Andry Coiff Ankadifotsy
Andry coiffeur à domicile
MISY RDV MARAINA RAPITSO
JEUDI 18/06/26
IVANDRY
MERCI.
15/04/2026
✂️SPÉCIALE MPANETY À DOMICILE ✂️
Te hanety volo nefa tsy afaka mivoaka ve ianao?
ANDRY COIFF À DOMICILE dia manolotra fanetezana volo ho an’ny lehilahy sy ankizy any an-tranonao tsy mila misahirana mivoaka fa izahay no tonga miaraka izay ilaina
📍 Tongava na mandefasa message privé (MP) raha mila fanazavana.
📞: Contact : 0342907490 /0331220792
07/01/2026
Salama daholo isika !
Efa misy ny sur rdv aty antrano amboanjobe Iavoloha izao ho an'izay efa nangataka izany ka tsy maintsy miantso mialoha foana manome rdv précis mba hialana amin'ny fifandisoana
Merci 🙏
📞0342907490
Ou
📞0331220792
01/10/2024
Salama daholo ! Ho fandaminana mialoha ny resaka fanaoavana RDV À DOMICILE dia ny tsara indrindra ny miantso iray andro mialoha mba hahamora ny famonjena ny fotoana homenareo satria aty Amboanjobe Iavoloha za no miainga, PK19
👉NY resaka TARIF dia 15.000ar + déplacement (5000ar À10. 000AR arakakiny toerana aleha)
Nb:👉 Raha misy olona miaraka na mifanakaiky dia afaka resahana tsara ny momba io déplacement io mba tsy hanavesatra loatra azy
👉Ezahana omena mialoha eto ny fotoana hiakarana ka hiantson'izay vonona hiaraka fotoana izay
Mankasitraka e !
14/08/2024
TONDEUSE VGR HAIR CLIPPER ⚡PROFESSIONNEL⚡, HAIR TRIMMER ⚡PROFESSIONNEL⚡ VAOVAO SOUS CARTON SCELLÉ 📞:0342907490
10/05/2024
👉✂️✂️👉Tondeuse spécial VGR CHARGEABLE PROFESSIONNEL 👌✂️✂️👍
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankadifotsy
Antananarivo
TANA101
Opening Hours
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:30 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Andry Coiff Ankadifotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.