La santé avec Longrich

La santé avec Longrich

Share

Longrich business et produits

21/07/2024

🙏🙏Mankasitra hatrany tompoko amin'ny fahatokisana, validés daholo ny PVs antsika a!!! Alarobia indray dia efa afaka maka ny entana isika.

Récupération Ankadifotsy na Ambohimangakely ihany aloha atreto fa tsy misy ny livraison.

14/07/2024

ENCORE MERCI POUR VOTRE CONFIANCE🤗🤗🥰
LES PVS SONT VALIDES🙏🙏

13/07/2024

MANKASITRAKA TOMPOKO

Hazakazaka be mihitsy ny omaly zay a!!!! vente produit longrich no resaka eto, tena hoe misaotra hatrany amin'ny fahatokisana anay fa indrindra ny fahatokisanareo ny vokatra Longrich.

Tsy hita hoe firy fa teo amin'ny 110 produits teo no lafoko omaly fotsiny, misaotra e!!!!

Hita taratra fa tena tsara ilay Longrich, ireto ny vokatra lafoko omaly fotsiny :

- dentifrice
- brosse à dent
- déodorant
- serviette hygiénique
- protège slip
- complément alimentaire : calcium, berry oil, arthro (manampy be amin'izao andro mangatsiaka be izao, midira mp raha mila fanazavana ianao)
- crème mains
- lotion corporelle : sod milk, rajuvenating
- anti-moustique

MP RAHA MILA FANAZAVANA MISIMISY IANAO, NA TONGAVA MIVANTANA ETY AMBOHIMANGAKELY

10/07/2024

Alefaso ny commande produit Longrich fa efa mandray amin'izay za oooo!!!!!

Ianareo clients rehetra efa voaray daholo ny commande fa mba confirmeo kely amin'ny mp azafady indrindra, merci foana amin'ny fahatokisana aaaa!!!!!

Tongava haingana sao dia tsy mahazo eo indray a!!!! midira mp fa tsy maintsy hitako daholo.

02/05/2024
24/04/2024

Et BOOOM 💣💥💥💥💥💥
𝗟𝗢𝗡𝗚𝗥𝗜𝗖𝗛 𝗚𝗟𝗢𝗕𝗔𝗟 𝗖𝗢𝗡𝗙𝗘𝗥𝗘𝗡𝗖𝗘 est enfin là ! Venez découvrir cette Plateforme Internationale 🇳🇬 🇲🇿 🇿🇦 🇺🇲 🇨🇦 🇲🇬 qui change des vies !
Les gens du monde entier sont prêts à raconter leur histoire. Nous sommes convaincus que cela vous inspirera et vous motivera ‼️
De vraies personnes avec de vraies histoires‼️🔥🔥
Pour Rejoindre via Zoom, voici le lien :
https://us02web.zoom.us/j/88691626132
ID de réunion : 886 9162 6132
LONGRICH : meilleure vie, meilleur avenir !

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambohimangakely
Antananarivo