BIO, Simple & efficace

BIO, Simple & efficace

Share

Ventes des produits de beauté , santé 100% BIO

Photos from BIO, Simple & efficace's post 05/06/2022

📢📢Fahamanjana fahamanjana oh!!!!
Miaraka @ savon noir au charbon de Bambou Longrich, madio erÿ ny tarehy retsy ah 🤩
🌹Manadio sy manala ny tâche rehetra @ hoditra
🌹Mahatanora lalandava ny hodi-tava
🌹Manala ny points noirs, mony, panda, menamena, sns...
🌹Manala tsatsakoatra na vergetures
🌹Mety @ karazan-koditra rehetra

Aza miandry ela intsony ary eh!🌺🌺

Photos from BIO, Simple & efficace's post 05/06/2022

Eh!
☝️Marary nify ve ianao?
☝️Misy simba ny nify ?
☝️Misy fofona ratsy ny ati-vava?
Ity ny vahaolana ho anao: Bio - tsotra - Mahomby 👉 dentifrice Longrich
👌Manala ny fofona ratsy ao anatin'ny vava
👌Manadio tanteraka ny nify sy ny aty vava
👌Mampijanona avy hatrany ny areti-nify
👌Miaro @ carie dentaire
👌Manamafy ny nify
👌Miaro ny nify @ zavatra mangatsiaka, mafana na misy asidra
👌Mamono ireo mikraoba mipetraka ao anatin'ny vava
👌Manadio tanteraka sy manafotsy ny nify
👌Tsy misy fluor

Veloma hatreo ny areti-nify sy fofona ratsin'ny ati-vava miaraka @ Longrich dentifrice 😉

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101