Argile Tsara

Argile Tsara

Share

Argile verte
Argile blanche
Argile rouge

10/04/2026

Argile bio voajanahary maro bé soa hoentiny koa Raha Liana Enao mandefa mp direct amiko

19/03/2026

Argile verte tena voajanahary manala fanaintainana Aminy vanitaolana sy izay faritra manaintaina rehetra koa Raha Liana afaka manao livraison izahay Sady mandefa province

13/03/2026

Iza koa le misy vitiligo ato ?

Photos from Argile Tsara's post 07/03/2026

Maro bé no asan ilay Argile voajanahary 💯 naturel efa tsy vitsy no nampiasa azy Ary nahita vokatra mora nefa Mahomby azo atao aminy tarehy koa izy raha Liana enao mana ilay tena voafantina izahay misy aminy lanjany

💯200 gramme 10.000 ar

💯500 gramme 20.000 ar

07/03/2026

Maro no ampijalinio varice manaintaina bé Argile bio Natoraly manasitrana azy tanteraka

Prix 20000 ar

Mandefa any aminy faritra

23/02/2026

rhumatisme,goutte ,nerf sciatique mañana fanafody manasitrana izany izahaya ho anao izay mila

17/02/2026

harena ny fahasalamana aza avela ho gravy VAO tsaboina le aretina : Vanitaolana manaintaina, kyste, Fibrome, Diabète, goatre ireo misy fanafody Natoraly tena mahomby koa Raha Liana Enao afaka mandefa mp izao

034 40 686 18

07/02/2026

Masque bio argile blanche blanche manafotsy lohalika sy helika na tarehy mainty manazavaza azy tsara

prix 10 000 ar

07/02/2026

argile bio manasitrana varice manaintaina Natoraly
Iza no liana

04/02/2026

Io panda io oa afaka foana fa mila mampiasa Ilay vokatra ato aminay tsy miverina tsony rehefa afaka

🌹game argile ( Masque,savon,crème ) tsy mifidy tarehy ireo inona no mañana anao tsy ho Madio tsy misy pentina 🥰

Alefao amiko le tarehy tinao hadio

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00