Sara Bé

Sara Bé

Share

Pejy ofisialin'ireo vokatra Sara Bé, entina mampahafantatra ireo menaka sy "baumes" isan-karazany.

08/08/2026

Baume Mahery 💪🏻 vita avy amin'ny "huiles essentielles anti-virales" miisa folo (10) be izao 🌱
Miaro amin'ny havizanana sy manome tanjaka 💪🏻
Afaka jifainao amin'ny vidiny mirary dia mirary! 🥰

05/08/2026

Fa maninona aho no tsy sahirana mikarakara ny voloko? 😌
Satria mampiasa mna-bolo Sara Bé Kinana+Papaye 🧡
Misy Vitamine E sy Oméga 6 🥰
Mahasalama, mampatevina ary mampalava ny volo 🥰

30/07/2026

Anti-tâche Sara Be 🩷
Tsy misy "effets secondaires" ary efa "testé dermatologiquement"😍
Manala ny panda sy ireo tasitasy amin'ny tarehy 🥰
Ampiasao mandritry ny alina ary arovy amin'ny masoandro ny tarehinao mandritran'ny tontolo andro ☀️

29/07/2026

Efa misy indray ny fond de teint Meva ann 😍
Ampiasao hanakomana ireo tasitasy amin’ny tarehy sy hampitoviana tanteraka ny hodi-tava 🥰
Sady manjakely ery miaraka amin’ny Meva ❤️

23/07/2026

Mena-bolo Sara Bé Kinana+Papaye 🧡
Misy Vitamine E sy Oméga 6 😍 mahasalama, mampatevina ary mampalava ny volo 🥰

15/07/2026

Ento manaraka anao na aiza na aiza ny Mena-bolo Manja, hiarovana sy hikolokoloana ny volo 🩷
Tsy tapatapaka sy vakivaky intsony ny volo indrindra amin’izao andro mangatsiaka izao 🥰

04/07/2026

Marary, reraka sy manaintaina ny vatana noho ny rotoroto andavan'andro? 😪
Ampiasao ny Baume Relax Sara Bé mba hampitony ny fanaintainana 💚 sady efa misy en boîte 🥰

27/06/2026

Mora mifindra mihitsy ny otrik’aretina rehefa ririnina ny andro 🥶
Ampiasao ny Baume Mahery sy Baume Ravintsara Sara Bé mba hitazomana ny fahasalamana sy hanamafisana ny hery fiarovana 🥰💪🏻

25/06/2026

Arahabaina tratry ny Asaramanitra ô ! 🇲🇬
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra. 🥳

Website

Address


Antananarivo
101