Concept By El

Concept By El

Share

Sakafo ara-pahasalamana voalanjalanja / Kotrana / Mihena milamina tsy mampijaly tena 😝 ehhh ouiiii

16/05/2025

Avec Carine R. – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses super fans ! 🥰❤️❤️

29/04/2025

Tsy misy Miala eo 🥰 Raha solafaka Dia miverina aingana foana fa tsy mijanona ela eo 👌
Rééquilibrage_alimentaire❤️

20/04/2025

Dimanche ❤️🥰

19/04/2025

Bon week-end ❤️

Photos from Concept By El's post 17/04/2025

Ankafizo ny sakafo maro loko anaty lovia-ko 🥰💙❤️😘

17/04/2025

Salama 😊
Fenoiko lokoloko mahafinaritra fotsiny ny lovia Dia lasa zaouuu ❤️

16/04/2025

Coucou ☺️ tao aorianany Andro maromaro vitsivitsy naka aina kely fa nandalo harehana Dia indro fa niverina @ fahazarana tsara indray 🥰
🔻 Pancakes avoine
🔻Zavoka sy pitsony mahafinaritra Kely
🔻Ny thé vert tsy adino
Ary ny anareo inona no sakafo maraina mahazatra anareo ?

12/04/2025

👇

11/04/2025

Ataovy Mamy sy matsiro kely foana ny Tontolo andronao 🥰❤️
👉 Ny ahy natomboko t@ flocon d'Avoine notapohana rano mamay ,Norarahako Fruits secs 20G eo eo , nampiko haingony Chocolat Noir 75% .
👉 Revitalose ny rano nitelemana azy fa mandalo Kely ny harerahana ❤️

10/04/2025

Toast de Dubaï 🥱🤣 Non nefa 😝 Toast healthy fotsiny tsotr'izao 🥰
⭐ Mampiasa : Avocat, Graine de Courge, Graine de tournesol, mélange na fruits secs, oeufs brouillés, akondro, Graine de Chia , chocolat noir 75% , biscottes complet (Zao bé Dia bé Zao 😜)
⭐ Osorana Zavoka fotsiny Ilay biscotte Dia apetaka ny haingony Zay Tianao rehetra, kikina Fromage Zao mety , fromage fondu sns... Ny ahy mo teto Zavoka natiora no tiako ☺️ ireny hita ireny ny haingony , akondro (kikina chocolat noir) ... Sns... Ateliko miaraka @ thé vert Dia lasa Zao
( Sakafo maraina vita vetivety, mahafinaritra ny maso ,tsy manahirana)

09/04/2025

hummmm 🥰 miammm 😋
fan des pancakes 🥞
❤️❤️❤️❤️❤️
Indrana 🌺

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambatomaro
Antananarivo
101