Oui
Handroso Hasina atrany
Manasa anao hiditra anaty page
15/07/2022
Bonjour manasa anao hiditra anaty Page
14/07/2022
22/06/2022
AZA MAKA LAGY
• Tsy misy mpiantso ve ? Avelao ho any.
• Tsy misy mpitia ve ? Mandehana mikaly.
• Tsy misy frais ve ? Mandehana tongotra.
• Tsy ampy ny karama ? Ampitomboy ny fidiram-bola ary ahenao ny vola mivoaka.
• Tsy mandefa mp mihitsy ve izy nefa en ligne ? Matoriza.
• Misy mila vaniny ve ? Miala fotsiny teo.
• Misy manopa ve ? Mangina fotsiny dia miala teo.
• Embouteillage ve ? Apetaho ny écouteur dia mihaino vazo na mianatra.
• Matahotra ho tara ve ? Mandehana aloha.
• Misy olona miady ve ? Ny lalana zorina.
Ity fiainana ity anie tsy sarotra rehefa tsy hasarotina e ! Mba kôzy e !
Aza maka lagy dia reveo manja.
Zavatra important hiasana saina fa tsy ity zavatra tsy misy fotony rehetra ity.
✍️ Kaizen
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Rn1
Antananarivo
ANTANANARIVO