Curly by Mi
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Curly by Mi, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohimanarina ambohimanandray, Antananarivo.
13/05/2024
Hey oooooh! promotion faux ongles mora beuh ah a partire de 5000ar😉...manao a domiciles ko Zay ah a partire de 8000ar ndray EF tena natao mora be😱Mp ary ra atao manja kl ntanana eh🥰💗
18/04/2024
Toro-hevitra kely harivariva oh😉
✨𝐌𝐀𝐒𝐐𝐔𝐄 𝐜𝐚𝐩𝐢𝐥𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞 à 𝐥𝐚 𝐜𝐫𝐞̀𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐫𝐢𝐳 🌈
Anamboatra Masque vita amin'ny VARY isika androany 😊
_____________________________________
🌈Mitondra voka-tsoa be amin'ny volo io " crème de riz "io , satria ny vary manakarena minéraux, vitamine, anti-oxydant, protéine .
🌈Ireo nutriment ireo anisan'ny mitondra vokatra tsara be amin'ny volo.
✨Soin nourrissant & hydratant, soin Fortifiant(soin proteiné)
1️⃣Manamafy ny volo raha malemy mora tapatapaka ny volonao, raha toa ka malemy mora tapatapaka ny volo dia tsy ampy soin proteiné.
2️⃣Manome hydratation hoan'ny volo maina be : rehefa tsy ampy soin proteiné ihany koa ny volo dia tsy mitazona hydratation.
3️⃣Manome volume raha manify ny volonao
🌈Pratique be ity mampiasa ity masque crème de riz, satria tena mitovy amin'ny masque vidiana ireny mintsy ny texture an'ilay crème de riz.
🧩Recette :
Vary (Manta) 1
Rano 3
✨Ohatra : vary 1 vera, rano 3vera.
-Mixena miaraka ny rano sy Vary, mandrapa hazotsika ronono
-Rehefa potika dia tsihifina(@ filtre à café )
-Ilay ronono azontsika iny avy eo chauffé na amin'ny afo malefaka,
-karohina foana mandrapahazo crème malefaka tsara
-Izay fotsiny dia vita ny crème 🌈
🧩Fampiasana azy :
Atao après shampooing, alona 20min dia kobanina.
Andramo fa tena tsara be io crème de riz io zareo a❤️
Alefaso Mp ny retour 😊
22/02/2023
Une art❤
19/01/2023
Hey les curlysta❤👑😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambohimanarina Ambohimanandray
Antananarivo