Miary beaute
Huile naturelle
25/08/2026
Salama daholo oo👋🏻🥰
Jereo nareo indray anie ity ee👇🏻
Sady lasa nihasalama ilay volo no nihalava rehefa nampiasa huile bio harea🥰
✔ 2 mois ny elanelan ireo volo ireo
🙏🏻❤❤Mankasitraka hatrany amin ny retour oo
Mbola vonona anome fahafampo anareo izahay eto amin ny harea 😍
Mandefasa mp raha liana na mila
☎
0330401273
15000ar ny huile
24/08/2026
Curly mafatifaty be toy izao no azonao raha mampiasa creme bio harea ianao😍😍
Na efa folaka na vao hanomboka dia andramo anie eee,mivaoka tsara daholo❤❤
Alefaso dia eny izao ny commande raha te ho curly ooo🥰
24/08/2026
🥰Tsy ho asiko resabe fa andramo dia ho hitanao fa ho curly mafatifaty kely volonao rehefa mampiasa creme bio harea❤❤❤
zany anie ho aho eee,tena tsara loatra ity creme ity 🥰🥰
24/08/2026
Ianareo koa ve manana volo efa solasola toy izao⁉
Andramo ny 🥰🥰huile bio harea raha te ahita vokatra mitovy ity namantsika ity ianao
mp malaky na ☎0330401273
fa vonona hanome fahafampo anao izahay
12/08/2026
MIONGOTRA ≠ TAPATAPAKA
1_ ny volo miongotra dia miala avy eo amin ny fotony,lasa manify sy mihasola ilay volo rehefa miongotra
2_ ny volo tapatapaka : dia ilay tahombolo no tapaka
lasa manify ny tahombolo,zany hoe tsy mitovy ny halavany ary io ihany ko no mahatonga ny volo ho tsy hita ny fitombony
iza amin ireo no tena mahazo ny volonao
1 miongotra
2 tapatapaka
manorata mp raha mila fanampiana manokana ianao
11/08/2026
Mandaitra tsara sady tsy mifidy karazam-bolo ity crème curly Bio Harea ity an🤗
Sady mandina tsara no malefaka ny curly anao rehefa mampiasa azy👌🏻
Iza no mbola tsy nampiasa🤗‼‼
Alefaso mp ary ny commande e😉
📞033 04 012 73
11/08/2026
✨ VOLO MATEVINA • VOLO MANIRY • VOLO SALAMA ✨
😩 Leo amin’ny volo manify, mora tapaka na tsy mety maniry ve ianao?
💚 ampidiro anaty routine anao ny gamme bio harea !
🌿 Manampy amin’ny fikarakarana ny volo sy ny hodi-doha
✨ Manampy ny volo ho salama sy matanjaka
🥰manalava Volo haingana
💆♀️ Manome fikarakarana manokana ho an’ny volo
💚 Aza avela ho nofinofy fotsiny ny hanana volo matevina sy tsara!
📩 Alefaso MP raha mila fanazavana fanampiny
0330401273
11/08/2026
Retour mamy anie zany eee
volo lava be toy izao no azonao sady matevina tsara miaraka amin'ny menaka sy shampooing bio Harea 🍀🌱🌿
efa maro no afa-po sy nahazo vokatra tsara tamin'ny fampiasana azy👌🏻
👉🏻Andramo dia ampiasao raha maniry ny hanana volo lava sady matevina toy izao ianao
Prix huile :15.000ar
huile+shampooing 20.000ar
livraison gratuit eto Tana fa araraoty
📞033 04 012 73
10/08/2026
😍🤗volo lava sy matevina ary salama no anananao rehefa mampiasa ny 🍀🌱Elixir ma'hery 🍀🌱ianao
Mora ampiasaina ary tena mandaitra🥰
Tonga dia midira mp
☎0330401273
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
109