Nik'Anto Cosmétiques

Nik'Anto Cosmétiques

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nik'Anto Cosmétiques, Beauty, cosmetic & personal care, Ampitatafika, Antananarivo.

13/09/2022

ASTUCES anti cerne, fa manazava endrika ihany koa, manadio ny tâche rehetra mihintsy ihany koa aza
❤️LOTION :
➡️DITINA VAHOANA
➡️RANONA PERSIL
➡️RANONA CITRON( afaka asina afaka tsy asina)
👉Atao Fanadiovana tarehy isak'ariva, anamparitaka nuy sela maty mamorona ny tâche...

❤️ MASQUE VISAGE MAGIQUE
✳️ VOVOKA TAMOTOMO
✳️DITINA VAHOANA
✳️RANONA CITRON (Afaka asina afaka tsy asina)
✳️ BEURRE DE KARITÉ
✳️TANTELY PURE
👉Fatrany= zay mety aminao, afangaro tsara fotsiny
Ahosotra @ tarehy alona 15min ary kobanina matimaty isamaraina
Vetivety dia ahitana fiovana ny mampiasa aza. Mila fahazarana sy finiavana fotsiny dia madio ny tarehy🤗

💁Manana efa vita melange koa izahay ho an'ireo izay tsy mavita mikarakara, sady azo tehirizina tsara
❤️LOTION fandio 15.000ar
❤️ MASQUE VISAGE MAGIQUE 25.000ar 200ml / 15.000ar 100ml
❤️SAVON 7.000ar(persil, carotte, vahona)
Mandefa faritra sy manatitra raha eto Tana
💌034 18 301 12 / 032 85 984 10 ny numero afak iantsona anay mivantana ho anao zay te ho voaray aingana.

Photos from Nik'Anto Cosmétiques's post 13/09/2022

"Tsara ery ilay tarehy madio sady malefaka no malandilandina."
"LOTION FANDIO (vita amin'ny vahoana, citron, persil) 15 milles ar."
"MASQUE VISAGE (Vita amin'ny curcuma, tantely, citron, beurre de karité)
15 milles ar 100ml/ 25 milles ar 200ml."
"SAVON 7 milles ar ( carotte/ tamotamo/ vahona)."
"POUDRE DE RIZ."
"341830112-328598410."

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Ampitatafika
Antananarivo