Tsetsoka
Beauty&store
Information
Nous serons fermés tous les mardis prochainement, jusqu’à ce que l’équipe soit au complet.
Nous vous tiendrons toujours informés ici en cas de changement. 🙏
Merci pour votre compréhension ! ❤️
20/08/2026
Cliente avy any alavitra kely 🥰
Tsy natao very Maina ny déplacement any 🥰
Fa dia nataon-dry Tsetsoka afa-po Izy 🥰
❌Extension gel Uv sur demi capsule avec Nail ary à main levée hatrany fa tsy autocollant akoury aaa 😂❌
Misaotra betsaka dia amin’ny manaraka indray ary ee 🥰🥰🥰
20/08/2026
💅 RECRUTEMENT – PROTHÉSISTE ONGULAIRE 💅
Mitady Prothésiste Ongulaire matotra sy passionnée izahay, vonona hiditra ao anatin’ny équipe
✨ PROFIL RECHERCHÉ :
Olona matotra, sérieux(se) ary vonona hiasa tsaraMadio sy tia fahadiovana, indrindra ny poste de travail sy ny matérielDynamique, motivé(e) ary ponctuel(le)Mahay manaja sy mandray tsara ny clienteManana bon relationnel sy sens du serviceMora atoro, mahay mandray conseil ary vonona hianatra zava-baovaoPassionné(e) amin’ny resaka onglesMahay miasa irery ary afaka miara-miasa tsara amin’ny équipe
💅 COMPÉTENCES TECHNIQUES :
Ilaina ny manana base tsara amin’ireto :
💖 Soin manicure
🦶 Soin pédicure
💅 Faux ongles / extensions
✨ Gel
🎨 Nail art
💎 Gainage / renforcement
🔄 Remplissage sy dépose
💅 Pose vernis / semi-permanent
👉 Débutant(e) accepté(e) raha efa manana base solide en prothésie ongulaire ary tena vonona hianatra sy hivoatra.
📌 Tena zava-dehibe aminay : ny motivation, ny sérieux, ny fahadiovana, ny fanajana cliente ary indrindra ny fitiavana sy passion amin’ny métier.
📩 Raha liana ianao dia mandefasa MP miaraka amin’ny présentation fohy momba anao sy, raha misy, photos de tes réalisations.
✨ Raha tia ongles ianao, vonona hiasa ary te-hivoatra amin’ny métier, mety ianao no tadiavinay! 💅❤️
19/08/2026
Allooo… 🥰🥰
Mademoiselle n**e effet naturel est là 😂
Aiza daholo indray ry mpankafy tsotsotra Sy ry clean girl fa Tonga indray ireto ny n**e maro Isa karazany 🥰🥰
Oento daholo indray Izay model effet naturel any fa zahay koa paré 🥰🥰
📢 ANNONCE
Le salon sera exceptionnellement fermé demain, mardi 18 août, pour des raisons personnelles.
Merci pour votre compréhension. 🙏
. Hoho kely 💅🏻☺️
Natao extension gel Uv sur demi capsule kely 💅🏻🥰
Nampiana nail Art 3D kely 🥰💅🏻
Dia 30.000ar kely ny manao azy ato aminay 😁🥰
🏠ankadilalana ambohimangakely batiment clinique Dominique no misy anay 🥰
16/08/2026
Ny hoho tongotra vita tato amin-dry tsetsoka mi-balade any amoron-dranomasina any 🥰🥰🥰
Misaotra foana nahatoky anay …❤️❤️
14/08/2026
Mbola hafa foana ry zareo ny finition brunshing aa 🥰🥰🥰
Diso be ilay hoe TSy misy mahay manao brunshing intsony ny coiffure amizao ☺️
Non Mbola manana equipe izahay mahatafavoka tsara ny technique brunshing na atao tsotra io na bouclena 🥰
Manome volume tsara Izy ary mitana tsara ihany koa ☺️
Toy izao amin’ny sary izao ny realisation ato aminay aa ☺️☺️
Tagueo indray ilay namanao tsy tia fer ireny dia Teneno hoe ato amin-dry Tsetsoka Mbola mipetraka tsara ny finition brunshing sur brunshing 🥰😂
🏠ankadilalana ambohimangakely no misy anay batiment Clinique Dominique
13/08/2026
Complicité kely entre mère et fille 🥰🥰🥰
Ny an’i maman Natao gaignage sur ongle naturel
Ny an’i Rafotsy kely kosa Natao faux ongle 🥰
Dia nampitoviana ny model an’izy mianaka 🥰
Feeling mamy kely 🥰🥰
Mankasitraka foana nahatoky anay ee 🥰🥰
Nareo koa , mentioneo ny namana fa mora anie hoa ny manao angofo ato aminay ee , TSy misy plus plus izany ny déco ☺️
🏠ankadilalana ambohimangakely no misy anay ee,, batiment clinique Dominique
13/08/2026
📢 FILAZANA HO AN’NY CLIENTE
Noho ny tsy fahampian’ny équipe miasa dia misy fiovana kely ny service mandritra izao fotoana izao:
• Tsy mandray rendez-vous aloha izahay fa ireo milahatra ihany no raisina.
• Tsy mandray Extension Gel UV aloha ny Zoma sy Sabotsy.
Ny service rehetra ankoatra ireo voalaza ireo kosa dia mandeha ara-dalàna. 💅✨(coiffure-pose vernis-faux ongle -epilation -extension cils ….sns )
• Miverina amin’ny laoniny kosa ny service rehetra manomboka Alatsinainy. 💅✨
Miala tsiny indrindra amin’ny fanelingelenana ary misaotra betsaka amin’ny fahatakarana sy ny faharetanareo. ❤️🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101