'œil! 🌹
📍 EXTENSION CILS :
- Tenue longue durée
- Toucher soyeux,sans lourdeur
- Application professionnelle
Endless Beauty itaosy en face Arrêt bus dokotera
( Ex restaurant puzzle)
🔥 OFFRE SPÉCIALE : Pose Extension cils ( Épilation sourcils Offert ♥️)
✨ Réserve dès maintenant sur : 0383733136
27/11/2025
🌺 Redonnez vie a vos pieds avec une pédicure professionnelle : confort, beauté , relaxation 🥰
📞 Prenez rendez-vous dès maintenant !
0383733136
Endless Beauty Itaosy ambonisoa ( en face arrêt bus dokotera)
⏰ :7h30 - 18h (lun-sam)
7h30 - 12h (dim)
21/11/2025
🎊 HAPPY 4th BIRTHDAY 🙏🎊
✨ Faly be izahay mampahafantatra anareo fa 4 taona sahady izay ny fotoana Mamy nifampizarantsika 🥰🥰
✅ Te hisaotra sy hankasitraka anareo foana izahay ary indrindra indrindra hirary soa "Ho Mamy tahak'ity m**o ity anie ny fifandraisantsika dia ho ambinina amin'izay atao avokoa Ianareo rehetra 🙏"
💥 Tahaka ny mahazatra dia "Misy Fanomezana sy tolotra omena anareo tsirairay hatrany koa aza misalasala ary manantona anay 🙂
Endless Beauty Itaosy ampitan'ny Arrêt bus dokotera no misy anay
📞 0383733136
02/11/2025
🌸 SIMPLICITÉ - ÉLÉGANCE 🤗
💅Gainage sur ongle naturel ....
📞 0383733136
Endless Beauty Itaosy en face Arrêt bus Dokotera
🕢 - 🕕
02/11/2025
✅ Châtain foncé & Ombré cuivré ❤
Un résultat époustouflant 😍😍
Endless Beauty en face Arrêt bus Dokotera itaosy (Ex restaurant puzzle)
📞 RDV: 0383733136
́
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambonisoa Itaosy (eo Ampitan'ny Arrêt Bus Dokotera)
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 18:00 |
| Tuesday | 07:30 - 18:00 |
| Wednesday | 07:30 - 18:00 |
| Thursday | 07:30 - 18:00 |
| Friday | 07:30 - 18:00 |
| Saturday | 07:30 - 18:00 |
| Sunday | 07:30 - 12:00 |