Huile de Ricin Ambinintsoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Huile de Ricin Ambinintsoa, Health/Beauty, Ambinintsoa, Antananarivo.
14/03/2022
Ny ananambo !
11/11/2021
Sakafo mahasalama na dia tsy ankafizin'ny maro aza π§π₯ππ₯π₯¬π₯¦π½π₯
05/11/2021
Ireo vokatsoa entin'ny "π»ππππππ ππππ" indray no ifampizara amintsika eto.
https://www.facebook.com/103579491348257/photos/a.104097837963089/233132831726255
Tokony hihinana tongolo gasy vao maraina tsy mbola misakafo isika satria nahoana?
1- Manala tavy, manala menaka ta ilain'ny vatana ny tongolo gasy
2- Mampilamina ny tahan'ny siramamy ao am ra
3- Mampidina tosi-dra, mampilamina ny tosi- dra
4- Miady am dΓ©pression
5- Miaro ary miady am cancer
6- Mahasalama ary miaro ny avokavoka am aretina ( asthme, tuberculose, bronchite etc...)
7- Miady am infection
8- Manmapy am fandevonan-kanina
9- Manadio ra
Mihinana asina 2 na 3 isan'andro dia ho hitanao ny vokany
Mirary Soa tompoko, zarao hoan'ny hafa
Ny vokatsoa azo avy amin'ny "πΊΓ©ππππ" na ("π½ππππππ" hoy ny Tanala sy Antaimoro, "π½ππππ" hoy ny tanosy sy taifasy ary "π½ππππππ" hoy kosa ny Betsimisaraka, Antambahoaka, Antandroy) no ifampizarana amintsika amin'ity horonantsary manaraka ity
Sakafo 9 tsara indrindra ho an'ny fifehezana diabeta _ Torohevitra fihinanan-tsakafo tsara indrindra π π½π₯¦π₯¬π₯π«ππ₯π§π§ π₯π₯
25/08/2021
Fomba tsotra anamboarana Jus de Baobab, π₯€π§π₯
Ireo zavatra mitranga raha atsoboko (alona) amin'ny "vinaigre de cidre" indray mandeha isan-kerinandro ny tongotrao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambinintsoa
Antananarivo