Bio Bella Mada

Bio Bella Mada

Share

bien être-beauté-soins bio

12/05/2026

✨🌿 Te ho tanora lalandava ve ? 🌿✨
💛 SERUM MERVEILLEUSE – by BIO BELLA MADA 💛
Serum voajanahary natao hanampy amin’ny fikarakarana sy fanatsarana ny hoditrao isan’andro ✨

🌺 Tombontsoa azo avy aminy :
✔️ Manampy hanafaka kentrona sy bongo ambany maso (ride & cerne)
✔️ Manampy hampihena ny fisehon’ny kentrona sy ny fahanteran’ny hoditra
✔️ Manampy hanalefaka ny cerne sy ny mangana rehetra amin’ny tarehy
✔️ Mitazona ny hoditra ho malefaka, madio ary tsy hiroraka
✔️ Manampy hitazona tarehy ho tanora sy mamirapiratra lalandava ✨
✔️ Mampalandina ny loko sy manome endrika voakarakara tsara
✔️ Mety amin’ny karazana hoditra rehetra 🌸

🌿 Fikarakarana tsotra • Vokatra voajanahary • Hatsarana voajanahary 🌿
📍 Hita eny amin’ny boutique BIO BELLA MADA manerana an’i Madagasikara
🚚 Afaka manao livraison sy mandefa any amin’ny faritra rehetra
📩 Mandefasa hafatra raha mila fanazavana na hanao commande
☎️ 034 15 816 04 / 034 49 315 07

11/05/2026

📢✨ Arahina zao ato amin’ny pejy doka an’ny vaovao Real TV izahay ato amin’ny Bio Bella Mada! ✨📢

06/05/2026

🔥 GOUTTE: ARETINA AZO FEHEZINA TSARA 🔥
Maro no mihevitra fa fanaintainana mandalo fotsiny… ❌ DISO izany!
Ny goutte dia vokatry ny fiakaran’ny acide urique ao anaty rà.

Raha tsy voafehy izy dia mety hitarika:
⚠️ Fanaintainana mafy amin’ny tonon-taolana
⚠️ Fiverimberenan’ny krizy
⚠️ Fahasimban’ny voa sy taolana

💥 Inona àry no vahaolana?
✔️ Ovay ny sakafo
➡️ Fadio: hena mena, atiny, trondro sasany, toaka
➡️ Ampitomboy: legioma, voankazo, rano
✔️ Misotro rano betsaka 💧
➡️ Manadio vatana & mampihena acide urique
✔️ Fehezo ny lanja
➡️ Lanja tafahoatra = mampitombo goutte
✔️ Atsaharo ny toaka 🚫
➡️ Labiera = fahavalon’ny tonon-taolana
✔️ Mihetsika 🏃
➡️ Vatana mihetsika = vatana salama

⚠️ Tadidio tsara:
👉 Tsy fanafody tokana no vahaolana
👉 Fiovana fomba fiaina no tena lakile!

💚 Misy fanampiny ho anao:
🌿 Man’afaka → manampy amin’ny goutte, rhumatisme, arthrite
🌿 Baume Radriaka → ahosotra, manala fanaintainana haingana

👉 Afaka manao livraison afaka mandefa faritra. na manantona boutique akaiky anao

💣 “Tsy goutte no mandresy anao… fa ianao no mandresy azy!” 💪🔥
💬 Zarao amin’olona mila azy izao! Abonneo page ntsika.

05/05/2026

✨ Efa maro no tonga miandry anareo!
💯 Betsaka no efa nahita vokatra tsara ary afa-po tanteraka

🌿 Maninona no misafidy anay?
✨ Vokatra mahomby sy voasedra
✨ Valiny hita ao anatin’ny fotoana fohy
✨ Kalitao azo antoka

📍 Afaka manatona boutique
🚚 Misy livraison haingana (na aiza na aiza misy anao)
💌 Aza miandry ela fa andao hanjifa ny vokatra vita Malagasy !

Photos from Bio Bella Mada's post 01/05/2026

✈️✈️✈️Mba misy fofona mpanan-karena refa mitondra azy ,sady mihaja tsara ✈️✈️✈️
Jupe sy Poketra tsara kalitao .

💙💙Jupe satin qualité Top ( M,L,XL )
💼💼 Demellier London GM sy PM .

Prix = Mora indrindra .

29/04/2026

👉 Efa ato amin'ny IBC izahay zao an.
👉 Manasa anao hanaraka izany

29/04/2026

🌸 ARAHINAO RAHARIVA! 🌸
📺 REDIFFUSION manokana ao amin’ny iBC TV
✨ Fivahinianana niavaka niarahana tamin’ny BIO BELLA ANJARA ✨
🕖 Amin’ny 07 ora sy fahefany hariva (19h15)
🔸 Torohevitra momba ny fahasalamana
🔸 Vahaolana naturel ho an’ny vatana
🔸 Fampahafantarana ny vokatra Bio Bella
🔸 Traikefa sy fiovana manokana
💚 Aza adino fa fahasalamana no harena voalohany!

28/04/2026

🔥 Natokana ho an'ireo olona be kibo indray ny torohevitra omenay anareo androany? Ity no antony tokony ho fantatrao… 😳

👉 Ny sakafo no tonga ao an-tsaina voalohany…
Eny… fa tsy voatery izany no tena antony.
❌ Tsy ilay vary
❌ Tsy ilay hena
❌ Ary indraindray… tsy ilay mamy akory
😳 Fa fahazarana tsotra isan’andro no tena mahatonga azy!

⚠️ Ireto no antony miafina tsy dia jerentsika:

✨ ❌ Mihinana haingana be, tsy mitsako tsara
✨ ❌ Misotro rano amin’ny fotoana tsy mety
✨ ❌ Tsy ampy fibre ny sakafo
✨ ❌ Be sakafo matavy loatra
✨ ❌ Tsy ampy “bonnes bactéries” ny tsinay
😶 Ary io farany io… no tena tsy fantatsika matetika!

🔥 Ny tena marina:

👉 Raha tsy salama ny tsinay
👉 Na mihinana “sakafo tsara” aza ianao
💥 Dia mbola hivonto ihany ny kibonao!

🌿 Vahaolana naturel & mahomby:

💚 Thé Minceur Ventre Plat
✨ ✔️ Manampy mampilamina ny tsinay
✨ ✔️ Mampihena fivontosana
✨ ✔️ Manadio (détox) ny vatana
✨ ✔️ Manome fahatsapana maivana ao anatin’ny andro vitsy

🚀 Aza avela hanimba ny fahatokisanao tena ny kibo mivonto!

👉 Safidio ny vahaolana naturel
👉 Avereno ny fahatsapana “maivana & bien-être”
📲 Araho hatrany ny pejy mba tsy ho diso ireo torohevitra maro manokana ianao! ✨
👉 Afaka manao livraison afaka mandefa faritra afaka manantona boutique

26/04/2026

🚨⚠️ FAMANTARANA 04 milaza fa miakatra ny tension anao
👉 Matetika tsy misy soritr’aretina mazava… fa rehefa miseho dia efa mety ho LOZA!
🔴 1. Marary loha matetika indrindra rehefa maraina
📌 Tsindry ao amin’ny atidoha no miakatra
➡️ Mety ho famantarana voalohany fa tsy milamina ny tension-nao
🔴 2. Mitempo mafy ny fo / miakatra haingana ny fitempon'ny fo
💓 Mahatsapa “fikoropahana” na “palpitations”
➡️ Midika fa miasa mafy loatra ny fo
🔴 3. Mihodinkodina na fanina
😵 Indraindray mahatsiaro ho lavo mihintsy
➡️ Vokatry ny fikorianan-drà tsy milamina
🔴 4. Mijaly amin’ny fahitana na vision floue
👁️ Misy “tasy” na manjavozavo
➡️ Mety efa voakasik’izany ny lalan-drà any amin’ny maso

🧠 ⚕️ TSARA HO FANTATRA ANEFA FA:
Ny Hypertension dia:
➡️ Fiakaran’ny tsindry ao amin’ny lalan-drà mihoatra ny 140/90 mmHg
➡️ Mety hisy fiantraikany amin’ny:
🫀 Fo
🧠 Atidoha (AVC)
👁️ Maso
🧬 Voa na insuffisance rénale

🚨 Aza miandry soritr’aretina vao mihetsika!
👉 Mandehana manao contrôle
👉 Izany no mahatonga azy ho aretina tena mampidi-doza nefa tsy tsapa haingana
⚠️ 🔥 ZAVATRA MAHAGAGA ANEFA DIA :
👉 Olona maro mandeha tsara… tsy marary…
❗ Fa tampoka dia voa AVC 😳
➡️ Antony: tsy nojereny mihitsy ny tension any
➡️ Tsy nisy soritr’aretina mazava talohan’izay

🌿 Fanohanana naturel miaraka amin’i Bio Bella Mada
👉 Zahay Bio Bella Mada dia manolotra:
✔️ Nectar de figues de barbarie
✔️ Baume Radriaka

✨ Ireo dia produit naturel afaka:
➡️ Manampy amin’ny fanadiovana ny rà
➡️ Manohana ny fahasalaman’ny fo ,vatana, aty ,vavony ,sns
➡️ Manampy amin’ny fahasalamany ny aty anaty iray manontolo

📞 Contact : 034 15 816 04 afaka miditra Mp manao livraison sy mandefa faritra
👉 Abonneo ny pejy
👉 Partage faran’izay betsaka

25/04/2026

✨ Bio Bella Mada
— Safidy voajanahary ho an’ny fahasalamanao —
💚 Efa aman’arivony no nahita vokatra:
✦ Afaka tamin’ny aretina isan-karazany
✦ Niala tamin’ny toaka sy sigara
✦ Nahazo zaza sy nahazo fahasalamana tsara
✦ Lasa mpanjifa afa-po sy mahatoky

🌿 Nahoana no misafidy Bio Bella Mada?
✔ Vokatra 100% bio naturel
✔ Tsy manimba vatana, azo antoka
✔ Miasa haingana sy mahomby
✔ Kalitao avo sy voasedra

🌸 Torohevitra:
👉 Raha hitsabo tena ianao, safidio ny vokatra voajanahary
🔥 Ianao no antom- pisinay !
Vonona izahay handray anao na aiza na aiza misy anao
📩 Antsoy izahay na midira message privé
🏪 Na manatòna boutique akaiky anao

23/04/2026

✨ BIO BELLA MADA AO AMIN’NY HAPPY SHOPPING DAYS ✨
🌸 Faly izahay manambara fa mandray anjara amin’ny hetsika lehibe MEGA DEALS – Happy Shopping Days izahay!
📍 Toerana : AKoor’ digue (Grand Parking)
📅 Daty : 29 Avril – 02 Mai
🕘 Ora : 09h – 18h
💖 Tongava hihaona aminay mivantana!
👉 Hahita sy hanandrana ny vokatra Bio Bella Mada ianareo
👉 Torohevitra sy fanazavana mivantana
👉 Vokatra 100% naturel ho an’ny fahasalamana sy hatsaran-tarehy
📍 Stand 42 no ahitanareo anay
🌿 Aza tara! Avia maro fa fotoana tsy tokony ho disoina izao
🤝 Hihaona, hifampizara ary hikarakara ny vatana miaraka aminay

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101