Vivite Snail White

Vivite Snail White

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vivite Snail White, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

Vivite Snail White propose des déodorants qui protègent votre quotidien des gènes causés par la transpiration et les mauvaises odeurs des aisselles et cicatrise votre peau agressée par les boutons, le rasage ou l'épilation et autres facteurs.

11/06/2026

Manazava avo 7 heny ny hoditra sady mampalefaka azy ho toy ny hodi-jazakely😱

💚BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM - FRUIT BOOSTER + TRIPLE COLLAGEN C&E💚

Ity BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM vaovao ity dia crème de do**he tsy toy ilay BENICE GREEN nahazatra. Izy kosa dia manazava avo 7 heny ny hoditra satria mikendry kokoa ny hanadio sy hampalandina ary hampamiratra ny hoditra.😍

⏭️Mampitambatra ny herin’ny siansa sy ny voankazo ny akora ao aminy :
🩸Ny Fruit Booster dia fitambarana voankazo toy ny paoma sy ny Kiwi izay manankarena vitamine C manazava sy manome aina ny hoditra.

💦Ny Triple Collagène kosa dia fitambarana Collagène karazany 3 izay manatsara ny fihenjanan’ny hoditra sady mampalefaka azy ho toy ny hodi-jazakely.

☕Ny Extrait de Café indray dia manankarena antioxydant izay mampatanjaka ny hoditra reraka sy mampihena ny tasy sy ny “cellulite” eo aminy.

🧪Ny Vitamine C &E no miaro ny hoditra amin’ny loto sy ny fahanterana aloha loatra.

💯Ity crème de do**he ity dia :
🌀Mamerina amin’ny laoniny ny fihenjanan’ny hoditra ary mampalefaka azy
✨Manazava ny faritra matroka amin’ny vatana ka mampitovy ny lokon’ny hoditra
💓Miaro ny hoditra amin’ny loto sy ny vovoka ary manome hamandoana maharitra azy
💫Manala ny loto sy ny hatsembohana sady mihazona ny menaka voajanahary ilain’ny hoditra

Ampiasao isan’andro ny BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM vaovao FRUIT BOOSTER + TRIPLE COLLAGEN C&E dia hamiratra sy ho tanora lalandava ny hoditra.☺️

✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao

☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

Photos from Vivite Snail White's post 11/06/2026

Manazava ny helika sy manala ny tasy mainty eo aminy✨

💎VIVITE CRYSTAL WHITE💎

Ny VIVITE CRYSTAL WHITE dia déodorant novokarina avy any Thailand🇹🇭natao hanafotsiana ny helika sy hiarovana amin’ny fofona ratsy mandritra ny 48 ora.⏰Misy hanitra malefaka sy madio aminy.🥰

💦Ny Niacinamide na Vitamine B3 izay hita ao aminy dia mifatra avo 10 heny noho ireo deodorant mahazatra izay manazava sy manalefaka ny hoditra bebe kokoa.
🫧Ary ny Nano-peptides kosa dia manampy amin’ny fanarenana sy fanomezana aina ny hoditra avy natao “épilation”.

💯Ny VIVITE CRYSTAL WHITE dia :
🖤Manampy amin’ny fanafoanana ny tasy mainty
✨Manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
💖Manatsara ny firafitry ny hoditra
⏰Miaro amin’ny fofona ratsy mandritra ny 48 ora be izao
👚Tsy mamela tasy fotsy amin’ny helika na amin’ny akanjo

Ny fifangaroan’ny hanitra voninkazo maromaro no heno amin’ity vokatra ity fa saingy ny hanitra raozy🌹 sy lisy kosa no heno kokoa.

Omeo ny helikao ny fikarakarana maharitra miaraka amin’ny Déodorant VIVITE CRYSTAL WHITE !☺️
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉 Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

10/06/2026

Miaina amim-pahatokisana miaraka amin’ny fivoarana💧

DÉODORANT TROS CLEAR ULTRA DRY💧

Ampiasao ny DÉODORANT TROS CLEAR ULTRA DRY déodorant « nouvelle version » avy amin’i TROS Thailand🇹🇭 ; natao ho an’ny lehilahy.👨

Vokatra vaovao nampiasana ny Technologie AI (Intelligence Artificielle) amin’ny famoronana sy fanatsarana ny hanitra sy ny vokatra izy !☺️
Ny Technologie AI 🤖 dia faharanitan-tsaina artifisialy (AI) ampiasain’ny marika TROS amin’ny famolavolana sy fifantenana hanitra manintona araka ny fomba fanao vaovao amin’ny indostrian’ny hatsaran-tarehy.😘 Io AI io dia manampy amin’ny fitadiavana hanitra maoderina mifanaraka amin’ny filan’ny lehilahy ; toy ny nataon’ny marika iraisam-pirenena amin’ny famoronana “parfum parfait” 👌amin’ny alalan’ny famakafakana sy fifangaroana akora an’arivony. 😉😉

💯Ny DÉODORANT TROS CLEAR ULTRA DRY dia :
✨Tsy mamela pentina amin’ny akanjo
👍Mora maina, manome fahatsapana madio sy matoky tena
⭐️Mety amin’ny hoditra saro-pady
🤎Manome hanitra mahafinaritra
⏰Fiarovana hatramin’ny 48 ora

Ho an’ny lehilahy mavitrika mitady fahadiovana sy fahatokisan-tena isan’andro, ampiasao ny DÉODORANT TROS CLEAR ULTRA DRY manaraka ny fenitra sy ny toetrandro ! 😍

Midira membre ao amin'ny Groupe " Andrana Vokatra Authentique " mba hisitrahanao ny ‼️ PRIX MORA KOKOA ‼️
https://www.facebook.com/groups/3956869264556993

👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+26138 90 448 64
📞+26132 83 325 00
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

V

Photos from Vivite Snail White's post 10/06/2026

✅MANASITRANA haingana ny FERY amin'ny helika vokatry ny FIARATANA sy ny fanaovana ÉPILATION ✅

⚡️Ho anao manana hoditra tena saropady na “très sensible” kanefa manana olana amin’ny helika, natao ho anao ny DÉODORANT VIVITE SNAIL WHITE.
☺️Vokatra tena mety amintsika MALAGASY 🇲🇬 izy ity satria isika dia mitovy TOE-BATANA amin’ny THAILANDAIS.🇹🇭

Ny Extrait de bave d’escargot🐌 ao anatiny dia misy Mucin izay Protéine miasa haingana manavao ny hoditra sy manasitrana ny fery ; manome aina sy manalefaka azy ary manala ny tasy mainty eo aminy.😉

💯Ny DÉODORANT VIVITE SNAIL WHITE dia :
✅Manafotsy ny helika sy manena ny tasy mainty ary mampitovy ny lokon’ny hoditra
✅Manasitrana haingana ny fery vokatry ny fiaratana sy ny fanaovana épilation
✅Manalefaka sy manome aina ary manena ny fipoiran’ny mony eo aminy
✅Manome fiarovana sy manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka mandritra ny 72 ora amin’ny helika

Ampiasao ny DÉODORANT VIVITE SNAIL WHITE fa vokatra tena malefaka mety amin’ny karazan-koditra rehetra izy ; indrindra ireo manana hoditra saropady.😍

👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 38 90 448 64
📞+261 32 83 325 00
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

09/06/2026

Savony natoraly mikolokolo sy mitsabo ny hoditra 💚

🍀SAVON MEDIMIX🍀

💯Ny savon Medimix dia savony TOUT en UN avy any INDE : sady azo androana no anasana tarehy no azo anasana loha ihany koa. 🥰

Misy akora natoraly azo tamin’ny zava-maniry fanao fanafody miisa 18 izay :
✔️Manala ny panda sy ny mony ary mitsabo ireo karazana aretin-koditra maro be
✔️Manala ireo karazana tasy rehetra amin'ny oditra
✔️Manafaigana ny fahasitranan'ny ratra eo aminy
✔️Manala angadrano sy mamono ny mikraoba ary ny bactéries
✔️Manala ny hidihidy sy manamandina ny hoditra
✔️Miady amin’ny fahanteran’ny hoditra

Ampiasao ny savony MEDIMIX dia hadio sy halandina ary ho salama ny hoditrao.

👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 32 48 192 43
📞+261 34 70 683 40

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao

👉Afaka manatitra mivantana izahay

Photos from Vivite Snail White's post 08/06/2026

Sady manavao ny helika no manafotsy azy🥰
🌟EVERSENSE EXTRA WHITE YOGURT🌟

Ny déodorant EVERSENSE EXTRA WHITE dia vokatra avy any Thaïland🇹🇭izay natao hikarakara ny hoditry ny helika amin'ny alalan'ny fanomezana aina azy.😍
Novolavolaina niaraka tamin’ny "yogurt" izy mba hanampy hampalefaka sy hampamiratra hatrany ny hoditra.😘 Misy hanitra “yogurt au fruit” malefaka mahafinaritra ihany koa.🍓

🌀Miaraka amin’ny Yogurt sy ny Vitamine A, E ary B3 izay manome aina sy manafotsy, manamafy ny hoditra, ity déodorant ity dia :
✨Miasa lalina hanafotsiana ny helika
🪶Manalefaka ny hoditry ny helika sady manavao azy
❤️Mampitovy loko ny hoditra
⭐️Miaro amin'ny fofona ratsy mba hahafahana matoky tena mandritra ny tontolo andro

Ampiasao ny EVERSENSE EXTRA WHITE dia ho fotsy mamirapiratra sady halefaka ny helikao.☺️

👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 38 90 448 64
📞+261 32 83 325 00

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

Photos from Vivite Snail White's post 05/06/2026

😍MANAZAVA HODITRA AO ANATIN'NY 14 ANDRO 😍
🥰 DEODORANT EVERSENCE C & B3 MADE IN THAILAND manankarena vitamine C sy vitamin B3 izay :
✔️manalefaka sy manome aina ny hoditra
✔️manazava sy mitazona ny fahatanorany
✔️manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka

Manasa anao ary izahay hampiasa ny 💖 DEODORANT EVERSENSE VITAMINE C ET B3 💖 dia ho hitanao fa tsy hanenenanao ny fampiasàna azy eh 😘 😘 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇹🇭 🇹🇭 🇹🇭

👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 81 127 65
📞+26132 73 493 45
👉Manao livraison manerana ny faritra izahay

04/06/2026

🌹CATHY DOLL BARE HEART PERFUME LOTION 🌹Effet séduction : manintona mahafinaritra😋

Ny CATHY DOLL BARE HEART dia Vokatra 2 ao anatin’ny 1 sady PARFUM no LOTION fanosotra amin’ny vatana.😍 Miavaka tokoa ny hanitra ao anatiny satria manome haingam-panahy sy fihetseham-po izay mahatonga anao mankafy ny hamamin’ny fiainana ary misintona ny manodidina hanoroka anao.😘
💯Tena tsara ho an’ny fikolokoloana ny hoditra izy satria misy Extrait de gr***de, Vitamine E sy Vitamine C ary Arbutin :
💦Ny Extrait de gr***de dia mamelona ny hoditra maina sy miofaka ary manala ny ketrona eo aminy.
💦Ny Vitamine E no manome aina ifotony sy miantoka ny fanalefahana ny hoditra.
💦Ny Vitamine C sy ny Arbutin dia samy manatsara ny firafitry ny hoditra ; miantoka ny hatsarana sy fitovian’ny lokon’ny hoditra ihany koa.

Ny CATHY DOLL BARE HEART PERFUME LOTION dia misy hanitra ranomasina🌊 malefaka mamerovero miaraka amin’ny hanitra voankazo toy ny voasary🍋 sy ampongabendanitra ary hanitra lavande🪻 sy romarin ary Magnolia.

Ampiasao ny CATHY DOLL BARE HEART PERFUME LOTION dia ho mandina sy ho salama sy tanora lalandava ny hoditrao.🥰

👝 Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

03/06/2026

🚨SIANG PURE OIL FORMULE I : 𝐕𝐚𝐡𝐚𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐭s𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐚𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚😱

👉Kajio ny fahasalamana amin’izao ririnina ho avy izao‼️
Ny SIANG PURE OIL FORMULE I dia :
💫Mampitony ny sery sy ny kohoka
🌀Manala ny havizanana sy ny fahatsentsenan’ny orona
⚡️Mampisava ny aretina an-doha sy ny fanina
💥Mitsabo ny fanaitainan’ny vanin-taolana sy ny hozatra
🌬️Manala rivotra ao amin’ny kibo

💯Maromaro ny akora ao anatiny ; anisan’izany ny Menthol sy ny Huile de Canelle ary ny Huile de clou de girofle :

🍃Ny Menthol dia manankarena antioxidant sy Vitamine A ary Vitamine C izay manome fahatsapana vaovao sy manampy amin'ny fanadiovana ny lalan-drivotra
💧Ny Huile de Canelle kosa dia ampiasaina hiadiana amin'ny karazana aretina rehetra satria manohana ny hery fiarovana sy manohatra ny areti-mifindra.
🩸Ny Huile de clou de girofle dia sady antiseptiques no analgésiques mahery vaika izay miady amin’ny aretina mora miparitaka ary mamono ny mikraoba sy ny virus.

Mbola maro ny akora no anatiny izay miara-miasa manamafy ny hery fiarovana ka mahatonga ny vatantsika hanao auto-guérison. 🥰

✳️Indray mitete monja dia salama sy mahazo aina miaraka amin'ny SIANG PURE OIL FORMULA I ❗️😍

Midira membre ao amin'ny Groupe " Andrana Vokatra Authentique " mba hisitrahanao ny ‼️ PRIX MORA KOKOA ‼️
https://www.facebook.com/groups/3956869264556993

👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+26138 90 448 64
📞+26132 83 325 00
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:30
Saturday 07:00 - 16:00