Super Bazar Cosmetique

Super Bazar Cosmetique

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Super Bazar Cosmetique, Antananarivo.

✨ Super Bazar Cosmetique ✨
👉 Spécialiste en matériel de coiffure & cosmétiques 🛍
💇‍♀️ Lave-tête, fers à lisser, sèche-cheveux, etc.
🌿 Soins capillaires & visage : MOCHEIQ MUSK, ...
📦 Livraison rapide partout
☎️ 038.07.725.41
🏬 Magasin ANALAMAHITSY

07/08/2026

✨ Mbola manahirana anao ve ny hoditra maina, tsy mamirapiratra, misy ridules na taches maivana?

🌸 Hamy Placenta Coffret Soin Visage no vahaolana ho anao!

Ahitana ingrédients de qualité toy ny:
🌿 Placenta Extract
💧 Acide Hyaluronique
🌱 Aloe Vera
🍃 Centella Asiatica
✨ Niacinamide (Vitamine B3)
🧴 Vitamine E

Ireo akora ireo dia manampy:

✅ Mampiditra hamandoana lalina
✅ Mampalefaka sy mamelona ny hoditra
✅ Mampamirapiratra ny tarehy
✅ Manampy hanatsara ny élasticité-n'ny hoditra
✅ Manampy hampihena ny fahamainana sy ny endrika reraka

🎁 Coffret complet 6 en 1:

✔ Nettoyant Visage ✔ Toner ✔ Lotion ✔ Crème Visage ✔ Crème Contour des Yeux ✔ BB Crème

💖 Ataovy isan'andro ny routine-nao mba hahazoana hoditra madio, malefaka ary mamirapiratra.

📍 Super Bazar Cosmétiques 🏢 Pavillon Esplanade Analakely 📞 038 07 725 41

07/08/2026
Photos from Super Bazar Cosmetique's post 07/08/2026

🌿 Adieu les boutons, bonjour la peau nette ! 🌿

Tsy vitan'ny hoe manala mony fotsiny, fa manampy ihany koa hanamaivana ny tache navelan'ny mony ny Soins Anti-Acné.

✨ Kit complet
✨ Mora ampiasaina
✨ Sans corticoïdes
✨ Mety amin'ny peau sensible
✨ Manampy hahazo hoditra madio sy salama

Aza avela hampihena ny fahatokisanao tena ny mony. Atombohy anio ny fikarakarana ny tarehinao miaraka amin'ny soins anti-acné anay.

📍 Magasin : Pavillon Esplanade Analakely
📞 038 07 725 41

Tongava mitsidika anay na antsoy raha mila fanazavana fanampiny.

Photos from Super Bazar Cosmetique's post 07/08/2026

✨ Soins Anti-Acné ✨

Mijaly noho ny mony ve ianao?

Misy karazany maro ny mony, saingy azo tsaboina sy sorohina tsara izy ireny raha mampiasa soins mety.

Ao amin'ny Super Bazar Cosmétiques, dia manana soins anti-acné efficace izahay
✔️ Kit complet, mora ampiasaina
✔️ Sans corticoïdes
✔️ Sans risque
✔️ Mety amin'ny peau sensible
✔️ Manampy hampihena ny mony sy hanalefaka ny tache navelany

Raha maniry hanana tarehy madio, salama ary tsy misy mony na tache ianao, dia aza misalasala intsony.

📍 Magasin pavillon esplanade Analakely
☎️ 038.07.725.41

06/08/2026

Brésilien protéine
1 gamme reste disponible

Livraison gratuit izay maka azy androany

06/08/2026

✨ Offrez un soin en profondeur à vos cheveux. ✨

Réparez, nourrissez et hydratez vos cheveux de la racine jusqu’aux pointes.

✔️ Cheveux plus doux
✔️ Plus brillants
✔️ Plus souples
✔️ Visiblement plus sains dès les premières utilisations

Parce que de beaux cheveux commencent par un soin adapté. 🌿💚

06/08/2026

Masque réparateur
Mbola misy 1 pcs disponible ✅

06/08/2026

✂️ Hair Trimmer Professionnel YX-9018 ✂️

Mitady tondeuse professionnelle mahery sy mora ampiasaina ve ianao?

✅ Coupe précise sy nette
✅ Lame T-Blade ho an'ny finition parfaite
✅ Rechargeable Type-C
✅ Autonomie jusqu'à 100 minutes
✅ Mety ho an'ny salon de coiffure na utilisation à domicile.

💥 Qualité professionnelle, prix abordable !

📍 Disponible chez Super Bazar Cosmétique Analakely
✨ Pavillon Esplanade Analakely
📞 038 07 725 41

05/08/2026

2 boîte disponible

05/08/2026

Musk mocheqi professional ❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00