Curly ' CHIC

Curly ' CHIC

Share

Salon de coiffure nappies : soin de cheveux texturés, coloration professionelle ,vente de produits capillaires bio et naturel 100% VITA MALAGASY

Photos from Curly ' CHIC's post 21/07/2026

Tsisy ambara fa mizara sary 🥰

manome toky manalava volo sy mampatevina azy 🫒🥦🌱

18/07/2026

Many ranomasina fe tomboky reto mbo tapaky 🙃😅

Bevoka any faralahy ah teto fa mbola tsy hita by kibo 🤰

13/07/2026

Petit dej arosony olona kely any maman 😅

30/06/2026

Hey hey !

Météo milaza fa tsy hangatsiaka ny amin'ity taona ity , zah ato manao chiffre 4 vao mandaka lamba ny zaza fa henony vanintaplana ny hatsiaka 😅

Raha samy hangatsiaka ihany dia avia hampiasa ny " Duo boost " fa manampy anao hikarakara volo sy vatana ireto.🥰

Ireo revendeur ahitana azy ankoatrany eto amin'ny pejy :

💚 Naturopharma Tsiazotafo
💙 Naturopharma Andrononobe Analamahitsy
💛 Fihavanana Center Antsirabe box 123 Tena Tsara

25/06/2026

Arahabaina tratrany Asaramanitra e 🎉

Aiza nareo no hankalaza ny fetin'ny fahaleovantena ataovy 🗨 ao am commentaire ho jerenay bory tongotra 😅

Mirary soa daholo dia manaova fety sambatra e

20/05/2026

Hey hey !

Koa satria efa akaiky ny fetin'ny reny dia hitantara zavatra niainako tam zah vao niteraka ny zanako voalohany ah.

Zah zany tsisy fiomanana aratsaina hoe miankina amiko ne fiainan'ity zanako ity fa minono izy dia zay d ampilalaovina d soloana lamba rehefa mando na c**a , d ampandroina sns fa kay ve minono isaky zay mitady 🙄😭 tezitra foana ah refa mitomany lay zaza ka misy miteny hoe omeo nono io zaza io. 🤣🙃 Any antsaiko any aminio tena tezitra be foana hoe reto koa tsisy zavatra resahina afa tsy omeo nono io zaza io 😨🥺

Fa kay tena miankina aminao reny ny ainy lay zaza ( ny fahavelomany). Efa ela ela aty vao zatra sy nahay 🙃
Zaza faha2 efa ça va be amizay , faha3 zao tena oe 👌 faly be ndray ary hanome nono azy satria io no fototsakafo ny lay zanako 🤩😍

Ary ny anareo , mba zarao amin'ny commentaire ho hita ny reny hafa , fa indrindra ho hitan'ireo reny mbola ho avy( futur maman) .

📷

09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fara Victoria Gabriel, Maria Céforah, Voangy Abellaïssa, Fitamba Manjovy, Ka Rissa, Mi Aly 🥰😘😘😘

Photos from Curly ' CHIC's post 09/05/2026

✨ Curly Hair Mother & Daughter ✨

Parce que les plus beaux souvenirs se créent entre boucles et sourires 💕👩‍👧
Des cheveux naturels, de la confiance et beaucoup d’amour.
Chaque boucle raconte une histoire, celle d’une maman et de sa fille qui brillent ensemble. 🌸

Sublimez vos curls avec douceur et élégance.

27/04/2026

Akory eee

Misy maman ve any fantatrao oe manana olana amin'ny fihantsanany volony ? Mentionneo eto izy fa hanampy azy ireto huile repousse ireto.

🏠 Andrononobe Analamahitsy lalambaovao boutique Naturophama
🏠 Tsiazotafo route vers Antaninandro boutique Naturopharma
🏠 Antsirabe Fihavanana Center box 123

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00