Mik'olo

Mik'olo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mik'olo, Health/Beauty, Ampitatafika coca, Antananarivo.

30/05/2024

Bonsoir 🥰
Te hizara ny nanjo ahy aho ary te hanampy anareo otranah iany koa☺️
Feno mony be ah taloha tena feno (tapikiandrina , tarehy, eny am sisiny sofina)
TENA MITOMANY MITSY INDRAINDRAY REHEFA MIJERY FITARATRA
fa tsy manina zany🥰 zao ah zao sitrana☺️ tena sitrana☺️
Raha manaraka ireto geste quotidien ireto ambany ireto nareo de ho sitrana mitovy am nah ko☺️

1) Ny sakafo fadina
_siramamy fotsy na mavo (solohy tantely pure)
_sira (tena ah enao ny sira )
_menaka(fadiana avoko ny sakafo be menaka toiny m**o endasina rehetra ireny)
_alokola,jus gaz (soloy RANO na jus naturel tsy misy siramamy be)
_hena mena (viande rouge ) [1 isakerinandro iany vo mihinana] [soloy trondro na atody]
2)Ny fietsika tokony hatao isanandro
_manasa tarehy aminy rano matimaty isakiny alohany atory sy rehefa mifo (2 fois par jour iany no tokony manasa tarehy)
_ diovina tsara ny tanana alohany anasana tarehy sode mamindra bactéries indray (diovina am savon mihitsy)
_serviettes anasanao tarehy ataovy mitokana sady sasana matetika (serviettes malefaka na lamba malefaka)🧤
_ ny fonona odana iany ko soloina isak erinandro🛍
_ tsy mitika tarehy mihitsy (aza avela vokitiky ny volonao ny tarehy na vokitik olona) 🔕
_avelao ny tarehy ho tsofiny rivotra mba aka aina🌬
_diovy matetika ny écran any Phone anao satri mikasika ny tarehy iny nefa maloto📲
_ataovy ampy tsara ny torimaso (adiny 8h)
_ahenao ny raritsaina (stress)

Inona kosa ary ny sakafo tokony ho anina ? ☺️ raha mahaliana anao de abonnéo ny page Mik'olo ataovy fahazarana mihitsy ireo ambony ireo e ho itanao ny fiovana🥰🥰

30/05/2024

Madio be ny tarehiny🥰🥰

12/01/2024

🔕Stop au imperfections 🔕
Ny tarehy tsika de mamaritra ny fiaina tsika !!!!
Hita eny daholo oe aona ny fomba fisakafoanatsika!!! Sy ny fomba fiaina !!!
Raha te adiho tarehy de mila manova fomba fiaina mitsy😌 fomba fisakafoanana😌 fahazana iray manontolo😌

Eto ah de te anolotra conseil atsika izay tokony atao eny am fiainana andavanandro ❤️ mba ahatsara ny hoditra❤️ ahasitrana ny imperfections rehetra ❤️
Imperfections mo de inona ? : panda , mony , tâche, izay rehetra tsy tokony ho eny am tarehy nefa eny!!!

Raha liana amzay conseil zay ❤️
Tode mandefasana mp de omena conseil ❤️

12/01/2024

Bonne année ❤️🥰
Hiverina hitafatafa eto indray isika am ity taona ity❤️
Hizara astuces betsaka sy conseils ❤️
Hisy ko ny lalao maro❤️ zarazarao ho hitany hafa😚

08/05/2023

MIVAVAHA🕊

Indraindray isika mataotra, manahy ny am hoavy sy ny mety hitranga....
Mataotra sode diso safidy sns....
Be fanahiana lava...
Mitaintaina fona oe "sode tokony zao ary fa tsy zao "....
Eny fa na dia ny anio ary de mbola manahy foana....
Misedra olana de mitady iova....
Tsy matoky tena any ka tsy matoky ny fiasany Andriamanitra sy ny fahalebiazany🌹
Ka efa dia hoy izy oe " Fa Izao mahalala izay hevitra hieverana anareo, ary hevitra hitondra fiadanana fa tsy ho loza". ❤️

Refa sendra tojo am zavatra toy izao dia MIVAVAHA 🙏🏻
Anotanio fona ny TOMPO oe " sitrakao ve ry Ray ny anaovako an ity zavatra izay kasaiko atao ity? " "Raha masoa ahy Ray o! De mba ataovy Tonga aminah"
Mbola niteny ihany izy oe: " raha miray amiko ianareo ka mitoetra mandrakariva ao am nareo ny teneniko, angataho Ahy izay angatahanareo fa ho ataoko izany".❤️

Mirary soa🙏🏻

08/01/2023

Ndao indray hizara mahasoa sy mahatsara hatrany e🌼
Fomba tokony hisotroana rano indray no atoro atsika anio🌼
Mirary alahady mafinaritra ho atsika e🌼

16/11/2022

Salama les manjaa❤️
Astuces ndray o!!! Aza adino hatrany ny mi abonné ny page Mik'olo
Ny hampiasaina eto dia glaçons 🧊 ouii glaçons 🧊
_Hoan tarehy ilay may ny masoandro ☀️
_ilay mangidihidy allergiques ireny💔
_ilay menamena be ireny ihany koa zany oe simban produit
_ilay mony marary be iny mitsy koa

Fomba fampiasa: tsotra dia tsotra satri atao otriny am sary otriny zao izay faritra mena2 n'a mangidihidy ❤️ ts atao ela be fa eo am 1min eo ian

Vokatra: ho an peaux dilaté dia mi- resserrer pores ity ty
Ho any tarehy misy mony kosa dia mapiena ny fanaintainana sady manamaina ny mony ka miala avy hatrany ilay mony
Ho an tarehy mena kosa indray dia mapiverina ny tarehanao ho am laoniny❤️

29/10/2022

⚘️

Astuces kely tsika androany ❤️
Citron 🍋sy siramamy🍚
:3 anaovana épilation (mety daholo na aiza na aiza)
dia tsotra ny fanamboarana azy!!
1- tetehana ny citron 1 dia alaina ny ranony* (ilay ranona vosary makirana iny mitsy no alaina)
2- maka siramamy 2sotro fihinana (ilay mavo ireny no tena mety ra misy)
3-atambatra iray de aroina mandra-pahalevina an ilay siramamy
fampiasa anazy
Hosorana am faritra izay atao épilation dia endrasana maina maina kely , le miraikitraikitra iny mitsy dia alana amzay...

Tsotra nefa mandaitra🤗
Bonne journée daholo⚘️

29/10/2022

Astuces kely tsika androany ❤️
Citron 🍋sy siramamy🍚
:3 anaovana épilation (mety daholo na aiza na aiza)
dia tsotra ny fanamboarana azy!!
1- tetehana ny citron 1 dia alaina ny ranony* (ilay ranona vosary makirana iny mitsy no alaina)
2- maka siramamy 2sotro fihinana (ilay mavo ireny no tena mety ra misy)
3-atambatra iray de aroina mandra-pahalevina an ilay siramamy
fampiasa anazy
Hosorana am faritra izay atao épilation dia endrasana maina maina kely , le miraikitraikitra iny mitsy dia alana amzay...

Tsotra nefa mandaitra🤗
Bonne journée daholo⚘️

15/10/2022

Salama daholo !!
Ity pejy ity natokako izarana fikafika sy torohevitra ny aminy fanatsarana volo izany n'a ihany koa fanatsarana tarehy💗
Mety hisy vidéo maro2 alefako eto ihanaranareo izany 💗
Alors invités vos amis à aimé cette page 🌺 bonne journée daholo💗
Mik'olo

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ampitatafika Coca
Antananarivo