Cheesy & Milk

Cheesy & Milk

Share

🍶Ny ronono sy ireo vokatra azo avy aminy🧀
🍶Le lait et ses dérivés 🧀
✅Meilleur qualité/prix✅

Photos from Cheesy & Milk's post 18/05/2026

🧀FROMAGE🧀
🔝Meilleur Qualité / Prix ✅

📌Recuperation Alakamisy Fenoarivo
⚠️Manomboka amin'ny herinandro, afaka manao recuperation CITE koa ny eny Itaosy rehetra rehefa APRES MIDI (lundi-vendredi)⚠️

🚴Livraison koa misy foana, afaka alefa any amin'ny faritra

💰Prix mirary foana
👇Nataoko ao amin'ny commentaire👇
📞034 04 008 91
📩Mp

09/05/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Riantsoa Fifaliana, Aimé Andrianirina, Hasimbola Hasimbola

Photos from Cheesy & Milk's post 05/05/2026

‼️‼️Iza daholo ilay mila fromage BOULE LEHIBEbe‼️‼️

🔝QUALITE tsy miova
🧀Matsiro sy mitsonika tsara

✅500g = 18.000ar
📌Misy foana ihany ilay fefany na izany aza😋

⚠️Alefao ny commande ary e😉
📩Mp na
📞034 04 008 91

🚴LIVRAISON possible

Photos from Cheesy & Milk's post 28/04/2026

🥰 Avant vs Après 😍

Photos from Cheesy & Milk's post 26/04/2026

🧀🧀🧀FROMAGE🧀🧀🧀
📦Lasa indray ny LIVRAISON manomboka rapitso ary e😋
Cheesy & Milk

☑️Type:gouda local
☑️Efa masaka
☑️Mitsonika tsara
☑️Matsiro, tsy miala crème

⚠️TOP QUALITY⚠️
💰Vidiny mirary

⚖️200g ⚖️ 250g ⚖️300g

📩Mp
📞034 04 008 91

📌Alakamisy Fenoarivo
🛵Livraison possible

‼️‼️(Manatitra Imeritsiatosika talata ho an'izay any te hanafatra😊)‼️‼️

22/04/2026

Miam miam😋❤️

Photos from Cheesy & Milk's post 19/04/2026

🧀FROMAGE GOUDA LOCAL🧀

☑️Matsiro sy mitsonika tsara👌
☑️Mety rapena na tetehina manify 👌
☑️Antonony ny sira

💰Vidiny mirary
⚖️250g 💵9.000ar
⚖️400g 💴14.500ar
⚖️500g 💶18.000ar

📦Livraison manomboka rapitso LUNDI
📌Alakamisy Fenoarivo

📞034 04 008 91

16/04/2026

☑️Efa mandray commande ho an'izay hanaterana lundi😋

🧀Mbola mando ireo f'aleo miandry kely dia mahazo QUALITE TOP ianareo🆗

‼️‼️‼️‼️Goooo‼️‼️‼️‼️
📞034 04 008 91

15/04/2026

‼️Fotoana tsara hararaotina raha tia milomano‼️
🆗🆗Mamay be izao amin'ny atoandro, efa kely sisa dia ho atao veloma izany fa hiditra ririnina atsy ho atsy🥶

🌅🏖️Mandehana mivoaka, ataovy izay mety🌊

☑️Araraoty ny androany🌞

Photos from Cheesy & Milk's post 15/04/2026

Midororo aty Itaosy Unis😌
Nataon'ny hain'andro mendy, mikarepoka tsara🥵😓


😊🌞

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Hr3tiantsoa@gmail. Com
Antananarivo
101