Maëvah création

Maëvah création

Share

Viens vite en mp car le prix est abordable ��

Photos from Maëvah création 's post 15/05/2025

Ensemble 3 pièces

Photos from Maëvah création 's post 05/01/2025

Salama daholo.
Maëvah Création dia faly miarahaba anareo tratry ny taona vaovao 2025.
Hitondra soa sy fanambinana ho antsika anie ity taona vaovao ity.

Izahay dia vonona ny anolotra ny tsara foana ho anareo mpanjifa.
Ireto ary ny karazana entana azo jifaina ato aminay tompoko:

Grossiste Confection (Prix de gros daholo)
Mahazo remise ireo maka miotra ny 50pcs.
Lamba 100% coton
Toutes couleurs Daholo

✅T-Shirt : M;S;12;10

✅Ensemble VAVY&LAHY: 2;4;6;8;10;12 (3 BOUTON; TSOTRA)

Aza misalasala ary miantso avy hatrany
0349092353 ; 0344071666

TOERANA :
✅POCHARD Andavanandro
✅ANDRAVOHANGY Alarobia.

Sary maro isafidianana.
Gucci;Loui vuiitton
Cardo; Bonne année 2025
Sns………
Ny vidiny :

TShirt
10:8000ar
12:9000ar
S:10000ar
M:11000ar

Ensemble LAHY&VAVY Tsotra
2:9000ar
4:10000ar
6:11000ar
8:12000ar

Ensemble LAHY&VAVY BOUTON
2:10000ar
4:11000ar
6:12000ar
8:13000ar

Mandray commande iany koa izahay ho an ireo Fikambanana (ONG,Sampana Krisitianina,Fianakaviana,Sekoly, SNS…..)

Nb: Afaka mandray commande izahay aminy entana izay ilainareo mpanjifa.
Ny sary sy ny modéle anareo ihany koa dia afaka raisinay dia avoakanay araka izay.

Contact direct : 0349092353

22/07/2023

Ma fille 👧 ❤️❤️🥰🥰

Photos from Maëvah création 's post 06/07/2023

Rariva ndray ary eh ❤️❤️❤️
Aza tara fa tena tsara be daholo 18:30❤️❤️❤️
Prix à partir 10000Ar

07/02/2023

St valentin arrive ❤️
Tee-shirts couple ❤️😍
50000Ar ❤️😍
Sur commande ❤️
À récupérer ❤️❤️

16/01/2023

🥰❤️❤️❤️🥰

Venez vite en mp pour commander ❤️❤️
Prix abordable ❤️
Modèle unique ❤️🥰
❤️❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00