Tresse et mode by rant's

Tresse et mode by rant's

Share

coiffeuse spécialisé en chignons avec tresse et maquilleuse a domicile

Photos from Tresse et mode by rant's post 06/09/2026

Salut les filles 🖐️
Manja e?
Hafa kely mihintsy ny volony !
Mety ra asiana tissage ny volo Foy fa tafavokako otr’ireo
Mp ary na miantso ny numéro 033 93 23314
Rehefa akaiky ny JJ anao

Photos from Tresse et mode by rant's post 05/09/2026

Salut les filles 🖐️
Miova kely isika eto !
Somary couleur tropicale kely indray ny chignon nataoko teto 🌺💐🌹🌸
Afaka soloina beige na fotsy ilay cordon ra atao fiancaille ianao na mariage
Izy ty mety ra olona tsy mampiasa appareil chauffantes satria chignon curly izy ty 💇‍♀️💇‍♀️
Aza misalasala ary mandefa mo na miantso ny numéro 0339323314 fa ho afa❤️ Ianao

Photos from Tresse et mode by rant's post 02/09/2026

Salut les filles 🖐️
Resaka nœud le raha 🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀💝
Aza misalasala mandefa mp na miantso ny numero 0339323314
Fa ataonay manjab ianao @ JJ anao

01/09/2026

Salut les filles 🖐️
Efa nahita bdb izahay t@ ilay vehivavy lava volo fa misaotra betsaka indrindra o miteny eto ihany izahay rehefa misy gratuis o!🙏❤️❤️❤️

Photos from Tresse et mode by rant's post 30/08/2026

Salut les filles 🖐️
Hataonay manja kely fona nareo e!
Merci bcp nametraka fitokisana t@ nay

Photos from Tresse et mode by rant's post 23/08/2026

Salut les filles 🤚
Ireto volo itanareo ireto dia olona 1 ihany fa ilay axe nakako sary no Samy hafa !Diamondra ny anarany ❤️🥰😍
Afaka ovaina afak’ izay tianareo
Afaka manao 1er sy 2ème coiffure ianao rehefa Tonga ny JJ anao👩‍🦳👩🏻‍🦰❤️
Mp na 0339323314
Afa❤️fona rehefa miaraka @ nay sady miavaka kely 😍🤙🤝

Photos from Tresse et mode by rant's post 22/08/2026

Foy Ve ny volonao ? 🥰❤️
Mahita hevitra hanaovana azy fona izahay
Mp na 0339323314🥰❤️

Photos from Tresse et mode by rant's post 20/08/2026

Sarotra indrindra ra Samy volo nataoko izy ty!🫣🫡😵‍💫🥴😍🥰
Video 10s fa ny réalisation 2h 30 Tena mazana!
Fa zay le hoe manao défie 🤞🦾
Ny olana koa za efa zatra manao zavatra sarotra fa tsy de tia volo tsotsotra intsony 🙃😋😎

Photos from Tresse et mode by rant's post 19/08/2026

Marobe ny cliente ato no Manontany hoe manao maquillage ve!
Oui2 ireto misy sombisombiny vitako
Mp ary na miantso ny 0339323314 fa ataonay manjab ianao

Photos from Tresse et mode by rant's post 19/08/2026

Efa akaiky ve ny JJ anao?
Mitady mpanao mise en beauté Ve ianao?😍🥰❤️
Aza misalasala miantso ny Tresse et mode by rant's fa vonona hatrany izahay hikarakara anareo😍😍😍😍.
Réserver votre date dès maintenant 😊😊
sur MP ou 0339323314

Category

Telephone

Website

Address


Tetezan’ny Namontana Sonerana
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tresse et mode by rant's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.