Cercle Chretien de la Sante - C.C.S
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cercle Chretien de la Sante - C.C.S, Health/Beauty, Renivohitra, Antananarivo.
ASARAMANITRA sy PRO-KALY 25 jona 2026
01/06/2026
🎉FETIN'NY ASARAMANITRA🎉 miaraka amin'ny CCS😁
Tonga indray ny fotoanatsika hiara-hifaly sy hikorana amin'ny asaramanitra.
Manomboka mivoha izahay @ 2 ora tolakandro ahitana:
- Tsakitsaky sy kitonotono 🍡🍗
- Zava-pisotro isan-karazany🍻🍹
- Katsaka🥣
- Lasopy/Misao/vary @ anana 🍲🍜 (PAF: 6K)
- Kilalao
- Karaoke🎤🎼🎼
⭕️Efa misy Parking sécurisé tsara !⭕️
❌Tsy misy vidim-pidirana io an!!❌
Jour J
J-1
06/05/2026
Don de sang
Mardi 19 Mai 2026
CCS Ambohidahy
05/05/2026
04/05/2026
🚨TONGA INDRAY NY FOTOANANTSIKA ô 👩🔬🏃➡️🏃♀️➡️!!!!
🩸FANOMEZAN-DRA MAIMAIM-POANA🩸💉
📆Talata 19 May 2026 manomboka @ 8 ora maraina.
🏥Toerana: CCS Ambohidahy akaikin'ny Toyota Raseta
😊😊
#2026
Rehefa ilay makamaka rivotra iny izahay !!!☺️☺️☺️
🎬 Ny Aina Randafiarivola
👩⚕️ANDRON'NY MARARY - 11 Febroary 2026🧑⚕️
“Tsaboy izy; ary na hoatrinona na hoatrinona no laninao mihoatra noho ireto dia honerako rehefa miverina aho.”
-Lioka 10;35
Saro-piaro amin'ny fahasalamanao izahay ka nomarihinay tamin'ny fizaham-pahasalamana faobe ity andro maneran-tany ho an'ny marary ity.
Tao anaty fitsikiana sy fitiavana hatrany ny nandraisanay ireo izay tonga ny 07 Febroary teo.
Mankasitraka ny mpiara-miasa taminay Nutri'zaza sy .
Mirary fahasalamana feno ho anareo izahay 😊😊
🩵💙Am-pitiavana be💙🩵
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Renivohitra
Antananarivo
101