Bio Cosmétiques
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bio Cosmétiques, Beauty, cosmetic & personal care, analakely, Antananarivo.
𝗕𝗶𝗼 𝗖𝗼𝘀𝗺é𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀
Produits 100% naturels pour révéler votre beauté
𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 – 𝗲𝗻 𝗳𝗮𝗰𝗲 𝗣𝗮𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270
10/09/2026
👉 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗚𝗢𝗡𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗩𝗬 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗧𝗬 𝗞𝗜𝗕𝗢 𝗡𝗢 𝗠𝗔𝗠𝗣𝗜𝗕𝗢𝗡𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗭𝗬
😣 Misy fotoana na dia tsy mihinana be aza ianao dia mibontsina ny kibo, mavesatra ny vatana ary tsy mahazo aina rehefa avy misakafo.
🔸 Fantaro fa ny tavy ratsy mihangona manodidina ny kibo no mahatonga izany ka izay no mahatonga ny kibo mibontsina ary rehefa avy misakafo
💚 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗚é𝗹𝘂𝗹𝗲 𝗩𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲 𝗣𝗹𝗮𝘁 no solution rapide et efficace satria manampy mampihena ny kibo mibontsina, manamaivana ny vatana ary indrindra mampahazo aina na dia avy misakafo aza.
📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270
08/09/2026
😩 𝗘𝗳𝗮 𝗻𝗶𝗲𝘇𝗮𝗸𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘇𝗮𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘃𝗲𝗿𝗴𝗲𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗻𝗮 𝘁𝘀𝗮𝘁𝘀𝗮𝗸𝗼𝘁𝗿𝗮 ??
🔸Mety efa nampiasa crème ianao…
🔸Mety efa nampiasa huile isan-karazany ihany koa…
🔸Mety efa niezaka nikarakara tsara ny hoditrao ianao…
🔸Ary mety efa nanao ezaka maro, kanefa tsy mety ho madio sy malama toy ny taloha intsony ny hoditrao ?? 🥺
💡 𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮𝗼 𝘃𝗲 ?
Ny vergetures dia mety hiseho rehefa mihitatra loatra ny hoditra , ohatra mandritra ny fitondrana vohoka na rehefa miova tampoka ny lanja sy ny haben’ny vatana.
👉 Rehefa efa misy tsatsakotra dia mila karakaraina tsy tapaka ny hoditra mba hanala azy tsikelikely. ✨ Mila soin régulier mba hanampiana ny hoditra ho malefaka, hydraté ary hihazona tsara kokoa ny élasticité-ny. 💗
💡 Izany indrindra no antony ilàna routine adaptée ho an’ny hoditra misy vergetures.
🔥 𝗘𝗟𝗩𝗔 𝗖𝗥È𝗠𝗘 𝗔𝗡𝗧𝗜-𝗩𝗘𝗥𝗚𝗘𝗧𝗨𝗥𝗘𝗦 dia creme anisany mampitombo ny élasticité ny hoditra, manala ireo tsatsakotra , ary mahatonga ny hoditra hiverina ho malama sy madio indray.
📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270
07/09/2026
💧 𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗯𝗼𝗻𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗸𝗶𝗯𝗼 𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘃𝗲𝘀𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝘁𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝗴𝗲 𝗻𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝗹
☺️ Anisan’ny asan’ny MAGO DRAINEUR & MINCEUR izany 😍💚
Raha te hahatsapa vatana maivana sy mahazo aina kokoa, aza miala amin’ny MAGO DRAINEUR 💚
🔥 𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗗𝗥𝗔𝗜𝗡𝗔𝗚𝗘 𝗡𝗔𝗧𝗨𝗥𝗘𝗟 !
📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270
06/09/2026
🥺Inona no tena nahatonga ny vergetures na tsatsakotra taminao? 🤔
📩Samia ary mamaly ao amin'ny commentaire
04/09/2026
💚‼️ 𝗔𝗧𝗔𝗢𝗩𝗬 𝗩𝗘𝗟𝗢𝗠𝗔 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗲𝗼 𝗵𝗼𝘆 𝗮𝗵𝗼 𝗻𝘆 𝗸𝗶𝗯𝗼 𝗺𝗶𝗯𝗼𝗻𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮 🛑🤚
👉Ho anao ilay manana kibo mibotsina, tsy mahalevon-kanina, vatana mavesatra dia ity no vahaolana
💚𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗚É𝗟𝗨𝗟𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗣𝗟𝗔𝗧 dia ✔️Manatsara ny fandevonan-kanina
✔️Mampihena ny kibo mibontsina
✔️Mahatonga ny vatana ho maivana kokoa
📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270
02/09/2026
✨ 𝗦𝗮𝘃𝗶𝗲𝘇-𝘃𝗼𝘂𝘀 𝗾𝘂𝗲 𝗹𝗲 𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝗴𝗲 𝗽𝗲𝘂𝘁 ê𝘁𝗿𝗲 𝘂𝗻𝗲 𝗽𝗿𝗲𝗺𝗶è𝗿𝗲 é𝘁𝗮𝗽𝗲 𝗶𝗻𝘁é𝗿𝗲𝘀𝘀𝗮𝗻𝘁𝗲 𝗹𝗼𝗿𝘀𝗾𝘂’𝗼𝗻 𝘀𝗼𝘂𝗵𝗮𝗶𝘁𝗲 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱𝗿𝗲 𝘀𝗼𝗶𝗻 𝗱𝗲 𝘀𝗮 𝘀𝗶𝗹𝗵𝗼𝘂𝗲𝘁𝘁𝗲 ? 💚
✅ 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗗𝗥𝗔𝗜𝗡𝗘𝗨𝗥 & 𝗠𝗜𝗡𝗖𝗘𝗨𝗥 soutient le drainage naturel, aide à réduire les sensations de ballonnement et contribue à une sensation de légèreté et de bien-être au quotidien. 💚
📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270
31/08/2026
❌ 𝗧𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗮𝘁𝗲𝗿𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗲𝗿𝗴𝗲𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀 𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗮𝘁𝘀𝗮𝗸𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗶𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗲𝗵 🤩
Indraindray isika mieritreritra fa rehefa misy ny vergetures dia:
🔸 Tsy misy azo atao intsony
🔸 Tsy maintsy mijanona eo foana izy ireny
🔸 Sarotra be ny manala azy eo @ hoditra
❌Diso anefa izany , fantaro fa rehefa voakarakara tsara sy voahydraté tsy tapaka ny hoditra dia malefaka sy mora afaka ny vergetures.
💚 Izany indrindra no antony hikarakarana ny hoditra miaraka amin'ny 𝗖𝗥È𝗠𝗘 𝗘𝗟𝗩𝗔 𝗔𝗻𝘁𝗶-𝗩𝗲𝗿𝗴𝗲𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀 :
✅ Mampitombo ny élasticité ny hoditra
✅ Mamerina ny hoditra ho amin'ny laoniny indray
✅ Manala ireo tsatsakotra amin'ny vatana
✅ Manamafy ny hydratation an'ny hoditra
📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270
😩 Alohan’ny hatory sisa vao mba mahasahy manao robe serrée, noho ilay kibo be 🤦🤣
👇Soraty ao @ commentaire raha mila solution
Category
Website
Address
Analakely
Antananarivo
101