Jen' Natioraly
🌺 Soins naturels | Cheveux & visage
🩺 Conseils • Diagnostic • Astuces beauté
🌿 Produits Vita Malagasy
📩 Commande en Message privé
27/08/2026
🔥 FA TOA TSY MIHALAVA NY VOLONAO ? METY TAPAKA FOANA ANGE IZY E !
Mety maniry tsara ihany ny volo any amin'ny racines, fa raha tapaka foana eny amin'ny longueurs sy pointes, dia tsy hita mihitsy ilay longueur.
Izany no mahatonga anao hieritreritra hoe :
« Tsy mitombo ny voloko. » 😩
👉 Raha tianao ho hita ny longueur, dia mila miaro ny volo tsy ho tapaka koa ianao :
💧 Ataovy régulièrement ny hydratation
🧴 Mampiasà masque adapté
🤲 Ataovy moramora ny démêlage
🔥 Ahenao ny fampiasana chaleur
Tsy ampy ny manalava volo fotsiny amin'ny racines. Fa Mila mitazona ny longueur koa!🌸
💬 Ary ianao, inona no tena olana amin'ny volonao?
1️⃣ Tsy mihalava mihintsy ?
2️⃣ Tapatapaka ?
3️⃣ Maina sy mibofaka ?
👇 Soraty fotsiny ny numéro anao.
27/08/2026
MAINA + VAKIVAKY NY VOLO ? 👀
Raha hitanao fa :
❌ maina be ny volonao
❌ vakivaky ny tendrony
❌ tsy malefaka intsony ny volonao
👉 Dia mila tapahana aloha ny tendrony efa vakivaky✂️
Satria ny vakivaky dia tsy afaka ho sitrana “tsy mikatona” amin’ny produit.
Fa rehefa avy manapaka azy anefa, dia mila routine hydratante ampy sy régulière ny volo mba hanampy azy hijanona ho malefaka sy tsy ho maina mora foana, mba tsy hiverenany ho vakivaky indray.
🌸 Masque Hydratant → soin hydratant en profondeur ho an’ny volo.
🌺 Crème Hibiscus → manampy hitazona ny volo ho malefaka sy nourri ,hiaro azy tsy ho mora tapaka sy Simba .
💬 Ary ianao, inona no tena mahazo ny volonao ?
👉 MAINA sa VAKIVAKY ?👇
26/08/2026
🤍 MISAOTRA AMIN’NY FITOKISANAREO
Isaky ny misy commande dia mampahatsiahy anay fa misy olona tena misafidy ny vokatra Jen' Natioraly ho an’ny fikarakarana ny volony. 🌺
📦 Ity indray ny Pack Curly nomanina androany :
🌸 Masque Hydratant
🌺 Crème Hibiscus
✨ Gelée Styling
Atao am-pitandremana, fonosina tsara, ary vonona halefa any aminareo. 💚
Misaotra anao tamin’ny fahatokisana sy ny fanohanana ny vokatra vita Malagasy. 🇲🇬🤍
👉 Jen’Natioraly • Vita Malagasy
26/08/2026
🌸 REFRESH HO AN’NY BOUCLES : INONA NO ANTONY ILAINA AZY ?
Rehefa afaka andro vitsivitsy, mety ho lasa :
❌ Maina mibofaka ny volo
❌ Rava ny boucle
❌ Very ilay endrika tsara nananany
👉 Amin’izanyy no ilaina ny fanaovana REFRESH : fomba iray hamelombelona indray ny volo sy ny boucles eo anelanelan’ny lavage, mba tsy voatery hanasa loha indray.
🌺 CRÈME HIBISCUS
→ Manampy manalefaka sy mampangirana ny volo Ary miaro azy
➕
✨ GELÉE STYLING
→ Manampy amin’ny définition sy fixation ny boucles.
💚 Crème Hibiscus + Gelée Styling = duo idéal ho an’ny Refresh andavanandro.
📦 Disponible ato @ Jen' Natioraly .
📩 Raha te hanao commande
Soraty hoe « REFRESH »
25/08/2026
👀 TALOHAN’NY NAHA-CRÈME HIBISCUS AZY…
Ireto aloha no anisan’ireo akora ampiasainay :
🌺 Fleurs d'hibiscus
🌿 Huile végétale
🧈 Beurre de karité
✨ Rehefa mifangaro tsara ireo akora no lasa crème malefaka, riche ary onctueuse
💚 Avy amin’ireo no azahona→ volo mandina, malefaka → voaharo tsy ho tapaka sy vakivaky.
Ny dingana tsirairay dia zava-dehibe mba hahazoana ilay texture tadiavina ilay tianareo bé iny sy hazahonareo volo Salama sy mitombo tsara . 🧪
💬 Iza no efa nampiasa ity crème hibiscus ity 👀
Soraty hoe " CRÈME HIBISCUS" raha te hanana volo malefaka sy mitombo tsara ianao
24/08/2026
😱 MIKARAKARA NY VOLONAO IANAO NEFA METY IRETO NO MANIMBA AZY⚠️
Mety iray amin’ireto 3 erreurs ireto no mahatonga izany 👇
🚫1. MAMAFA VOLO MAFY @ SERVIETTE
▶️ Aza fafana mafy amin’ny serviette tsotra ny volo rehefa avy sasaina, satria mety hampitombo ny frisottis, hanimba ny fibre capillaire ary hampamaina ny volo.
🚫 2. TSY MANAO DÉMÊLAGE @ FOMBA METY 🪮
▶️Hosory Crème na Après-shampooing ny volo mba hanamora ny fibangona azy rehefa manasa loha sy hampihenana ny fiongotrin'ny volo Sy ny fahatapahany rehefa mamaha ny volo.
🚫 3. MAMATOTRA VOLO MAFY SY MIENJANA LOATRA
▶️Ny coiffure mihenjana sy averimberina dia mety hampiongotra sy mahasola rehefa atao matetika.
✨ Ny fahazarana madinika ataonao isan’andro dia misy fiantraikany amin’ny fahasalaman’ny volonao.
💬 Iza amin’ireo 3 ireo no efa nataonao? 1️⃣ 2️⃣ sa 3️⃣ ?
24/08/2026
⚠️ TSY NY FAHA-MAINA IHANY NO METY HANIMBA NY VOLO !
Ny volonao koa dia mety ho tratran’ny :
☀️ Masoandro
🔥 Fitaovana mamay
🧴 Produits chimiques
🪮 Coiffures trop serrés sy miverimberina
😴 Fikorontanana mandritra ny torimaso
Noho izany , rehefa tsy ampy soin sy protection dia mety ho lasa :
❌ Maina
❌ Mora tapaka
❌ Tsy malefaka
❌ Very éclat tsy mety mandina
👉 Ka Aza miandry ho simba vao mikarakara ny volo. Satria Mila hydratation, nutrition ary protection tsy tapaka ny volo.
💧 MASQUE HYDRATANT
→ Manampy amin’ny douceur sy hydratation rehefa maina sy mila soin en profondeur ny volo.
🌺 CRÈME HIBISCUS
→ Manampy mitazona hydratation sy manalefaka ny volo, ho an’ny fikarakarana isanandro, izany hoe soin tsy mikobana
✨ HYDRATATION + NUTRITION + PROTECTION = VOLONAO VOAKARAKARA TSARA.
💬 nona no tena olana amin’ny volonao amin’izao ?
💧 MAINA
Sa
💔 MORA TAPAKA
23/08/2026
🌙 ALOHAN’NY HATORY… AHOANA NY FOMBA FIKARAKARAINA NY VOLO ?
Mandritra ny alina, mety hikorontana sy hifandrirotra amin’ny ondana ny volo ka rehefa maraina dia mety ho maina, tsy malefaka ary sarotra karakaraina. 😩
💚 ALOHAN'NY HATORY :
✨ Hosory Crème Hibiscus
🪮 Ataovy coiffure protectrice ny volo
🎀 Sarony amin’ny foulard na bonnet en satin
👉 Mba hifoha maraina miaraka amin’ny volo malefaka, mandina ary mora karakaraina. ✨
💬 Ianao manao routine volo alohan’ny hatory ve ?
22/08/2026
👀 ANTI-ÂGE sa ANTI-RIDE ?
Fantatrao ve ny maha samy hafa azy ireo? 👇
🌸 ANTI-ÂGE → mikendry ny hikarakara ny hoditra ho tanora Sy mazava kokoa sy hitazona azy ho malefaka sy hydraté .
✨ ANTI-RIDE → mikendry indrindra ny fisehon’ny ride sy ridules mba hahatonga ny tarehy ho malama kokoa.
💬 Inona no ilain’ny tarehinareo ?
Raha te hahazo ASTUCE MASQUE ianao👇
Soraty eto hoe :
« Masque Anti-âge » NA « Masque Anti-ride » 💚
« TAREHY MALAMA SY MAZAVA… FA INONA NO ATAO AMINY ? 👀✨ »
Tsy hoe matsiro fotsiny ny CACAO… 😍
FA manankarena antioxydants ary hanampy be amin’ny fikarakarana ny hoditra, hanome éclat ary hitazona azy ho malama sy tsara tarehy. ✨
- Anti-ride sy Anti-âge tena mandaitra
- Atténuer ny tache sy acné
- Manazava sy mandina ny endrika
Fa ianao… efa nampiasa cacao tamin’ny tarehy ve ? 👇🏽
ENY 🤎 sa TSIA 👀 ?
💾 Tehirizo ity astuce ity ary araho foana ny pejy Jen' Natioraly raha Tianao ny hahazo astuce sy torohevitra toy izao .✨
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohimanambola
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 21:00 |
| Tuesday | 09:00 - 21:00 |
| Wednesday | 06:00 - 21:00 |
| Thursday | 06:00 - 21:00 |
| Friday | 06:00 - 21:00 |
| Saturday | 06:00 - 21:00 |
| Sunday | 08:00 - 21:00 |