Tsinjo Aina
Fa miaraka miasa am Jesosy izahay
10/11/2025
➡️Mila fanampiana aram-pahasalamana ve ianao❓️
➡️Tsy afaka manantona tobim-pahasalamana noho ny antony maro samy hafa❓️
➡️Mitady olona azo-antoka afaka hiandry sy hikarakara ny mararinao any an-trano na any @ hôpital ❓️
👉He mano soins a domicile Ihiany koa anie Izahay eee
💉Manindrona (piqure)
👩🦽 Manara maso marary (Garde malade)
🧍Mampanao Fanabeazana-aizana (planning familial )
🧙Manampy amin'ny fitaizana be antitra ( Assistance aux personnes agés )
🤰 Analyse médicale (prélevement Analyse médicale à domicile )
🚑 Services Ambulances
✅️ Aza misahirana intsony ary, ho maivana ny olanao fa eto ny service a domicile TSINJOAINA vonona hanampy anao Miaraka amin'ireo
🧑🍳Sages-femmes,
🧑🍳Infirmiers généraliste,
🧑🍳Aide soignante efa za draharaha rehetra ao aminy🧑🍳🧑🍳
Contact:0334827829/0344296345
06/10/2025
➡️Mila fanampiana aram-pahasalamana ve ianao❓️
➡️Tsy afaka manantona tobim-pahasalamana noho ny antony maro samy hafa❓️
➡️Mitady olona afaka hiandry sy hikarakara ny mararinao any an-trano na any @ hôpital ❓️
- Hitsindrona any an-trano (piqure)
- Manara maso marary (Garde malade)
- Fanabeazana-aizana (planning familial )
- Manara maso fitsaboana any an-trano ( soins à domicile )
- Manampy amin'ny fitaizana be antitra ( Assistance aux personnes agés )
- Analyse médicale (prélevement Analyse médicale à domicile )
- Services Ambulances
✅️ Aza misahirana intsony ary, ho maivana ny olanao fa eto ny Agence Tsinjoaina vonona hanampy anao, Miaraka amin'ireo Sages-femmes, Infirmiers spécialiste ,aide soignante efa za draharaha rehetra ato aminay 🧑🍳🧑🍳🧑🍳
Contact:0334827829/0344296345
13/08/2025
Fahasalamana ho anao
Zarao fa mahasoa ny hafa
CIRCONCISION A DOMICILE
confier vos proches au professionnel
0344296345
05/04/2025
❌FIZOTRAN'FITOMBON'NY ZAZAKELY AO AMBOHOKA VAO MITSAIKA MANDRAPAHATERAKA ❌
✅ Fihaonan'ny tsirinaina lahy sy vavy
✅3 Semaine :Efa mitempo ny fony fa mbola tsy heno aty ivelany
✅1mois et demi :eto manomboka manao écho hanaporofona fa tena bevoka marina ary hijerena sendra zaza an-tsosokoditra na Zaza voaloboka.
✅2mois :efa miforona daholo ny taova rehetra
✅3mois :manomboka hita ny sexe
✅4mois :manomboka mietsika izy (eto no tsara manao écho faharoa raha hijery sexe ary ihany ko hijerena ny tsy fahatomombanana rehetra
✅5mois :efa manomboka maheno feo izy ,tsara mihitsy ny zaza ao an-kibo resahana fa fantany ny feonao 🥰
✅6 mois efa mietsika bé ary efa mivonona amin'fiterahana
✅7 mois :eto izy dia manomboka maka ny "position" hivohahany(mety lohany no ambany ,mety mitsivalana sns (manao écho faha 3 ijerena hoe hiteraka ambany sa mety hididy
✅8mois/9mois : efa miomana ny hivoaka amin'izay izy (manomboka marary eo an-doha Vania satria miha misokatra ilay taolana eo fa miha mihidina ilay zaza
AZA ADINO NY PARTAGE 🙏 ABONNEO NY PEJY 🥰🙏
TSINJO AINA
05/04/2025
Centre Médical vao misokatra ety Avaradrano
Mitady Docteur hiara miasa ary afaka miasa isanandro
Mipetraka ety Avaradrano no tsara kokoa
Antsoy avy hatrany ny
0344296345
23/01/2025
https://www.facebook.com/100090121602056/posts/543514905329225/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
❤️SOINS et Service à domicile ❤️
👉Fanabeazana aizana (Manala na mametaka ) 🙏
👉Tsindrona
👉Tevika
👉Pansement
👉Manala kifehy
👉Mametaka sérum
👉 (Manao garde malade à domicile )
👉👉👉☝️
28/11/2024
Rasazy miasa a Domicile
Manao ny asa momba ny fahasalamana rehetra
0344296345
Rasazy miasa a Domicile
Manao ny asa momba ny fahasalamana rehetra
0344296345
28/11/2024
❤️SOINS et Service à domicile ❤️
👉Fanabeazana aizana (Manala na mametaka ) 🙏
👉Tsindrona
👉Tevika
👉Pansement
👉Manala kifehy
👉Mametaka sérum
👉 (Manao garde malade à domicile )
👉👉👉☝️
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Rangaina Ilafy
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Tsinjo Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.