Black bull gym
Salle de Sport et remise en forme vente de protein et fitness
08/06/2026
💪Atombohy amina javatra tsara ny herinandronao dia hitanao fa ho lavorary izay kasainao 💪💪💪
31/05/2026
Salama o ☺️☺️
👉Faly Miarahaba ny Reny rehetra nahatratra any izao tombon'andro izao Mirary ny soa sy ny tsara rehetra Ary Fitahin'Andriamananitra izahay,ho ambinina amzay kinasa ho lavitr'aretina Ary anao embouteillage ny vola
🔥
👉Mankahery ihany koa hoan'olona izay efa Nindaosin' Fahafatesana ny Reniny Andriamanitra anie Ameno ny banga ao amponareo ka Mirary Soa ho anareo indrindra tompoko.
Mirary alahady Mahafinaritra antsika tsirairay avy 🔥‼️
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mario Rm, Anjara Fitahiana, Ralaimandraibe Ralay, Douda Touki, Njara Loïc Lucas, Hong Tsu Pai, Tsouh Razaf, Clark Lin, Ra-Noum Rkt, NEth Aniah, Mamy Doda Rabemalanto, Nantenaina Rakotomihaja, Andrianasolo Victor, Ramarolafy Sariaka, Prisca Narindraniaina, Byonvybz Mēdarño, Tojo Kely Mahiratra, Antsafitia Karen, Ka Sim, Mi Ra Na, Øø Radöu Øø, Antsa Razanamaharo, Yarisoa Lîànàh, Nisi Valimbavaka, Rabenatoandro Tątįåñäh Pätrīčk, Judii Haritiana, Amboara Herimanitra, Tsouh Rkt, Jaden Ice, Hasina, Larry Rosia, Perigord Razafintsalama, Francky Razakamiera, Ngani Razafimahatratra, Inayah Ramahavonjy, Jah's Man, Rova Niaina, Mãthïeu Líon, Mirado Razafinabo, TJ Alcantara, Tsiaro Jen, Fy Noana, Rado Mampionona, Antso Ny Avo, Päc Rh, Mï Aïky, Rija Hermann Rafanomezantsoa, Député Mahafalë, Belou Hery, Tojo Mickael
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Serge Fi Gogom'sa Ras, Fara Vonifanja Raheliarimalala, Toky La'Crim, Kah Reine
29/04/2026
➡️Ry Raimpianakaviana, ralahy sy ranadahy sy ireo lehilahy izay te ho vehivavy isany 💪
Marina fa tsy moramora zany hoe lehilahy zani satria manana adidy bé izany eo Fiainana,zanaka ,Fianakaviana tsy mora ny asa Fitediavana sns ...Fa Mba manana fotoana na dia a 2h par semaine fotsiny ar ikarakarana vatana fa ratsy anie ilay otrzao na manambola bé takinin Ary e 😅 .
➡️Misokatra ny salle ny 01 Mai
‼️
27/04/2026
Fiadanana 😊 oh Fizarana kely androany
Betsaka foana ny olona manontany hoe coach a inona ny sakafo mapangeza inona no atao ra te ahazo vahana inona ny sakafo oanina raha te ho Salama???
‼️ Ho valiko foana zai malalaka fa androany a lo te apafantatra antsika alohan'zava drehetra hoe Inona no atao hoe Sakafo ara-pahasalamana???
🚨 Malagasy dia ny voalohan-karena hono ny Fahasalamana nefa ra Te ho Salama dia Mila mifehy sy mahefeno javatra bé dia bé ilain'ny vatana Mba anana vatana tomady ‼️
👉Inona zany no atao hoe sakafo ara-pahasalamana ??
➡️ Raha fehezina dia sakafo manome ireo singa ilain'ny vatana isanandro.
👉Inona Ary ireo singa ilain'ny vatana isanandro?
Voalohany
➡️Ny Rano ( tsara kokoa hoan' Fahasalamana ra rano matimaty no atao fisotro)
bé dia be ny vokatsoa asetrin' rano 'olombelona
ohatra:
Manala ny toxine rehetra entin'sakafo tsy ara-pahasalamana
Manamora ny Fikorinan'Rà
Manatsara hoditra
Manome aina ny volo sns ...
➡️ Glucides : Vary ,M**o, Paty,hanin'kotrana isan-karazany
➡️proteine :Hita karazan'kena rehetra ,Trondro ,Vorona ,Voamaina
➡️Vitamine Mineraly: Avy sy Voankazo
➡️Ny Fibre :Hita sy karazana Voankazo ihany koa
➡️Menaka tsara: Toy ny menaka olive,voanio (coco),ny zavoka,Huile de colza,ireo karazana noix rehetra
👉Raha te hanampy lanja natoraly sy mahasalama dia mahaiza mandanjalanja n'y sakafo oanina fa efa aloha n'y zava dehibe
Zay Fa mirary herinandro Mahafinaritra antsika tsirairay indray 💪💪💪
20/04/2026
👊👊👊
👉Nahafinaritra ve ny weekend oh 😊 Maromaro ny hetsika nisy ny Faran'herinandro Zay ‼️
Tany bé Ricky ve ianao sa Ambondrona sa namonjy Latabatra😁 sa naka aina tao antrano‼️??
👉👉👉Lundi bé nefa androany ny ezaka Zay natao tsy maintsy tohizana ka Mirary herinandro vaovao mahafinaritra antsika Dray ♥️
16/04/2026
Salama boss akama isany 💪💪
🔥Eto a dia te iteny antsika hoe ankasitrao ny olona nitarika anao nikotrana voalohany t@zany ra nahita fiovana t@vatanao ianao na nitondra Soa anao ny fanaovana Fanatanjahatena dia Ankasitrao izy🔥‼️
👉 Nena Zao 15 ans lasa bandy akama 1 zai no nitarika ana nkotrana voalohany tao ♥️ Mankasitraka ànla lesy brada fa ra tsy ela ntondra ana t@ty revy ty d asa ngamba Zay Fiainako ka misaotra lesy 💪💪💪💪Tsy mentioneko eto elah fa misaotra lesy dia Mirary Soa ànla foana 💪💪
👉Raha mbola mpianatra ianao na a la charge an RDA anao dia ankasitraho izy fa tsy moramora ny scéance sy Abo sy ny sakafo miampy ny Fiainana sy adidiny Andavanandro ka isaory izy 💪
👉Ho anao lay miezaka manokana fotoana kely na adin 1 ar Mba ikarakarana vatana ho ankin'Fahasalamana tsy ho zava poana n ezaka ataonao amzany fa isy vokany foana io
🔥Mirary Soa antsika tsirairay 🔥‼️
14/04/2026
"🔥Ny Fikirizanao androany no hakon'fahombiazanao rahampitso🔥"
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nasaina Rasamimanana, Andrĩami Zo, Rovasoa Voninkazo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ampasapito
Antananarivo
TANA101