Jami låh Sue
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jami låh Sue, Health/Beauty, Antananarivo.
08/09/2023
Andao hanalava volo o 💕
Manana vokatra matsiro be zay, mahalava volo haingana be créme
5 melange indienne ,Huile d'argan , Savon lin❤💖
Ilay mampaniry volo ao anatin'ny 1 semaine
Tsy mifidy volo fa mampaniry volo ngita, tsotra, Olioly
Mp izay liana na miantso ny 034 32 756 30.
05/09/2023
Savon gingembre tena mampihena aingan b mintsy mety am fahasalamana tsara💝
Manala roro amkibo, mampifintina ilay kibonao
Tongava mp avy atrany fa mety am olona rehetra an / ao anatiny 5 andro enao de mihena vo mampiasa azy
Ahositra amfaritra zay tinao hiena na miantso ny 034 32 756 30
25/07/2023
24/04/2023
Savon gingembre tena mampihena aingan b mintsy mety am fahasalamana tsara💝
Manala roro amkibo, mampifintina ilay kibonao
Tongava mp avy atrany fa mety am olona rehetra an / ao anatiny 5 andro enao de mihena vo mampiasa azy
Ahositra amfaritra zay tinao hiena na miantso ny 034 32 756 30.
17/03/2023
Efa ho avy zao fety andao hiaraka anao manja2 aminay oh❤ny volo anisany manome endrika an tsika vehivavy koa andao ary anatsara azy sady analava azy vetivety e😍🥰
Crème mélange indien tena tsara be mety am volo rehetra
Manalav volo, manala vakivaky sy tapatapaka, miongotra, sns
Manala angandrano sady mampaniry faritra Sola
Mampangirana azy sady manalefaka ilay volo
Vidiny 18000ar crème , crème + savon = 23000ar
0343275630.
07/03/2023
Iza avy le manan olona am tarehy ato 😍 panda ,mony , cicatrice, cerne, n'a tâche efa ela ary afak foan ao anatiny 3 andro de efa maita vokatra tsara 💝 tsy miverina ze afak an mp avy atrany ary n'a 034 32 756 30.
21/02/2023
Merci koloina amle sary ooo❤
Nampiasa creme manalava izy sady mampaniry ilay volo vetivety ☺
Crème manalava volo, manala angandrano, vakivaky, tapatapaka, sns..
Mety am volo rehetra, ngita, tsotra, olioly
Mahazo 3 à 4cm par semaine enao mampiasa azy
Mp + info ☎034 32 756 30
21/02/2023
Mamie oo🥰!! Enao koa ve mba tsy tia tarehy misy panda sy ride,miketrona ?
Zah zao 50ans fa tsy tia tarehy misy tasy mintsy
Crème sy savon natoraly no ampiasaiko de io madio be io le tarehy
Mampiasa 3 andro aorian'izay enao de maita vokatra tsara be sady afaka tasy manelingelina
Mety amin'ny tarehy rehetra, na lahy na vavy
Mp avy atrany ary fa efa maro naita vokatra-tsoa
18000ar creme
23000ar crème+ svaon
☎ 034 32 756 30
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo