Un temps pour ELLE
.
16/04/2021
Tsara maraina aby eee π
Mino aho fa salama tsara tsika rehetra π mirary soa ho an'izay tsy salama π
Satria zahay niteny hoe amoaka NY santionan'ny asa vita dia ireto misy santionany ary π
(Ho avy eto ihany ny toro hevitra fa somary reepotra keeely ftsn,fa ho avy π)
Araho hatrany NY pejy ary e π
Bisous bisous π
Coucou les filles π (et les gars si il y en a π)
Androany ndray zahay anoro anareo ny toerana misy anay π
Eto ampahimanga ambohimanambola no misy anay an, somary mitsofoka kely (π) fa tsy mahasakana antsika tsy ho manja2 zany π eo apitan'ny gendarme mitsofoka fa afaka mandefa MP dia maka RDV na miantso amin'ireto β ireto : 032 93 405 85 / 034 62 925 58 π
Hoavy eto ihany ny torohevitra mahasoa sy ireo santionan'ny asa efa vita π
Bisous bisous π
Miarahaba ooo β€β€β€
Erin'andro vaovao ho antsika rehetra,fa vaovao be indrindra ho an'ny page β₯β₯β₯ Un temps pour ELLE β₯β₯β₯ satria ity no publication voalohany izay hoentina ampahafantarana antsika ny momba azy πππ
Ndao ary eee β€β€β€
Nisafidy ny hoe β₯β₯β₯ Un temps pour ELLE β₯β₯β₯ izahay natao anaran'ny page satria isika vehivavy araki ny fitenenana (π) dia ravakin'ny tokantrano ary haingon'ny lΓ lana (ahitsio aho raha diso π) izany hoe tsara indrindra ny vehivavy fa tsara kokoa ny mba manokana fotoana hikolokoloina izany hatsarana izany πππ
Natao ihany koa ny page mba hifampizarana ny fikarakarana ny bika aman'endrika FA indrindra ny VOLO , TAREHY ,HOHO izay anisan'ny activitΓ©s ato aminay πππ
ka araho ary ny page-tsika eee π
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra β€β€
Bisous bisous ππ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo