M'Irary Natoraly
Manome volo salama, vatana tomady, tarehy malandina, saina milamina
06/03/2024
Fa maninona no maina ny volo?
--⛔Tsy ampy hydratation (rano)
Ohatran'ny vatana ihany hoe mila rano ,mila sakafo ary voalanjalanja ny volo , betsaka ny produit mitondra hydratation ( leavin ,crème hydratant, lait capillaire)
--⛔Fampiasana ireo produit tsy clean rehetra na mampiasa shampoing be loatra
Shampoing malefaka tsisy paraben,sulfate,silicone ampiasaina satria ireo no akora mahatonga famainan'ny volo
--⛔tokony ampifandajana foana soins (protéine - sy - hydratation) ,lasa maina rehefa diso be protéine loatra ary lasa malemy koa volo rehefa be hydratation ka mahatonga fahasimbany volo
××raha maina volo tsy menaka no ilainy fa rano💦💦 ××
Mbola ato daholo ve nareo 😅
Elaela isika tsy nihaona sy nitafa, araho hatrany fa hisy zava-baovao be dia be 😘😘😘
08/02/2022
GLYCÉRINE VÉGÉTAL. Disponible
Agent humectant, hydratant ho an'ny volo
Ilay manana volo maina,afaka ampiasaina Masque na koa Leavin
04/02/2022
💇🏻TYPE CHEUVEUX....💁🏻
Rehefa tena iverina naturel isika dia mila fantatra aloha type, porosité volo
✖aza maika boucle
✔volo salama aloha tanjona🙂
🛑ary tadidio fa tsy mitovy volo tsirairay na samy miverina naturel ary
🛑indrindra ny hoe tsy maintsy bouclé be (type3) vo oe tsara fa na type 2 ary tsara foana rehefa salama volo
🛑Fantaro soins mifanaraka volonao mba hanafaigana ny fahasalamany
😍
🥰
😘
02/02/2022
RETOUR AU NATUREL......
😍🥰❤💗
Kely sisa ooo....🙂😌
01/02/2022
Ireto dia anisan'ireo singa izay tena mahalava volo tokoa
Araho hatrany pejy fa ho jeretsika tsirairay ny ampiasana azy ary tena mahita vokatra rehefa mazoto
31/01/2022
Iza no tianareo ??
31/01/2022
RAVIN-GOAVY
------Anisan'ny zava-maniry tena mampitsiry volo aingana ny ravin-goavy
Fampiasana azy: Maka ravin-goavy eo am 7 isa eo eo
Hampangotrahana miaraka @ rano 1L
Rehefa avy manasa loha dia iny no anakobanana azy farany ary avela amininy
××tsy kobanina intsony××
Andramo fa tsy mifidy volo sady tsy mandany vola be ....
Aza adino manisy J'aime pejy fa Betsaka torohevitra mahasoa
28/10/2021
Peau acnéique....
Afaka atao koa masque Tantely + cannelle
- tantely 2 sotro fihinana
- Poudre cannelle 1 sotro kely
Afangaro ka rehefa mahazo pâte dia ahosotra @ tarehy ary havela hilona 15mn dia kobanina
M'irary natoraly ary eee....
19/10/2021
Ho antsika te hanana volo salama...
Ho jerentsika tsirairay eto @ pejy ireo dingana rehetra ireo ( natoraly avokoa)
M'irary natoraly ary eee....
13/10/2021
---FEUILLE de Papaye (Ravina Papay)
Anisan'ny miaro @ fiforonan'ny Mony sy point noir ny Ravina Papay....Maka Ravina Papay ary avela ho maina tsara , rehefa maina dia totoina mba ahazona poudre ary afangaro @ rano kely
Rehefa mahazo pâte ( ohatran crème) dia ahosotra @ tarehy
- Faharetany: 15mn. Dia kobanina
- Fatrany: izay maha ampy tarehinao
Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy torohevitra mahasoa maro ...
Mirary natoraly ...
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
TANA101