Loyah
🌼La mode n'est ni morale,ni amorale, mais elle est faite pour remonter le moral🌼 Karl Lagerfeld
23/04/2026
Compensé marron Eram 1fois portée Pt 36 100.000ariary
23/04/2026
Zara vernis noir Pt 36 talon 10cm 200.000ariary
23/04/2026
Minelli en daim noir Pt 38 en excellent état 200.000ariary
23/04/2026
Atelier Tropezien Pt 37 doré 😍😍 200.000Ariary
23/04/2026
Zara doré pt 37 TBE 😍😍 200.000Ariary
23/04/2026
Minelli rouge en véritable cuir pointure 39 200.000Ariary état 10/10 presque neuve 😍
Hello hello mes chers followers 🥰 ellllaaaa beeee izay, nalahelo anareo aho. Entina hamerenana ny fiarahantsika hisy kiraro manja be 😍 avoakako eto rehefa avy eo, provenance de France daholo ilay izy donc authentique et de marque 😍😍 second main mais presque neuve daholo satria misy tsy nanaovana mihintsy izy ato. Aza miala alavitra ary fa manomana anazy aho izao dia mandefa sary.
Tsy misy live aloha isika fa somary mbola sahirana kely Loyah fa tsy maintsy mbola hiverina ny live ❤️😊
30/11/2025
Coucou. Miandry anareo izahay ato @ Orca Andraharo androany à partir de 10h à 17h
Tongava maro fa achat plus de 10.000ariary prix d’entrée rembourser 🤩🤩🥰
27/11/2025
Coucou 😍 Mbola ato ve isika 🥰 tonga inty ilay fotoana hiaonantsika, mandray anjara amin’ity évènement inty Loyah ny dimanche 30 Novembre 🤩🤩
Tongava maro fa betsaka robe, haut, pantalon sy kiraro amin’io andro io amin’ny vidiny tena mirary be fa tsy miaotra ny 10.000ariary ny articles ho hitanareo ao.
📌 izay manao achat rehetra plus de 10.000ariary dia rembourser na ny prix d’entrée any sady mbola mahazo cadeaux ihany koa 😍😍😍 aiza no ahita oatran’izany 😍 hasao ny namana fa ho afa-po ianareo, koa miandry anareo izahay ho avy maro amin’io andro io 🥰
STAND 18 no ahitanareo anay ao 😍🥰
Coucou daholo ☺️ alefantsika amin’izay ary ilay photo ah! Ao anaty COMMENTAIRE ny sary sy ny taille 🥰
TOUT A 4.000Ariary 🤩 tsy ahita ohatran’inty ianareo,tsara be daholo 😍 Na mbola hivarotra aza ianareo mbola azahoana tombony betsaka.
❗️Valin’ilay jeu tsy mbola nisy nahita ah!
☑️confirmation en MP avec contact et lieu de livraison tonga dia alefanareo
📌SANS RETOUR
Tsy tafaverina manao live intsony akia fa atao live photo.
TOUT à 4.000Ariary daholo ihany, efa ataonay isaky ny sary ny taille tsirairay avy 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 15:00 |