AnnA jejo
📦 Commandes uniquement par livraison
💬 Service client et vente en ligne
🚫 Aucun retrait sur place
❌ Fermé le samedi
Anna Jejo | Mode & Beauté 🛍️ Vêtements & soins 💖 Qualité à prix doux 📩 Commandez en MP.
📍 En ligne uniquement — Antananarivo 102
❌ Aucun point de vente physique
01/10/2026
✨ SANDALE PLATE VAOVAO — 7 000 Ar SEULEMENT ! 👡💖
🔥 Prix fixe : 7 000 Ar
🚚 LIVRAISON GRATUITE raha ao anatin’ny faritra voasahanao 📦
📩 Commande en MP uniquement
❌ Tsy misy prix de gros
01/10/2026
10 000ar prix fixe
29/09/2026
SANDALE PLATE VAOVAO — 7 000 Ar seulement ! Prix fixe.
Livraison GRATUITE raha any amin'ny faritra no misy anao
📩 Commande en MP
❌ Tsy misy prix de gros.
28/09/2026
SANDALE PLATE VAOVAO — 7 000 Ar seulement ! Prix fixe.
Livraison GRATUITE raha any amin'ny faritra no misy anao?
📩 Intéressée ? Commande en MP
❌ Tsy misy prix de gros.
27/09/2026
SANDALE PLATE — 7 000 Ar seulement ! ✨
Livraison GRATUITE lundi 28 septembre
📩 Intéressée ? Commande en MP 💌
⚡ Premier arrivé, premier servi !
27/09/2026
Mijaly amin'ny mony, na menaka be loatra amin'ny tarehy ve ianao? Setroka sy loto? Indro ny vahaolana voahary ho anao!
✨ Ireo tombony azon'ny hoditrao:
💚 Anti-Acné & Anti-Sébum (Miantoka ny hoditra tsy hanana menaka sy mony)
💚 Anti-points noirs & points blancs
💚 Manidy ny "pores" sy manadio lalina (Nettoyage profond)
💚 Mampihena ny tasy navelan'ny mony
👉 Mety tsara ho an'ny: Peaux Grasses, Acnéiques, sy Peau mixte.
Azo ampiasaina amin'ny tarehy, vatana, volo ary ataony cataplasme.
📩 Mandalova MP na antsoy izahay raha hanafatra!
Livraison GRATUITE ho an'ny faritra.
🚫Tsy misy point de vente.
26/09/2026
TE HANATSARA NY TAREHINAO VE IANAO ?
Misy mony, tarehy be menaka, na pores/masokoditra misokatra ve? 😩
➡️ Poudre Argile Verte no soin naturel mety aminao 🌿
Ary raha manana:
🤎 Tasy 〰️ Ketrona 👀 Cernes 😶 Tarehy matsatso sy reraka 🧼 Loto sy impuretés
Tarehy menamena na te hanana teint plus lumineux...
💰 Vidiny : 9 000 Ar
➡️ Misy karazana Argile hafa koa, samy manana ny fampiasana azy arakaraka ny besoin-n'ny hoditrao.
Raha te hanana tarehy madio, malefaka ary voakarakara tsara ianao, ity no natao ho anao!
Service en ligne uniquement ❌ Tsy misy point de vente 🚚
Livraison manerana ny tanàna
25/09/2026
🩴 KAPA MAFY & MAHAFINARITRA 😍
Mitady kapa tsara tarehy, mafy ary tsy mora solafaka ve ianao? 👌
✨ Semelle gomme antidérapante
💪 Mafy sy mateza
😍 Mahazo aina rehefa mandeha
👣 Pointures 36–40
🚚 Gratuit ny livraison raha any amin'ny faritra.
📩 Commande en MP
👉 Aza miandry ela, commandeo dieny izao! 🔥
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 21:00 |
| Tuesday | 06:00 - 21:00 |
| Wednesday | 06:00 - 21:00 |
| Thursday | 06:00 - 21:00 |
| Friday | 06:00 - 21:30 |
| Saturday | 11:00 - 22:30 |
| Sunday | 11:00 - 21:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when AnnA jejo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.