Chez Papou
Astuces, shoppings et bien-être
22/11/2023
Ela ela indray isika no tsy nitafa an
Hitako mo zany izy ity de mba zaraiko
https://online-earn.beauty/525895988411
Site afaka hahazoana vola avy amin'ny finday
Raha manana fotoana sy crédit ho laniana ihany maninona raha sady mampidi-bola e
Manao inscription ao amin'ny site ianao dia mahazo 10$ sahady
Online Earn- Helping You Make Money Easily Online Earn is the #1 marketing network. With over $14 million paid to 300k members, Online Earn lets regular users make money with social media and friends!
18/05/2023
Combi-pantalon manjakely
Mbola tsy tena ao anaty vanim-potoana an'ny ririnina isika izao an kanefa dia alefa mora ireto
30000ar fotsiny dia efa mihaingo
Livraison partout à Madagascar
27/04/2023
🛑Menaka mampalava volo no sady haingampiasa🛑
💡Mampatevina ary mampijanona ny volo miongotra
Ny mena-bolo vahona dia efa tonga ary miara-miasa amin'ny huiles végétales
Ny huile dia vita avy amin'ny :
✨Kinanà pressé à froid
✨Huile de romarin
✨Huile de moutarde
✨Cire d'abeille
✨Tongolo sy sakamalaho
🛑Vetivety dia ahitana vokatra🛑
26/04/2023
Tresse pour nos petites filles 😍😋
23/04/2023
Bague ho an'izay liana 💗
15.000ar le lot ✨
Livraison 3.000ar ( afaka miditra mp oh )
03/04/2023
Tolo-tanana ho an'i Miora
Andriamihamina Mioratiana ,16taona izay classe de 1ère ,
(Fikitihana android be loatra sy ny matory miaraka @ telephone isan'ny mahatonga io aretina io hoy ny DR)
Maniry mafy ny ho salama sy hanohy fianarany i Miora izay no mba faniriany na dia ao anatin'ny tsy fahasalama izy.
Toy izao no mahazo azy:
*narary andoha izy ary natao ny scanner ka hita fa tumeur cérvicale no mahazo azy
*niditra hopital izy ny 08 mars 2023
*nandalo operation voalohany ny 09 mars 2023 nampandehanana ny rano tao @ atidohany
*nanao IRM indray izahay dia natao ny operation faharoa nanalana ilay tumeur ao ny 16 mars
*tao aorian'io anefa mbola nitaraina narary loha izy ka nanao scanner indray izahay dia niteny ny mpitsabo fa misy infection ao anaty lohany,tsy maintsy nodidina urgent io andro io ihany t@ 28 mars 2023 izay operation fahatelo.
Ankehitriny efa tena sahirana izahay fianakaviana😢 ka mba mangataka tolo-tanana ho entina manohy ny fitsaboana azy re hoan'izay malalatanana
*fa hanao scanner indray izahay @ ity semaine ity izay mitentina 570000ar ary mbola 200000 ar koa ny ambulance😔
Tena mitalao re tompoko🙏😭 raha mba misy afaka manampy ,ankasitrahanay izay afaka mitondra am-bavaka azy ary isaoranay anareo mialoha🙏😌
Afaka mijery azy ihany koa izay afaka ao @ hopital GERARD na HOMI izy 3ème étage porte 317
Ireto ny numero afaka ifandraisana @ fianakaviana na andefasana vola
Compte Mvola *0348169222(Hanitriniaina olga)
*0348459252(Fetraniaina)
Misaotra indrindra tompoko Andriamanitra hamaly fitia ho antsika rehetra💗🙏
d'info en 24h/24
28/02/2023
Idée de tresses les filles 😍😋💗
18/02/2023
🚨🔥 FREDDY : RIVO-DOZA MAHERY INDRINDRA
Mila miomana isika hoy ny "save the children " satria I Freddy no rivo-doza mahery indrindra nisy teto Madagasikara tao anatin'ny 10 taona lasa izay👉Olona miisa 2 000 000 izay mivelona amin'ireo tanana handalovany no atahorana ho traboina.
Koa mamerina hatrany 👉 samia mailo isika Malagasy rehetra 🇲🇬
✍🏼Info24h/24
20/01/2023
⚠LOZA URGENT⚠
Hay kay ity zava-maniry etsy ambany ity dia tena poizina mahafaty tsy misy hatakandro sady mahajamba tanteraka raha tafiditra anaty maso(Tanana nitsapa azy tsy nisasa.Mipitsika ...)
Mitovy tanteraka io Zavamaniry fataon'ny olona haingon-trano io na amn'ny bureau toeram-piasana.
Mazava ho azy fa tsy mahasalama ny oxygène sy ny gaz carbonique avoakan'io zavamaniry io ,ary nisy olona nararirarilava nanomboka nisian'io zavamaniry io teo manodidina azy ka efa maro no nanala izany tsy ho eo intsony.
Misaotra namaky sy nijery fa raha mety dia zarao faran'izay betsaka
Misaotra tompoko🙏
@ LLes produits de SandypLes produits de SandydLes produits de SandySLes produits de Sandy
18/12/2022
FINALE COUPE DU MONDE 2022
La victoire à l'Argentine 🇦🇷 champion 🏆
Miarahaba antsika rehetra oh 🥰
Manasa anao sahady hanaraka tsy tapaka ny pejy 💗 ity pejy ity dia hanaovana varotra saingy tsy manakana antsika hifampizara izay zava-mahasoa, fikafika ilaina eo amin'ny fiainana andavanandro, sns... ✨ Eny aza menatra maneho hevitra mba ho fanatsarana ny pejy 😋 Ianareo ary sisa no andrasana e 🤗❤️
Bisous daholy 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo