Rica Cosmetics
Producteur de produits cosmétiques clean et d'origine naturels pour les soins capillaires et soins de la peau, vita malagasy.
Routine personnalisée sur diagnostic .
31/05/2026
Promo flash o!
Anio ihany o 💝
Livraison rapitso hariva pour Tanà et Antsirabe.
Mandefa colis any amin'ny faritra rehetra.
Izay manao commande androany rehetra mahazo cadeau daholo 💝
Misy produits sasany efa rupture .
31/05/2026
A toutes mes clientes 😘 bonnes fêtes à toutes 💐
29/05/2026
Ouahh 😍 200 ml anefa 25 000 Ar fotsiny
Stock limité a!
🩷 Hatramin'ny 30 mai 🩷
Pour toute la famille ity masque ity , à partir de 1 an dia afaka mampiasa azy 💖
Dispo indray o 🥰 Sady promo 30 000 Ar hatramin'ny faran'ny volana
26/05/2026
Entre les courses, le travail, les enfants, les responsabilités… les mamans pensent souvent à tout le monde avant elles.
Cette Fête des Mères, offrez-lui un petit moment pour elle 🌷
✨ Nos masques capillaires sont en promotion.
Parce qu’un simple soin peut aussi devenir un instant de bien-être 💆♀️💕
📩 Écrivez-nous pour plus d’informations.
24/05/2026
Joyeuse Pentecôte 🌿
21/05/2026
Enfin 🤩 disponible indray ny Crème Contour des yeux antsika.
Maro dia maro nareo manontany anay foana hoe rahoviana indray vao misy ity produit ity dia Zao indray vao nahavita izahay
🌿 Actif tsara kokoa no mandrafitra ny composition, ahitana ny:
Hydrolat de rose, huile de jojoba, huile de pépins de raisin, glycérine, acide hyaluronique, collagène végétale, allantoïne, huile végétale de calophyllum inophyllum, caféine, vitamine E
📌 Format : 10 ml, misy en tube dia misy pot en verre ilay mahazatra anareo.
Ingrédients d'origine naturelle
Sans parfum
✨ Bienfaits 👉 Anti-ride et ridules, anti-cerne, anti-poche
😍 Tena tsapanao hafa-bizana ny maso vao mahazo azy 👀
20/05/2026
Ny "Crème Hydratante", 'ndao ho resahina
Maro no mihevitra fa ny crème hydratante dia natao hanalefaka ny hoditra fotsiny, misy mihevitra ihany koa fa ny crème hydratante dia mahasolo écran solaire…
Raha ny marina kokoa dia tena ilain’ny hoditra ny crème hydratante mba hitazomana ny fahasalamany, mahazo aina tsara ny hoditra rehefa mahazo Hydratation voalanjalanja isan’andro 🌿
💧 Ny crème hydratante dia manampy ny hoditra:
🔸 hitahiry rano
🔸 hiaro ny barrière naturelle an’ny hoditra
🔸 hitazona ny hoditra ho malefaka sy mahazo aina
🌸 AHOANA NO AHAFANTARANA FA HYDRATÉ TSARA NY HODITRA ?
Ny hoditra hydraté tsara dia :
✨ malefaka sy souple
✨ mamirapiratra
✨ tsy makina na mitriatra, tsy mifarirodirotra, tsy mangidihidy
✨ mahazo aina mandritra ny andro
✨ tsy dia ahitana ridules vokatry ny fahamainana
⚠️ FAMANTARANA NY HODITRA TSY AMPY HYDRATATION
❌ Mahatsiaro misintona na mifandrirotra ny hoditra
❌ Tsy mahazo aina
❌ Hoditra matroka sy tsy mamiratra
❌ Misy faritra maina na mora misy ketrona
❌ Mety hamoaka sébum be kokoa
❌ Tsy mipetraka tsara ny maquillage
👉 Marihina fa na ny peau grasse aza mety tsy ho ampy hydratation !
💡 ZAVA-DEHIBE TOKONY HO FANTATRA
Ny manome hydratation ny hoditra dia tsy midika hoe hanao izay maha gras azy 😊 (lasa tsemboka be)
Ny hoditra rehetra dia mila hydratation : maina, mixte, grasse na misy acné aza.
📌 Ny crème hydratante dia tsy mahasolo écran solaire raha tsy misy akora momban'izany ao anaty fangaro nanamboarana azy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |