Mitti Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mitti Beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo, Antananarivo.
12/04/2021
Ny tarehy madio no mafinaritra ny maso😍
FANDIO VAHOANA
🍀Fanadiovana tarehy anaovana massage azy , mba hanala sy hanolo ny sela maty amin'ny oditava😊
🍀Sadi manala panda, tasy, point noire, kentrona, sy izay loto rehetra manelingelina rehetra ihany koa.
Vita @ (vahoana+persil+citron) afangaro
PRIX: 10.000ar monja ny 250ml
MANAOVA COMMANDE @
☎️Mp (message) na 034 18 301 12
Manao livraison sy mandefa makany
05/03/2021
Ny tarehy madio no mafinaritra ny maso😍
FANDIO VAHOANA
🍀Fanadiovana tarehy anaovana massage azy , mba hanala sy hanolo ny sela maty amin'ny oditavanao😊
🍀Sadi manala panda, tasy, point noire, kentrona, sy izay loto rehetra manelingelina ny hatsaranao ihany koa.
Vita @ (vahoana+persil+carotte+citron) afangaro
PRIX: 10.000ar ny 250ml
MANAOVA COMMANDE @
☎️Mp (message) na 034 18 301 12
Manao livraison sy mandefa makany 👍
28/01/2021
Tarehy madio no tanjona😍
Vokatra natoraly hatrany ny antsika
🍀CREME VISAGE ( à base de curcuma + miel + beurre de karité) = manadio sy manafotsy ny tarehy may ny masoandro , misy mony, panda, point noire...sns izay tasy manelingelina ny tarehy.
Mety amin'ny tarehy rehetra, tsy mifidy taona🤗
Prix 20.000ar ny 1boite 200ml
☎️Mp na 034 18 301 12
Manao livraison Tana
Mandefa makany amin'ny faritra
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Mitti Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.