Green haja haja

Green haja haja

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Green haja haja, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Green haja haja's post 26/08/2025
Photos from Green haja haja's post 26/08/2025

PRODUIT BIO NATORALY
Ho antsika Rehetra mila fitsaboana amn alalan Bio natoraly
*Aretina Rehetra toy ny
;Vanitaolana ,Rhumatisme,Goute,Arthrose sns...
Maso,arrti maso rehetra manjavona sns...
Vehivavy mitady zaza
Lehilahy ,vehivavy,manana olana amn taovampananahana
Ireo Aretinaty efa mivoka ivelany
Calcium ,Magnesium sns...
Ireo Mampiakatra hery Fiarovana
Ho any mampinono sy ny Bevoka
Aide memoire ho any olona rehetra
Te hanena vatana
Te hampitombo
Te hanatsara bika
Fikolokolona ny tarehy amambika
Raha mbola misy aretina akotranireo voalaza dia afaka tsabona Daholo
+Misy fizahampahasalamana iany ko
Afaka Manatona iany koa izahay
Manao livraison sy mandefa amn Faritra rehetra
Mp 0345477338/0348400603

Photos from Green haja haja's post 22/08/2025

Ho anao te hanena vatana haingana sady efficace amn alalan produit bio natoraly natokana ho anizany (Dite sy Gelule afaka misafidy ianao )
>Mandoro tavy avy hatrany toy kibo, fe,sandry sy ireo karazana tavy manaratsy bika rehetra
>Manala ny toxique rehetra amn vatana azo avy amn sakafo
>Mandindra t tahan cholesterol
>Manatsara ny fiasan vavony sy aty ar vavony
Mp 0348400603/0345477338/0323059685

Photos from Green haja haja's post 11/08/2025

FANAFODY VAVONY SiROP ,GELULE
Bio Natoraly Tena efficace
Ireo tratry ny aretina vavony
Maratra misy fery
Tafiditry ny rivotra
Sady mitsabo manasitrana no misoroka ny aretina
Mety amn toeban ny olona rehetra
Aiza tara fa karakarao ny fahasalamanao
Mp0345477338/0348400603/0323059685

n

Photos from Green haja haja's post 10/08/2025

COUCOU Maman
Tonga ny produit tsika tsara sady efficace/miaraka Sirop KARIBOLA
Ho any vehivavy
>Te ahazo ZAZA
>Trouble tsy milamina ny fadimbolana
>Marary rehefa tonga fadimbolana
>Misy kiste sy Fibrome
=Manadio Tranonjaza
=Mandevona kiste sy Fibrome
=Mandamina ny fikorotanany fadimbolana
=Manomana tranonjaza handray ZAZA
=Manadio tarehy sy hoditra
*FOMBA fampiasana Azy
Alona rano mangatsiaka 1minitra,dia atsofoka ao @ farany lalanjaza avela ao mandritry ny 72ora(3andro )
Sitonina amn tadikely hivoaka dia diovina tsara ny lalanjaza
Mijanona 1andro (24ora )dia atao toizany izy 3isa
*Sirop KARIBOLA
2sarony maraina /2sarony hariva
*Fanamarihana
>Tsy Mahazo manao firaisana mandritry traitement
Mp 0348400603/0323059685/0345477338

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101