Mizi Cosmetics
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mizi Cosmetics, Health/Beauty, Gilbert Des Vallons, Antananarivo.
Fikarakarana tarehy sy vatana đ
Kalitao ambony - Vokatra hita maso
đBesarety vers HOMI, 40m miala ny sampanana Ambodimanga
"Mizi Cosmetics: Rehefa tianao ny hitaratra hatsarana."
Ela ela tsy nifankahita, hizara astuces vitsivitsy ho anareo izahay đ
Ho anâizay mahazo anâilay resaka moa izany mazava ho azy ity video ity. Mirary soa ohhh â¤ď¸
Mizi Cosmetics
21/08/2026
Ohatra anâizao ilay masque samy manana ny azy đĽ
Dingana tena ÂŤ important Âť be mihitsy anatinâny soin complet.
âFa na dia efa simba be aza hoy aho ny tarehy dia tongava foana âźď¸
đ´Vahaolana maharitra: traitement tsy mampanify tarehy na dia kely aza. Hanome anao traitement izahay ho anao izay mety manana olana. Tsy mifidy taona ny fikarakarana tarehy. Misy ho anâny rehetra izany fa za manahy đ
WhatsApp 034 44 361 01 no haingana azontsika hifandraisana.
18/08/2026
Nisy nanontany indray izahay hoe: ÂŤ mitovy daholo ve izany ny masque sy produits ampiasaina âď¸Âť
âĄď¸ Tsy misy mitovy ny produits rehetra ampiasaina fa samihafa daholo. Izay no mahatonga ny anarany hoe ÂŤ soin et traitement personnalisĂŠ Âť
- Rehefa manao soin complet ety aminâny salon dia hafa foana isaky ny sĂŠance sy samihafa arakaraky ny tsirairay.
- Rehefa manao soin complet dia izay prĂŠparation ilainâny tarehy tsirairay ihany.
- Raha toa misy points noirs ianao dia masque mifanaraka aminâizay no ampiasaina ao aorianâny ÂŤ extraction Âť
- Rehefa manao traitement any an-trano isika dia ny masque Samy manana ny azy ihany koa ary pack produits samihafa.
đ´Fanazavana mahakasika ny pack produits samihafa:
Cliente 1: nanomboka nanao soin dia produits 3 no nampiasaina (savon+ masque 1 acnÊ adaptÊ aminy+ crème de nuit)
Cliente 2: raha vao nanomboka dia tsy maitsy nanao (savon+gomage+ sĂŠrum fortifiant)
Cliente 3: produits de base personnalisĂŠ(produits dimy ĂŠpinglĂŠ eo aminâny rindrinâny pejy izay )
đ Izany hoe personnalisĂŠ arakarakâilay olana aminâny tarehy ny produits ampiasaina.
PersonnalisĂŠ ihany koa hifanaraka aminâny budget satria misy tonga dia manao gamme. Misy ireo manomboka aminâny
- pack produits telo fotsiny aloha
- pack produits de base
Mino izahay fa nanampy anao ahafantatra bebe kokoa ny tolotra misy ato amnâny Mizi Cosmetics izay fanazavana izay. 𼰠Mirary soa ho antsika rehetra â¤ď¸
16/08/2026
đ´Ombay mitady âźď¸
âĄď¸ Partagez au Max svp đ
Tsy misy hidiranâny tarehy na volo fa mitady ity zazakely ity izahay sendra misy nahita manodidina anâ Avaradoha/ Besarety/ Ampasampito. Na ihany koa misy mivarotra aminareo.
- Chien femelle coton de tulear
- pota kely be volo/ takona ny masony
- SterilisĂŠ izy(misy zaitra eo aminâny kibony rehefa safoina dia tsapa)
- Kema kely izy somary mivoaka kely ny nifiny
Mitady azy fatratra izahay ka hiangaviana izay mety nahita azy mba hiantso đ
0341899142
0349145614
0344436101
0344810714
OMENAY VALISOA IZAY MAHITA AZY đ
16/08/2026
Mikatona vetivety izahay rahampitso Alatsinainy 17 Aogositra đ
âĄď¸ Miverina misokatra kosa ny Talata 18 aminâny ora mahazatra antsika.
Tsy misy rendez-vous noraisina mihitsy noho izany mahakasika ny coloration izay efa nialanay tsiny ihany tany anaty MP sy WhatsApp. Talata indray mihaona đĽ°
Mirary soa sy ho antsika rehetra ny Mizi Cosmeticsâ¤ď¸
13/08/2026
Manaova ÂŤ investissement Âť ho anâny tarehinaoâźď¸
Ahazo tombony manokana ianao satria ato aminâny Mizi Cosmetics. Fa nahoana? (Vakio hatraminâny farany)
Betsaka isika no mitady anâireto:
- Crème manafotsy
- Crème manala ÂŤ peau dâorange Âť na mason-koditra misokatra.
- Misy manontany foana izahay hoe:  Misy crème manala panda ve? 
- Misy crème manala menamena ve?
- Misy crème manala ride ve?
âTsy crème fotsiny tompoko fa traitement mihitsy. Izahay Tonga dia manome formule ho anao hoe:
đ Raha MONY no misy aminao dia:
âĄď¸ Tsy manaiky isika raha tsy maina daholo aloha.
âĄď¸ Manala taches sy cicatrices
âĄď¸ Miampy ny fikatonanâny mason-koditra aminâny tokony ho izy.
đRaha panda indray dia:
âĄď¸ Manana traitement izahay atao tsikelikely ary miezaka mameno produits tsikelikely.
âĄď¸ Raha menamena sy sensible be ny tarehy dia hafa sy voafantina aloha ny produits ampiasaina.
âĄď¸ Rehefa afaka ny menamena dia mampiasa anti-taches be Aminâizay fa aiza ny tsy ho afaka eo đ
đRaha ride dia:
âĄď¸ Manao traitement tsikelikely ihany koa na mividy gamme raha ampy ny eo ampelan-tanana
âĄď¸ Jerena hoe inona no mahatonga ilay ride ary hatoro anao ny fomba fiaina vaovao hisorohana ny fitombony. Fa izaoâŚ
Na inona na inona olana aminâny tarehy dia mitovy daholo ihany ny Tanjona:
⨠TAREHY MADIO
⨠TAREHY MITOVY LOKO
⨠TAREHY MALANDINA SY MITOVY TANTANA
⨠TAREHY MAZAVA
⨠TAREHY TSY MIKETRONA.
Soraty anaty commentaire ny olana misy aminâny tarehinao dia handefasanay MP avy hatrany ianao đ
12/08/2026
Na lehilahy na vehivavy moa ohh đ
Asakasakâizay tsy mikarakara ny azy fa Samy manana hoditra daholođ
Ato aminay dia feno lehilahy mikarakara tarehy ihany koa. Tsy artiste irery akory anâŚ.
Misy miaramila, misy polisy, misy te hanadio tarehy fotsiny
Satria nahoana?
âĄď¸ Maro aminâny lehilahy no mitaninâandro matetika
âĄď¸ Maro aminâny lehilahy no mety misy olana aminâny tarehy toy ny ÂŤ PEAU GRASSE Âť
âĄď¸ Hadinontsika vehivavy izy ireo misy fotoana hoe tokony hikarakara tarehy ihany koa fa hoditra mitovy izao ihany.
âĄď¸ Ilay ÂŤ POINT NOIR Âť esorintsika iny tokony aty aminay no esorina đ
Hafapo ihany koa ny lehilahy tetođ
Mankasitraka foana nandalo na avy lavitra aza.
Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra â¤ď¸
06/08/2026
- Aza manantona anay izany mikarakara tarehyâźď¸
- Inona tsara hoeâŚ?? đą
âĄď¸ ireto avy no mety hitranga ka tsy ho tianao raha manantona anay:
đ Ho madio tampoka be ny tarehinao ka manahirana aminâny manodidina
đ Afaka ireo mangidihidy aminâny tarehy nefa tena tianao ny mihaotra
đ Manjavona ny mony nefa hankafizinao ny misy azy
đ Panda efa mba namanao nandritry ny taona maro teo mety ho afaka rehefa manao traitement. Tena tianao koa ny mahita azy ireo aminâny tarehinao nefa.
đHo menatra ianao satria dia tsy hisy point noir intsony koa aminâny tarehy nefa ny olona misy daholo.
đ Tena loza!!! hatoro anao ny mikolokolo tarehy na fitandremana isan-karazany
Azonao ve ny tiana hambara? Mangataha fotoana foana, izany anâŚ..đââď¸
Mirary soa foana dia misaotra ireo izay manome fitokisana hatrany â¤ď¸
02/08/2026
Hafa kely ny lokony rehefa masoandro no mitondra hazavanaâď¸
â Coloration natao ho anâi Saphire Loulou. Coup de cĹur anay izy ity đĽ°
Misaotra foana rahavavy aminâny fahatokisana ađ
Ho hitanareo ao anaty story ao ny vidĂŠoâŚâŚđĽ
01/08/2026
Faly be izahay fa nikarakara indray anâi rahavavy đĽ°â¤ď¸
Nikarakara volo sy tarehy moa izahay teto fa asiantsika suspens kely alohaâŚâŚ..
Asehonay anareo eto ny zavatra nataonay fa tsy izao aloha. Misaotra kioa Saphire Loulou tsy manadino rehefa mandalo eto Antananarivo đ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Gilbert Des Vallons
Antananarivo