Ani-Taly
TRESSES❤️à❤️Domicile❤️(#Tresse#Braids#Taly#Randrana)
❤️Homme❤️et❤️Femme
Rendez-Vous via MP ou Appel
23/06/2024
Afaka manao modèle jiaby Zay ann😀
Koa aza misala2 àry mandefa commande eeee🥰❣️
23/06/2024
Misy sac tsara bé reto koa aza misala2 mandefa commande eeee 🥰
Tena hoe tsara qualité 😍
05/06/2024
Ani Ta
Alefaso ny commande ooo
05/06/2024
Dispo de suite ❤️
Ataovy ny commande ee
Aza misala2 mandefa mp fa mbola mirandrana(mitaly) Zah... Ary manao modèle lamba rehetra,, afaka mandefa modèle ze tianareo atao koa nareo,, koa aza misala2 àry fa vonona ny hanome fahafam-po hoanareo zah ❤️🥰 abonné-o page tsika ry namako Aby🙏😘
06/10/2023
🖤🤍🖤
19/09/2023
Tiako izay Tia Ahy ❤️😍👇
👉 ary izay fatra-pitady Ahy dia hahita Ahy.😏
05/04/2023
Aiza aby nareo mitady rah tsara reny,,,
Karakarao ny volo fa io zalah fahamanjana Tsika viavy ai!! Navy rah tsara reto😊
👉Gel eco 1kg ( fanaovana baby hair ary afaka hanaovana curly)
👉Vitamine E ( manatsara volo, mampaniry volo, mampijanona volo mihongotra)
👉Gam Argan oil ( shampoing, Mask, sérum) ts mifidy volo io, sady tsara fofona bé
Midira Mp si vous intéressé 🙏
Manome prix de gros koa za
02/03/2023
Tresse by Ani-Taly ♥️
Midira mp Zay Lina😘
Prix natao sahaza hoan'i rehetra😊
24/02/2023
Tresse réalisée par Ani-Taly ♥️
Rah Lina anareo na vavy na lahy dia midira mp🙏 afaka manao à domicile zah
20/02/2023
Manasa atsika rehetra mba hi-abonné page Ani-Taly ♥️💋😘 vonona ny hanome fahafampo hoanareo Zah🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohipo
Antananarivo
101