Sylvano officiel

Sylvano officiel

Share

Décrire vos produits et services

01/08/2025

Andea ijery somaroho Ely

28/06/2025

Mbola zah ity !

Photos from Sylvano officiel's post 24/11/2024

Salameee! Mp atrany rahotra poussin ilanao!

24/01/2024

Miahasa oanao zahay !
Ok merci.

24/01/2024

Miahasa oanao aty !
Zahay mba hatsarovanao zahay!!

21/01/2024

Andriamanitra ooh,! Mba omeo olona mahay mitondra sy mahay Madagascar nay ity amaine!

28/11/2023

Mihezaka hatrany ny orinasa Agrival Agrifarm manakaiky ny mpanjifa.
Ny mponina Diego sy Nosy be indray izao no hisitraka ny fiofanana fiompiana akoho fakana nofo, akoho manatody lava ary akoho gasy izay karakarain’ny orinasa agrival.
Na mpiompy ianao, na manana fikasana ny hiompy dia mety aminao ity fiofanana ity satria teknika mahaomby sy feno tsara hafahana manatsara ny fiompiana no hatao mandritra izany ary mpampiofana manana traikefa no hampiofana ao.

👉Indro ny fandaharam-potoana :
🏘️NOSY-BE Hellville: ao amin’ny Chambre de Commerce Nosy-Be Hellville ny 05 desambra 2023 manomboka amin’ny 9 ora maraina.
🏘️Diego : ao amin’ny Annex Ankarana ny 11 desambra 2023 manomboka amin’ny 09 ora maraina.
Tongava maro !

AGRIVAL sy AGRIFARM MANAKAIKY ANAO HATRANY !

Filan-kevitra : 038 06 374 34

18/09/2023

MAFY CELIBATAIRE TY😔
NA VADY ANDEFASANA VOLA TSIS😊

17/09/2023

TOMPO Ô
Andeha angalatra vadin'olo za io ai ka aza atw tratra fa t@ nena lasan'olo igny anw nizaha foagna 🤔👀
AMEN 🙏

03/09/2023
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Tananarivo
Antananarivo