Soa Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa Beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Nanisana près de l’arrêt bus Sapin, Antananarivo.
06/08/2026
Misokatra ny :
Lundi au samedi
7hrs30mn à 17hrs 30mn
Tongava oooh🥰🥰
16/06/2026
Coucou 😊
Ianareo sisa andrasana an❤️❤️
14/06/2026
🏤: sapin Nanisana
📞032 17 793 36
Ouvert du lundi au samedi
7hrs 30mn à 17hrs 30mn
Raha miala bus avy any meteo ianao dia miverina Kely ka manaraka ireto sary ireto 😊
14/06/2026
🎉 PROMOTION SPÉCIALE 🎉
Efa nampanantena izahay fa hisy hatrany ny promotion mora noho mora isam-bolana ho fanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa malala.
Raha 8 000 Ar ny finition lisse ary 9 000 Ar ny finition boucle mahazatra, dia 7000 Ar monja izy ireo mandritra ny promotion!
✨ Soin + Brushing + Finition Lisse ou Boucle 💰 7000 Ar 📅 ny Alatsinainy ka hatramin'ny Alakamisy izao.
Tongava manararaotra ity tolotra manokana ity ary mivoaha amin'ny volo tsara tarehy sy voakarakara! 💖
SOA BEAUTÉ 💇♀️ Coiffure • Onglerie • Esthétique • Make-up
07/05/2026
✨ Mitohy hatrany ny promotion antsika ✨
Soin kalitao sy mifanaraka amin’ny karazana volo rehetra, miaraka amin’ny finition tena tsara sy manja ✨
Tongava ary fa miandry anao izahay ❤️
🏠 Lieu : sapin nanisana
📞032 17 793 36
15/04/2026
Coucou 🖐️
Aza adino 😊
Mbola mitohy hatrany ny promotion eto amintsika:
✨ 8000 Ar – lisse
✨ 9000 Ar – boucle
📍 Ety Nanisana Sapin
🕘 Misokatra Alatsinainy hatramin’ny Asabotsy
⏰ 07:30 maraina – 17:30 hariva
💖 Miandry anao izahay !
12/04/2026
Coucou 😊🖐️
Mitovy hatramin'ny farany volana promotion antsika an❤️🥰
Sao tara eo indray.....
Misokatra 07hr à 17hrs 30mn
Lundi au samedi
05/04/2026
Joyeuses fêtes de Pâques à tous ! 🐣🌸
Nous vous informons que le salon sera exceptionnellement fermé le dimanche de Pâques ainsi que le lundi de Pâques.
Nous aurons le plaisir de vous accueillir à nouveau à partir du mardi 07, aux horaires habituels.
Nous vous souhaitons de très belles fêtes de Pâques remplies de joie et de bonheur 😊
Category
Website
Address
Nanisana Près De L’arrêt Bus Sapin
Antananarivo
101
Opening Hours
| 08:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Soa Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.